mba zarao

1. miam55 ( 30/11/2007 10:06)
Ry akama,
Mba zarao aminay hoe ny vetsoponao miafina na fitiavana :* na adalàna :twisted: na izay tsy ambarambara (telo) na izay rehetra mety azonao ambara momba ny fiainanao mety hampihomehy :lol::D,:-D mety hampalahelo :roll::cry:^^nefa mety hananatra koa(l):?8O MBA ZARAO E!:^)
répondu par karbonetra le 21/12/2007 18:14
2. xxx ( 30/11/2007 11:01)
ko ratsy vendrana ko iza ko no hizara aminao izay tsy sahy mametraka ny mombamomba anao akory, fenoy aloa ny ao dia ho hita eo ny manaraka=))
3. miam55 ( 04/12/2007 08:05)
fa confidentiel koa nge le izy sao oainina eo ny sasany hoe enao mintsy no nilazalaza ny moba antsika any zay le izy e :roll: :idea::-D
4. miam55 ( 04/12/2007 08:15)
za zao lazaiko anareo fa tezitra mafy amin ilay zaobaviko ao :twisted: fa sady tendan kanina no be kritika marina tsy mampite ha:evil:... za mba tenda ihany fa izy no tena loza.:evil:
5. lohabe ( 06/12/2007 20:35)
hanina kosa io koa
6. booboo ( 06/12/2007 21:29)
zà ndray zao tena faly dia faly mihitsy f'efa hisy hivarotra vin chaud isa-kariva ndray eraka ny tanana :D:D:D
7. simplex ( 06/12/2007 22:23)
te hatory :)
8. xxx ( 10/12/2007 10:20)
zaho ve r reto mba nanorokoroka le vadiko omaly niala izy fa ngamba misy fofom behivavy ndray mba lalina koa iny.
9. karbonetra ( 21/12/2007 18:14)
xxx:

zaho ve r reto mba nanorokoroka le vadiko omaly niala izy fa ngamba misy fofom behivavy ndray mba lalina koa iny.

Mba nakatsiaro zany toi nefa izy mailo !
Mampalahelo :-*


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3783