soirée Namana serasera ( Paris )

61. kiadi ( 26/11/2007 11:59)
avohay ny sariko ehhhhhhh =))=))=))aza afenina fa avohay tao :-D:-D:-D
62. dombolo ( 26/11/2007 12:05)
Ory kiadi a! fa aiza i Sarko?
63. mbaliana ( 26/11/2007 12:07)
arabaina zany fa nahavita fety tsara e.. dia samy ho tratran'ny manaraka indray e...:^):^):lol:
64. kiadi ( 26/11/2007 12:14)
dombolo: mijery vaovao elah de mahita an'i sarko ko
65. Valala ( 26/11/2007 12:44)
za zany tena tsy mahay mintsy hoe iza no iza fa d maka sary antsaina fotsiny e! olona 1 no mba fantatro ao.:(:(:(:(
66. Darlin ( 26/11/2007 12:49)
ùmahafinaritra be ny mahita ny sary sy ainareo rehetra mihaona e! hihihi hita fa ghoe be fitiavana b koa le serasera.org an!
Za alou tsy mahay hoe iza no iza fa vitsy kely aminareo no fantatro.
HIhihi fa dia manantena ny ahafantatra antsika rehetra @ manaraka e!
67. melody ( 26/11/2007 13:10)
tsara ilay fety na dia tsy nanatrika aza ny tenako... well done serasera=D
68. sakaizakely ( 26/11/2007 13:29)
mahafinaritra rô ny mahita anareo mikoragna :P:P:P:P

hoatran'ny tena nanatrika mihitsy agnay

manja daholo ry f., d27, f.j, b..b.., sefo Deba tsy lazaina intsony fa misoingy milay ery

Misaotra am mpizara sary, na dia tsy fantatra aza ny ankamaroan'ny mpilanona dia mahafinaritra ny mijery anareo

Ny mampalahelo fotsiny dia toa tsy misy sarina sambosa :-D:-D:-D:-D
69. fahamarinana ( 26/11/2007 14:15)
sakaizakely:
Ny mampalahelo fotsiny dia toa tsy misy sarina sambosa :-D:-D:-D:-D



:arrow:eny tokoa sakaizakely nefa d'hab iny no tena ataondry zalahy mampilenda be o?...(l)
70. hery ( 26/11/2007 14:30)
I booboo no toa nakanaka sarina kaly tao (talentany io) ka angamba misy ihany any.



71. booboo ( 26/11/2007 14:56)
tena misy aty fa tsy haiko mampiditra lay sary ato....
72. hery ( 26/11/2007 14:59)
booboo> omeo an'i tess dia alefany ao amin'ilay blaogy.

Efa manomboka mitombo ihany ny sary ao

http://tahirintsarynamana2007.skyrock.com/ sy Jereo eto
73. booboo ( 26/11/2007 15:32)
dakôdak
74. mbaliana ( 26/11/2007 18:25)
ka i booboo tsy te handihy dia mody maka sary :-D:-D:-D
75. ftma ( 26/11/2007 18:45)
mbaliana: nandihy foana i booboo ko t@ reveillon ihany io no nipetrapetraka
76. fasaly ( 26/11/2007 18:57)
zereo ny sary fa misy sarin'i booboo very passe hono ao de maka sopapa amilay olona eo alohany eo izy:?:-D
77. kelly13 ( 26/11/2007 19:03)
fa iza klou i booboo eo @ sary e?:wink:

mafinaritra ny mijery ny say ankia a, misaotra an'i fasaly sy badouda e :-*:-*
78. fasaly ( 26/11/2007 19:24)
tsy misy fisaorana e! vinavinao ao aky izy ry kelly13 an! de tena tsy azondry antsaina mitsy ve:wink::^)
79. fasaly ( 26/11/2007 19:26)
kelly: zereo tsara ny blogy fa lazain'i tracy fa ilay bandy manao blouson cuir sy lobaka manga izay hono anadahindry:wink::-D raha izy de mbo confirméo fa nadalainay tao mantsy ilay izy :-D hoe anadahin'i kelly13 enao;....
80. kelly13 ( 26/11/2007 19:33)
njaso ndray oe jerevako zany "anadahiko" zany fa ôtra'ny tonga za d :-D:-D:-D beuuuu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7035