soirée Namana serasera ( Paris )

101. ftma ( 27/11/2007 16:21)
mbaliana za eo fa tsy hitanjy ko :)
ari.malala: mazoto e izaho aloha tena tsy maharaka fa be loatra le izy :-D
102. sipagasy ( 27/11/2007 17:03)
misaotra e!!!! ny sarintsika avy moa saika mitovi² ka tsy ilaina alefa any intsony ngamba ny ahy e!!!
fa dia variana tao @ sary tao aloha androany hariva tontolo e!!!!! misaotra ny rehetra e!:-*(l):-*
103. karinah ( 27/11/2007 17:07)
kiadi:

sipagasy: laingany zany fa iz tsy tonga nitsena anah teny gare de lyon
:-D:-D:-D


104. mbaliana ( 27/11/2007 19:08)
diams> fa misy inn amin'ny volana aout 2008? ka le hoe trio dia i fasaly sy booboo dia diams .. izy roa fantako koa :-D:-D:-D

ftma> eo njy fa manao xxx sa manova ps :roll:? :-D:-D:-D:-D:-*
105. fijo ( 27/11/2007 22:07)
i booboo dia tena nihetsika be sy niala tsy ho dekonia intsoony ry namana isany.
sady niha nahiahia booboo an
misaotra nahatsiahy aky an,ary mandrindra tsy tazako,nefa i rakrisy ita be foana.
i fasaly koa tazako nefa tess taty amiko
106. Valala ( 28/11/2007 05:00)
tsy voavaky intsony ity fa efa lava be sahady, aleo haka fotoana mintsy ratandro
107. tess ( 28/11/2007 06:06)
kelly13: ao am page 33 aky ilay anadahiny ah! tena izy ve sa tsy izy?????:wink:
108. kelly13 ( 28/11/2007 08:27)
tsi izy ankia a, de toute facon, ny anadahako any mada :wink: fa neveriko oe cousin hihihihi
109. ftma ( 28/11/2007 08:41)
:D mbaliana: tsy miova ps na manao xxx izany za akia e efa fatatry njy ihany fa tsy tiako izany
tess kelly13 lozana mifanome sopapa ao :-D
fijo ary taiza no tsy hita e
110. Valala ( 28/11/2007 09:19)
voavaky ihany ny farany, tena hita amzao aloha fa nilay be ilay fety tany e. misimisia ny otranzao e!=D=D=D=D=D
111. tess ( 28/11/2007 10:29)
kelly13: zao anie gaga e! tsy mety nalaina sary mitry lery kano tratran'i paparazzi tam coin coin!:-D tsy fatany hono zany kelly sy mamz zany:-D:-D

valala: ny anareo any dago kou nge isaky zé misy milay foana e!:P

fatma: ny sopapa try maitry misy foana:-D
112. diamondra27 ( 28/11/2007 13:29)
sakaizakely: zay vao nazava akia a! azafady fa tsy azoko le tianjy notenenina satria tsy nahita sarinay 3 niaraka za! :oops: dsl
113. kelly13 ( 28/11/2007 19:17)
tess>hihihihi, tratran'ny tsy nampozina lery zany :-D:-D:-D
114. tess ( 28/11/2007 19:24)
kelly13: kanefa anie i tracy de mandresy lahatra be ahy mitsy hoe i jean yves io! jereo fa mitovy be amin'i mamz! ny trait dia mitovy be mitsy:-D
maty aho zanak'oul!
115. fijo ( 28/11/2007 21:45)
nitovy kosa izany fa tsy sahala ko.
ftma an,tara train wa izahay sy samoana
116. sasa ( 29/11/2007 05:03)
way e! io i ann, d i ann d i ann,; kay misy maromaro ihany no haiko ao, milay be le izy fa tohizo e! mahay mandihy be mintsy i ann d jejo kely, d le sipa 3 mifandombera ireo mahafinaritra be doly :-*:-*:-*, sady manja be aby, i sefo moa d hatrary ka hatraty au tableau foana.
Fa le sipa manao solomaso io lazaiko fa tsy nandé kay tonga tany ihany. :-*:-*:-*:-*
=D=D=D=D eka ouz
117. diamondra27 ( 29/11/2007 07:28)
sasa: :-*:-*
118. kelly13 ( 29/11/2007 07:32)
tess>hihihihi, mampimé ahy kou i tracy ka, lolllllll! mimé rery mintsiny za ato aminareo 2, hitako zany le pôzipôziny mandresy lahatra anjy d aveo le miteny le zanak'oul oe "anadahan'i kelly sy mamz ianao" hihihihihi, j'imagine la tete du mec kle, hahahahahahahaha

sasa>ela² ankia njy tsy henoheno ka, sa nande "congés"? lolllll kisss njy

diamondra27> njy kosa ankia mandimandina ery ny tarehanjy kou! inn ankia no produits ampesainjy?

zay le resa-behivavy :wink:
119. ftma ( 29/11/2007 09:50)
fijo: nareo roalahy be resaka koa aiza no tsy ho tara
sasa:ela marina njy izany akia
fatma: ny sopapa try maitry misy foana
ary mahita ps hafa indray tess izany :-D
120. kelly13 ( 29/11/2007 09:59)
ftma>njy kou aza mba ela² tsy hita mintsy kou, kissss kou njy (today fizarana kisss gratos, lolll) :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4901