Inona no tanjona tiana atao amin'ny fiainana?
1. niryna
(
26/11/2007 05:44)
Mety samy manana faniriana na tanjona tiana atao angamba isika rehetra. Diniho kely hoe ,vitanao ve ilay izy na ilay tanjona mba nirianao?
Faly ve hianao amin'ny toerana izay misy anao amin'izao fotoana izao. :lol::lol: 8)

novalian'i niryna ny 02/12/2007 07:09
2. nmrkyo
(
26/11/2007 08:41)
Tena marina mihintsy,fa raha tsy misy tanjona@ fiainana de tsym misy courage na io asa ataontsika isan'andro io aza,oh:fotsiny Ny natao omaly atao mihoatra an'zay rampitso de mitombo hatrany ny risim-po ao anaty de tohizana toy izany fona isan'andro2
3. diamondra27
(
26/11/2007 09:35)
misy ny vita de misy ny tsy mbola vita de mbola hisy ihany tanjona hafa de hatrany hatrany fa de bon courazy doly
ary njy v akia efa nahatratra ny tanjon-dry de inon le izy de azo zaraina aminay v

4. simplex
(
26/11/2007 10:53)
ny tanjoko: conquerir le monde :P
bilan: lavitry ny afo ny kitay :°)
tokin'aina: mbola tsy very fanatenana :)
ra sanatria: izay mahasoa ataon'A/tra :-P
;-)
5. ikaretsaka
(
26/11/2007 15:56)
ny tanjoko..
ny hikaretsaka amin-kafaliana sy hianatra sy ny hahalala ny fomban'olona n'aiza n'aiza hanirahana ahy sy ny fakan-tsariko ary ny taratasy ny sy pensilihazoko, sy ny hizara ireo mba haiko sy azoko teny an-dalana teny!
bilan: mba nisy vitako ihany
tokin'aina: lasa foana io ry zanako fa ny aina ro matezah
Raha sanatria: dia izay izany ko

6. niryna
(
27/11/2007 05:12)
Inona aloha ilay tena dikan'ny hoe tanjona e?
Ezaka ve sa zavatra tiana atao sy tiana ho tanterahana :D sa mitovy amin'ny hoe goal ihany ve

8. ikaretsaka
(
27/11/2007 17:51)
niryna:
Inona aloha ilay tena dikan'ny hoe tanjona e?
Ezaka ve sa zavatra tiana atao sy tiana ho tanterahana :D sa mitovy amin'ny hoe goal ihany ve
tanjona=goal
ezaka=effort mba hahafatesana goal
zavatra tiana atao sy hotanterahina.. ny hahazoana io goal io
Bilan.. impiry ni pitch vao naha strike- out ! impiry ni swing HR (basebal)
na firy minitra sy impiry ni tire firy % vao nahafaty
9. niryna
(
27/11/2007 18:07)
ikaretsaka:

Misaotra e :-*
Rehefa manana tanjona dia tena mila mifikitra amin'iny tokoa ary mety ho vita raha manao eny fa mety ho lavitra ezaka ilay izy.
Ilay faniriana no tena betsaka ary matetika tsy dia tanteraka ,sa ahoana?
10. ikaretsaka
(
27/11/2007 18:24)
betsak any tanteraka ka... ny ahy izao ohatra aventurier no faniriako
satria inspire t@ an-dry mompera sy ry masera vazaha sy ireny le vazaha touriste sy medecins sans frontieres manao vakisiny mpitondra ilay sakaosy be tao an-damosiny ireny, sy ny volunterism ataony rehefa any ambanivohitray.. t@ izany .. manangana sekoly, mitsabo sns.. .. dia tonga saina hoe .. itony moa dia nahavatra nandeha n'aiza naiza mba hijery sy hanampy anay aty @ dezaka be aty
..ndeha koa aho hanao izany rehefa lehibe!
dia lasa desir sy envie ko ilay izy ... na fomba hafa aza no nahavitako izany fa tsy nitovy amin'ny nataony dia ...

11. salmo1
(
27/11/2007 18:31)
niryna:
Faly ve hianao amin'ny toerana izay misy anao amin'izao fotoana izao.
Eny.
niryna:Mibôsy, manao sipa, zany oe: mila manana sipa tiko indrindra eto an-tany alou hatramzao. (zay rehefa avy eo mbola tsy fantatro)
Inona no tanjona tiana atao amin'ny fiainana?
niryna:
Mety samy manana faniriana na tanjona tiana atao angamba isika rehetra.
Diso enao, fa mety ny antsasantsasany ihany.
niryna:Eny, fa mila fiezahana vao vita. Fa tsy sarotra izany na mora kely, arakaraky olona hanao an'azy ihany io.
Diniho kely hoe ,vitanao ve ilay izy na ilay tanjona mba nirianao?
;-)
12. ikaretsaka
(
27/11/2007 18:43)
ary noheveriko hoe ny tanjon'i salomo ange ny manampy 0.1 amin'ny 17.9 e
:-D
:-D
14. diamondra27
(
28/11/2007 17:10)
efa ho avy zao ny taombaovao atsy ho atsy de le 31 déc zany manao bilan we tratra v le tanjona
de ny 01/01.08 NJAY de soraty doly njay we inon ny tanjonao
simplex, ika: mbola tsy vita ny taona sa le delai efa perimé de efa nanao bilan sahady.
rapitso zao de efa azo hanaovana tanjona 1 hafa

16. soanja
(
29/11/2007 02:07)
Miovaova araka ny fisehon'ny fiainana ny tanjona ary izay mahalala mailaka, mandray ny tandrify azy sy mampiasa izany amim-pamendrehana sy am-pilaminana ary mifandanja no mivoaka ho mpandresy.
Tsy ny tanjona no zavadehibe fa ny zavatra tsapa eo ampamitana azy eo na ny hoe "Ny eny an-dalana"
Hatramin'izao aloha mbola tsy nisy ny fadisoam-panantenana saingy betsaka kokoa ny fahamalinana noho ny hafanam-po.

17. niryna
(
29/11/2007 05:21)
ikaretsaka:
betsak any tanteraka ka... ny ahy izao ohatra aventurier no faniriako
satria inspire t@ an-dry mompera sy ry masera vazaha sy ireny le vazaha touriste sy medecins sans frontieres manao vakisiny mpitondra ilay sakaosy be tao an-damosiny ireny, sy ny volunterism ataony rehefa any ambanivohitray.. t@ izany .. manangana sekoly, mitsabo sns.. .. dia tonga saina hoe .. itony moa dia nahavatra nandeha n'aiza naiza mba hijery sy hanampy anay aty @ dezaka be aty
..ndeha koa aho hanao izany rehefa lehibe!
dia lasa desir sy envie ko ilay izy ... na fomba hafa aza no nahavitako izany fa tsy nitovy amin'ny nataony dia ...
Hay va re e,tsara kosa izany :D
19. niryna
(
29/11/2007 05:25)
salmo1:
niryna:
Faly ve hianao amin'ny toerana izay misy anao amin'izao fotoana izao.
Eny.niryna:Mibôsy, manao sipa, zany oe: mila manana sipa tiko indrindra eto an-tany alou hatramzao. (zay rehefa avy eo mbola tsy fantatro)
Inona no tanjona tiana atao amin'ny fiainana?
niryna:
Mety samy manana faniriana na tanjona tiana atao angamba isika rehetra.
Diso enao, fa mety ny antsasantsasany ihany.
niryna:Eny, fa mila fiezahana vao vita. Fa tsy sarotra izany na mora kely, arakaraky olona hanao an'azy ihany io.
Diniho kely hoe ,vitanao ve ilay izy na ilay tanjona mba nirianao?
;-)
Dia ahoana tokoa raha tsy manana tanjona? Lasa mirimorimo eny fotsiny izany?
Aza variana ary eo amin'ny tovovavy fa ny fotoana mandeha,jereo ny toetra fa io no tena zava-dehibe voalohany indrindra,ny rehetra manaraka ho azy.:D
20. niryna
(
29/11/2007 05:29)
diamondra27:
efa ho avy zao ny taombaovao atsy ho atsy de le 31 déc zany manao bilan we tratra v le tanjona
de ny 01/01.08 NJAY de soraty doly njay we inon ny tanjonao
simplex, ika: mbola tsy vita ny taona sa le delai efa perimé de efa nanao bilan sahady.
rapitso zao de efa azo hanaovana tanjona 1 hafa
Hevitra mety tokoa izany,ilay resaka vola no tena anisany zava-dehibe iray ka rehefa miasa izany dia mila mijery ny vola miditra ,ny mivoaka ary ny tahiry mba ahatratrarana raha resaka vola no tianao atao.Tena mandaitra io fa andramo anie .:D Ny hafa dia arakarany. Mila finiavana sy ezaka ilay izy