bon annif Ari.malala

1. Valala ( 28/11/2007 04:58)
Bon anniversaire akia njy ry ari.malala d enga anie hombampahasoavan'Andriamanitra hatrany ianareo mianakavy kely,mirary soa sy fahasalamana ho anjy.
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
2. ravatorano ( 28/11/2007 05:14)
arahabaina akia njy ah=D=D=D=D
dia mirary soa lalandava dia ho tratry ny taoana marobe hifanesy foana e
tongava taiza ny ankizy e
:-*:-*:-*:-*:-*
3. sitlo ( 28/11/2007 05:35)
:-*

[center][/center]
4. Ralay ( 28/11/2007 06:31)
Miarahaba dia hitsingerina indray ilay fotoana e:-*
5. bimanoa ( 28/11/2007 07:03)
bon annif d mirary soa bdb d ho tonga @ izay irina e !
6. booboo ( 28/11/2007 07:04)
Joyeux anniversaire Ari.malala :-*. Mirary soa indrindra dia hombam-pahasalamana hatrany. :-*:-*
7. ari.malala ( 28/11/2007 07:48)
Misaotra betsaka nahatsiaro sy nirary soa dia samy ho tahian'Andriamanitra isika hahazo izay irina sy tadiavina e,:-*:-*:-*nareo retraretra, d merci bcp amze nandefa sms an:-*:-*
8. ratonga ( 28/11/2007 07:50)
bônaniverséra ari.malala:-* :-*
9. majakely ( 28/11/2007 08:16)
bisous special njy ari.malala
10. kelly13 ( 28/11/2007 08:22)
joyeux anniversaire ankia d blablablablablabla a, kisss :-*:-*
11. tywa68 ( 28/11/2007 08:27)
mirary soa sy fahasalamàna ho anjy akia a bon anniv :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
12. mandy ( 28/11/2007 08:32)
Bon annif ari. Mirary soa d bisous bdb
13. Aino ( 28/11/2007 08:36)
:-*:-*:-*(l):-*bonna niff anky ari.malala
14. Aino ( 28/11/2007 08:38)
(l):-*MIARAHABA ANY KOLIH IHANY KOA BIZZ
15. diamondra27 ( 28/11/2007 08:43)
bon anniversaire ari.malala:-*:-*:-*
:*:*:*:*:* avy any @ bdd
16. ftma ( 28/11/2007 08:47)
bon anniversaire akia ari.malala, dia ho tratry ny ela indrindra, Mirary soa sy fahasalamana mandrakariva e :-*:-*:-*
17. Valala ( 28/11/2007 09:05)
sitlo ahoana no fanaovana otran'io?
18. hery ( 28/11/2007 09:16)
Voaray ve ny sms :-p
19. watafon ( 28/11/2007 09:33)
Mirary soa indrindra e !:-*:-*:-*:-*:-* d zany eo ihany fa .....=))=))
20. lancia ( 28/11/2007 10:18)
bonanif zany njy Ari.malala
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1384