mitady billet mora

1. cielbleu ( 28/11/2007 08:53)
manana tetikasa ho any madagascar aho ka mitady billet mora pour le 22 dec 2007 juskà 02 janv 2008 mba omeo valiny e! de mitady voiture hovidina na hofaina mora koa
novalian'i niryna ny 01/12/2007 05:43
2. xxx ( 28/11/2007 21:55)
fa maninona raha mijery any amin'ny site mpikarakara an'izany e!
3. niryna ( 01/12/2007 05:43)
cielbleu:

manana tetikasa ho any madagascar aho ka mitady billet mora pour le 22 dec 2007 juskà 02 janv 2008 mba omeo valiny e! de mitady voiture hovidina na hofaina mora koa



http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m474b2a0f8530e

Ny fiara indray rehefa tonga any hianao betsaka sady afaka manontany amin'ny olona any.
Tongava soa.

Ataovy mifanohitra ireo lazain'ny hafa ireo izany ilay toerana avy any ivelany mandeha any dago indray fa tsy any dago mandeha aty ivelany.:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1068