soirée Namana serasera ( Paris )

1. booboo ( 25/11/2007 07:41)
Alohan'ny hamonjena fandriana dia tsy mety raha tsy manoratra kely :

- Faly nifanabe maso t@ zay hita tany : reo zay efa fahita t@ fihaonana taloha, reo zay vao sambany hitako tarehy. Boooobaka beeeeeeeee ny oul tsy fantatro pseudos tany fa dia hoe " namana " fotsiny zany reo eeeee !
- tsy ampy lay kabaro :°):°), tamin'azy tsara lé hena'omby sy anana :miam::miam: dia lay gâteau kounkou :}:}
- misaotra an'i Infinity sy lé tsy haiko anarana aby ireny nanafana ny lanonana ( ataoko fa tsy dilo tsony sofin'Infinity ô ? hihihihihi )
- nahatsiaro an'i Mandrindra sy Fijo zà t@ nisotro dité kely blitany :-P
- sns fa te hatory beeeeeeeeee zà lé !

na zany na tsy izany : @ manaraka ny sary aby aby fa ity klou sombiny kely jereo eto

hu hu hu :-D
novalian'i fijo ny 04/12/2007 21:39
2. diamondra27 ( 25/11/2007 10:22)
booboo: :-D:-D
t@ firy maraina 'zany ndeha hatory 'zany akia?

Nahafinaritra ny kabary nataon'i sefo narahina tsiky(de ampy) fa le kabaro:miam::miam: 'zany no somary tsy ampy :oops:
(kabaro dia tsy ampy 'zany fa tsy hoe: tsiky dia ampy)
bon8 zany akia dia rehefa ndray a!

tsy nandeha le jereo eto
3. Samoana ( 25/11/2007 10:56)
Marobe toy ny kabaro izany sary nalefanjy izany booboo an. Mangirifiry mihintsy ny maso mijery:-D.
Tafandriamandry de miandry fifohazana indray izany vao mahita ny ambiny e:wink:
4. Aino ( 25/11/2007 11:31)
zay tsy mahita any ilay sary eh!!

booboo ka infinity anga mba mety leo an'izy io hoe, vao maika aza izy mazoto faona.

5. tess ( 25/11/2007 11:38)
zà zao vo tonga ooooooo! vizana be mbola tsy natory mitsy^^^^
6. diamondra27 ( 25/11/2007 11:40)
de misaotra an'i Falyfoana sy mimoza nihira sy le sipa iray iny + musicien & DJ
saika adino fa hay i hery koa kay tena mahay mihira be: mandrehitra jiro @ le hiran'i mahaleo an!

tess: fa t@ firy vô natory :-D
7. diamondra27 ( 25/11/2007 11:50)

[URL=http://img265.imageshack.us/my.php?image=imgp0247oz6.jpg][IMG]http://img265.imageshack.us/img265/5579/imgp0247oz6.th.jpg[/IMG][/URL]
8. tess ( 25/11/2007 11:52)
diamondra: laozana ni blablablabla e! de tonga ny ora niaingàna handehanana train sy tgv
maty aho marna lasa ngoda be lay sary:oops:
azafady be ry reto an
9. tess ( 25/11/2007 11:56)
11. tess ( 25/11/2007 11:57)
afaka fafàna ve lay sary ngodabe io azafady???:?:oops:
12. tess ( 25/11/2007 12:14)
13. kelly13 ( 25/11/2007 12:50)
manaraka ôôôô :°)
14. Angie ( 25/11/2007 13:15)
tena malahelo mintriny aloha zah tsy afaka nankany e fa dia mbola be ny ho sisa. mampionon-tena :-D

Araky ny tatitra voaray dia tena nilay hono e

15. tywa68 ( 25/11/2007 13:38)
efa taitra ve ry booboo a ! ampio le sary e !:D

Mbola miandry ny tatitra avy any @ namana sasana ô : zay mbola tsy nipoitra teo nefa fantatray hoe tany :lol: nahafinaritra matoa tsy niala pista mihitsy d reraka, d dôdô :wink:

16. tess ( 25/11/2007 15:01)

donakely champ klou e!
17. tess ( 25/11/2007 15:13)


euhhhh....lay ps ary o!
18. tess ( 25/11/2007 15:20)


kabary kely aloha ary!
19. rush ( 25/11/2007 15:31)
manao ahoana daolo e!mahafinaritra ny fihaonana, izahay tsy afaka nanatrika fa nisy fianakaviana tsy salama, tohizo ny sary e!
20. rush ( 25/11/2007 15:34)
booboo: avereno azafady fa tsy nisokatra ilay "jereo eto", misaotra be!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3133