soirée Namana serasera ( Paris )

121. sasa ( 29/11/2007 11:07)
diamondra27:-*:-* milay be
kelly13 somary sahirana am asa akia za d tsy afaka miditra firy tsony an! :-*:-*:-*
ftma :-*:-* angaha njy tsy hanao vac aty dago amzay
122. tess ( 29/11/2007 11:18)
kelly13::-D:-Dkelly: i ra citron nge efa manao hoe tsy izy io mbola hoe izy ihany io e! hihihi fa nanjary hitako nitovy be tam mamz zany mitsy lery plus tracy manome lahatra hoe anadahinjy io:-D:-D:-D
lay tao antsain'ilay bandy zao de we mitady hi dragy retsy sipa retsy fa itako otran'ny mijery lavitra anay roa:-D:-D:-Dtry mimé loza....

ftma::oops:dsl be fa tena minambary aza misy latsaka fa ny ps andry teto doa tsy latsaka fa niampy hihihi

sasa: ntsooooo! refa malalaka tsara miditra tsara eto njay kkou fa ny asa no important e!:wink::-*

123. ftma ( 29/11/2007 11:24)
kelly13 eo ihany za fa tsy hitanjy ko :wink:
sasa ho avy fa mbola tsy nahazo congé e teneniko aloha eo ihany njy sao tsy misy mitsena za :wink:
tess :-D efa mahazatra fa njy tsy mahay manoratra ps :-D
124. kelly13 ( 29/11/2007 12:19)
tess> hahahahahaha, fa ra citron kou nge saika tsy tadidiko e, hitako antsaina oa ny pozipozin'ilay bandy zao, oe, hum, misy sipa mlay mitady. malemy za kle

ftma>ah han, zany v? tena mila apetrako iany ankia zany le solomaso finalement ka :)
125. ari.malala ( 29/11/2007 12:40)
olona vitsivitsy iany zao no haiko ao, de misy olona lasa fantatro iany koa, de faly mahafantatra ireny olona ireny zany za e, za nefa fantatrareo:P:-D:-D:-D:-D
126. fijo ( 29/11/2007 22:33)
hay ve fantatrareo koa i ra citron e??????ngah alery io ato koa ry tess?
127. tess ( 29/11/2007 22:44)
fijo: hay hainao hatram ra citron! non tsy ato io fa ny anabaviny no ato de tafahaona tany sady mpiray tanàna tany madà de sam lasa aty de miara nifety tam namana tao hihihihi ary malaza kou lery zany hihihi
128. sasa ( 30/11/2007 04:14)
tess hi hi hi za koa anie mahay an'i racitron e! ary tena olo-malaza marina lery izany :-D:-D:wink::wink:
ftma tongava fa hamelaranay tapis rouge njy refa tonga eny ivato :-*
129. tess ( 30/11/2007 06:10)
sasa: marna vz zany.....? raha izany de fatany kou zany ny zokiny..hihihihi!hatraty ka hatrary zany....:-D
130. kelly13 ( 30/11/2007 07:56)
ka le surnom citron mintsy nge no mampalaza azy e, tsy tadidiko tsony oe inn no nahatonga io surnom-ny io! hihihihi! mafinaritra izy iny ka, sympa lôtra hihihihi!!!

tess>tadidinjy v le 304 sa 204 bleue ciel anjy zareo talou? hihihihihihi
131. diamondra27 ( 30/11/2007 08:58)
:-D:-D
za koa aza mba lasa nahalala tampoka andracitron koa
tess sy tracy: ary taiza aza za no tsy nahita an'zany sosie anadahin'i kelly13 sy mamz zany a!

kelly13: ndraso fa omeko re7 milay be njy @ le resaka produits de beauté akia a!:wink: fa dans un 1 er temps aloha de fenoy tsikitsiky foana ny fiainana fa manampy betsaka io na de tsy misy produit aza.:D

ftma: za koa nahita fa lasa nisy ps vaovao :-D:-D
132. kelly13 ( 30/11/2007 11:43)
diamondra27>diso mitsiky sy mihomehy fona aza ankia za zao hany ka naniry rides-pitsikiana :wink:
133. tess ( 30/11/2007 12:25)
kelly kanefa d tsy haiko zany surnom citron zany taloha fa sady otsan hoe itako niavona nedala talou hihihih

diam tao ky izy tao fa mitsioka fakantsary a hhihihih
134. kelly13 ( 30/11/2007 20:22)
tess>hihihi, ms non, tsy miavona ra citron ka, le anadahindry niry sy pôlety beuuuu (dapôly) no ataoko oe "somary" miavona ngamba
135. fijo ( 30/11/2007 20:32)
racitron kool ka,mpanao boules ireny anie e;izy somary be revy iny fa milay izy ka.gaga mantsy aho nahita an'i lery tao amin'ilay sary,fa noheveriko fa ato.
136. diamondra27 ( 01/12/2007 08:21)
tess: za aza akia nahalala we racitr ny surnom-ny koa.
Hay ve tao le dahy e!

kelly: zany ve akia a!
asio dose zany fa tsy mety le overdose :lol:
137. tess ( 01/12/2007 09:11)
kelly: tsy tadidiko lay fiaranjareo ireny hoe in no marika hihihih!
tsy haiko aloha fa zà maotina be tamreny de tsy mijery mitsy de na izaho tonga ao am ry zareo aza de tsy mifampiresaka mitsy hihihih hay nolazainy tam fety iny hoe izaho ndray hono no niavona :°)
maotina be loatra wa zà sy saro kenatra tamreny....hihihi ary marna zany..
fa i dapôly alou tena miavona e! na i pôlety aza hihihih

fijo: ié mpanao kanety be efa hatry tany madà izy ireny....fa de malaza be mitsy zany lery aty france hihihih!

diam: kou tsy haiko izany citron zany tany madà fa ra-fab no fahalalako azy, de zà tsy any france de izay no tsy hahalalàko hioe citron:-D
138. kelly13 ( 01/12/2007 09:24)
tess>maontina b njy ka, tadididiko oa njy t@ zay nanao short bleu, d tao amindry l... (cousine-nareo) t@ zay, d niresadresaka kely tsika t@ zay! bdb ny souvenira kle, fa marina fa i pôlety miavona tsy otran'i niry! i dafitsa (dapôly) kou, ry tita, (fijo sy samoana kôpy nareo) satria efa olondehibe lolll! fa i jean-yves (zokiko) sure za fa tsy fantatrindry izy, rare izy makany 67 fa za no tena "rôle" tany hahahahahah

diamondra27>lollll aleo ankia manao overdose tsikitsika ka, fiainana efa mandreraka ity, sa ahona hozy njy? :wink:
139. tess ( 01/12/2007 09:33)
:-D:-D:-D:-Dtena rôllllll mitsy klou njy tamreny e! fantatry ny ao antanàna ilay anarana .....bory volo kely tamzany hihihi sovenira marina.....i tita ngah mpanao kanety be miaraka am ry fijo sy samoana izao????

non tena tsy haiko ny anadahinjy jena yves kan! fa neveriko fa ho izy mitsy tao am fety satry resy lahatra be zà tam tracy:-D:-D:-Dnanjary itako nitovy tam mamz izany ny tarehiny huihihihi

kelly! tadidinjy zany ry sosota sy toutoune, ary ny zanaky raprezy ???ilay vero aty france koa izao de lay vadiny iny tao tam fety...i mika
140. kelly13 ( 01/12/2007 09:39)
tadidiko i sosota, ry toutoune etc...., ny zanak'i raprezy tadidiko dol, ry vivia, vero etc..., ry sinou (mayou....), iza mou le karàna lahy iny, ry voahangy sy hanitra, hihihi, ié mpiaramilalao kanety b @ i samoana i tita, avec fijo je c pas, lollllll

boribory la tera ka :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1023