bon annif Ari.malala
21. tess
(
28/11/2007 10:27)
hummmmm! hay ve fetindriko anio e! bonnanif de manaova fety ambatsa e! aza adino foana ny gatô an!:-*:-*:-*:-*
22. tslem
(
28/11/2007 11:07)
Bon anniversaire akia ndry a, dia ho tratry ny taona mitsingeringerina.Dia ho tahiana'Andriamanitra sy ho ambininy amin'izay rehetra atao.:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
23. tslem
(
28/11/2007 11:15)
Ari a !Ny tel-njy ve no tsy mandé sa ny anah no marary e? :-D:-D:-D:-*:-*
25. rurik
(
28/11/2007 12:29)
:-*:-*De faly miarahaba andry aky ,ary miraray ny soa rehetra ho andry sy ny fanakaviana kelindry. indrindra ny fahasalamana.:-*:-*:-*:-*
26. ari.malala
(
28/11/2007 12:47)
dia mbola mamerina ny fisaorana mitafotafo hoanareo rehetra indray ny tenako, dia Andriamanitra be fitiavana hamaly soa anareo rehetra, tsy adinoko nareo refa minana gato za am manaraka fa ny androany alou ts nisy:P
hery, voaray tsara k, ary le nalefako teo v voaray?;):-P
tslem, mande tsara ny tel ko ka! i hery zao nandefa voaray soamantsara mintsy:):-D
dia miarahaba ireo mitovy tsingerin-taona amiko iany koa dia mirary azy ireo hahazo izay fahasoavana irin'ny fony tsirairary avy:-*:-*
bizz mamy hoan'ny namana retraretra
hery, voaray tsara k, ary le nalefako teo v voaray?;):-P
tslem, mande tsara ny tel ko ka! i hery zao nandefa voaray soamantsara mintsy:):-D
dia miarahaba ireo mitovy tsingerin-taona amiko iany koa dia mirary azy ireo hahazo izay fahasoavana irin'ny fony tsirairary avy:-*:-*
bizz mamy hoan'ny namana retraretra
27. ari.malala
(
28/11/2007 12:49)
hay adinoko, diamondra27, ampitao any am bedada ny fisaorana, mamy be mihoatra ny gato hono hoe, fa rovina vao hatao realy:-D:-D:-D:-Dany am fond 117:-D:-D:-D:-D:-D:-D
28. tsiafoi1
(
28/11/2007 12:58)
bon annif njiko de ho feno fahasoavana sy fitahin'Andriamanitra ny andro sisa ho avy rehetra!
de tongava ihany koa zay irian'ny fo ka mahasoa rehetra! bisous (l)(l)(l)(l)(l)(l)
de tongava ihany koa zay irian'ny fo ka mahasoa rehetra! bisous (l)(l)(l)(l)(l)(l)
30. Samoana
(
28/11/2007 13:53)
Arahaba ry ari.M:D
Mirary sou hatrany...hifalian'ny kilonga @ noely:wink::-D:-*
Mirary sou hatrany...hifalian'ny kilonga @ noely:wink::-D:-*
31. sipagasy
(
28/11/2007 14:09)
dia mifanantera @ zanaka sy ny zafy rahatrizay retsy annn,
bizz be spesialy injiko!!
:-*(l):-*
bizz be spesialy injiko!!
:-*(l):-*
32. glou
(
28/11/2007 14:14)
mbola tsy tara zah ngamba ohhhhh:lol:bonne annif zany ianao de atero ao ambony ao ilay anjara gateaux ko sy ilay cd nampanantenaina :P
tsatsa antitsa eh
glou_
tsatsa antitsa eh
glou_
33. fahamarinana
(
28/11/2007 14:23)
:arrow:Bon anniversaire ari.malala,somary tara kely fa dia mirary ny soa rehetra ho anao hatrany e,ho tahian'ny Tompo.(l)
35. mbaliana
(
28/11/2007 18:17)
hihihi tara za .. fa miala tsiny akia... bon annif njy dia mahazoa zay iriana rehetra retra akia :-*:-*:-*:-*
36. ari.malala
(
29/11/2007 12:06)
tsisy tara ka:) fa mbola misaotra fonafonafona ry reto a! :-*tsitako ze tenenina fa d misaotra e! d enga anie hitohy fona ny fifankatiavantsika na d mbola virtoaly aza alou am sasany fa tena latsaka am-po e!:-*:-*:-*nareo retraretra
37. karinah
(
29/11/2007 21:25)
Valala:re-Bon'annif Ari.malala:-*(l):-*(l):-*(l):-*(l):-*(l):-*(l):-*(l):-*(l):-*(l):-*
Bon anniversaire akia njy ry ari.malala d enga anie hombampahasoavan'Andriamanitra hatrany ianareo mianakavy kely,mirary soa sy fahasalamana ho anjy.
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
38. rakaroka
(
29/11/2007 22:13)
Hay ve akia annif-njy. Miala tsiny raha somary tara fa tsy tafa-sera loatra aho tato ho ato. Dia mirary ho ela velona akia, dia mahazoa izay iriana: inn ny tianjy?....Vola BBBBBBbbbbe, vady hampiadana,sns e
tsy hadino ny fahasalamana...:-*:-*:-*:-*:-*:-*
tsy hadino ny fahasalamana...:-*:-*:-*:-*:-*:-*
39. dadie
(
02/12/2007 00:45)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau1.gif[/IMG]
coucou dry
dsl fa taraiky aki ,tsy hay ny tsy anoratra kely ho marikin'ny fiavanana koa d joyeux anniversaire aky njiko ,mahazo izay irina d mampamangy any am izy 2 lahy
dadie tsy manadino
coucou dry
dsl fa taraiky aki ,tsy hay ny tsy anoratra kely ho marikin'ny fiavanana koa d joyeux anniversaire aky njiko ,mahazo izay irina d mampamangy any am izy 2 lahy
dadie tsy manadino