Fanalefahana tanana sy fiarovana azy

1. niryna ( 27/11/2007 18:14)
Raha azo atao angamba ny mampiasa ny tongotra dia aleo io no atao.Ny tanana dia miasa tsy mitsahatra ka na dia ny manasa vilia lava fotsiny aza dia mety manimba azy.
Mahita toro-hevitra ve hianao hiarovana ny tanana mba halefaka foana? Indraindray ny tena miarahaba olona ,tena mafaika sy henjana be ilay tanany.Sao dia mba mahita toro-hevitra mahomby hianao hanampiana ireny olona ireny?
Ity ny aho no fanaoko
Rehefa avy mandro dia hosorana vaseline kely ny tanako dia fonosiko gant fotsy ary hoentiko matory iny.
Inona ny anareo no atao?
Ary ahoana no fiarovana azy tsy hikentrona,misy miteny hoe atao massage miakatra,ny sasany anefa midina.Iza amin'ireo no izy?
Misokatra ny fifanampiana ny namana :-*
novalian'i niryna ny 02/12/2007 06:49
2. ikaretsaka ( 27/11/2007 18:25)
ny tsy mandray ravin-dena hono no tena mampalefaka ny tanana indrindra..
dia ny fanaovana gan-tanana rehefa mivoaka.. na mafana aza ny andro:wink:
3. karinah ( 28/11/2007 00:29)
:-D:-D:-D , fampiasana gant isaky ny manao raharaha.., fasiana ny crème fatao @ tanana ihany koa rehefa alohan'ny hatory ary rehefa ririnina ampiasaina matetika
4. niryna ( 29/11/2007 06:12)
ikaretsaka:

ny tsy mandray ravin-dena hono no tena mampalefaka ny tanana indrindra..
dia ny fanaovana gan-tanana rehefa mivoaka.. na mafana aza ny andro:wink:

ka tsy maintsy mandray ravina kou.:D
Manoa gants fotsy foana ve na ao am-pandriana na any ivelany? :roll:


5. niryna ( 29/11/2007 06:14)
karinah:

:-D:-D:-D , fampiasana gant isaky ny manao raharaha.., fasiana ny crème fatao @ tanana ihany koa rehefa alohan'ny hatory ary rehefa ririnina ampiasaina matetika


misaotra karinah :-*
6. mignone ( 29/11/2007 16:40)
atao gommage otranlé fatao amina tarehy koa ny tanana dia osorana citron hatrany aminy hoho , manamafy hoho no manalefaka tanana
7. niryna ( 30/11/2007 14:51)
mignone:

atao gommage otranlé fatao amina tarehy koa ny tanana dia osorana citron hatrany aminy hoho , manamafy hoho no manalefaka tanana


Atao ahoana izany,io citron io koa no efa henoko tamin'ny bebenay fa tsy sahy aho ,hosorana fotsiny amin'izao ve sa asiana zavatra hafa? misaotra mialoha
8. mignone ( 01/12/2007 16:19)
le produit fandiovana tarehy iny no handiovana tanana , dia avy eo osorana citron
tsisy sotra
9. niryna ( 02/12/2007 06:49)
mignone:

le produit fandiovana tarehy iny no handiovana tanana , dia avy eo osorana citron
tsisy sotra


hay ,misaotra betsaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2197