soirée Namana serasera ( Paris )

81. kelly13 ( 26/11/2007 19:38)
fa na izany aza iza i booboo ao? mdrrrrrr, ôtran'ny oe lasa fôna le fanontaniana d za tsy hanaiky ra tsy milaza i booboo oe "za le zao" hihihi :wink:
82. hery ( 26/11/2007 19:45)
ela ny ela ka nandihy be mihitsy booboo :-)

Tsy ampy marina ny kabaro...
83. tess ( 26/11/2007 20:37)
sao dia ny kabaro aza no nampadihy be azy;-):-D
84. booboo ( 26/11/2007 21:34)
Tess > zà ara tsy nihinana afa-tsy kabaro 1 sotro fotsiny kouh hihihihi

Mbaliana > hihihihihi :-P

Kelly13 > " zà lé zao " hihihihihi
85. booboo ( 26/11/2007 21:36)
Alefako any ny sary aty amiko ( euh...ankoatra ny fanahy iniako tsy napetra ao :°) ).



Nahitsin'i hery
novalian'i booboo ny 26/11/2007 22:01
86. tess ( 26/11/2007 21:52)
merci booboo, tsara fa tsy mitovy dool ny saritsika de alefako atsy am blogy dool reo:wink:amzay mitambatsa ao dool:-P:-*
87. booboo ( 26/11/2007 22:01)
Hery > misaotra indrindra nanitsy dia re- aza tsiny fa nanakotaba alim-be :oops::oops:

Tess > hihihihihihi :°). dakôdak
88. booboo ( 26/11/2007 22:06)
http://picasaweb.google.com/diera.liantsoa/

naveriko napetraka ny sary fa nisy diso hatrany an-dreniny teo :oops:
89. la ( 27/11/2007 05:20)
De arabaina koa zany nareo any ampita any navita ny fankalazana ee!! de tsara tokoa anie zany e!! bokimbokiny kely daholo nareo any an :):):) tsara e=D=D=D=D
90. diamondra27 ( 27/11/2007 07:04)
boo² : merci akia fa zay vao afaka mahita a! de merci koa @ le koms
91. ftma ( 27/11/2007 07:38)
booboo tena nanala azy mihitsy njy nanao koms misaotra akia nizara an
Rahoviana ny manaraka e
92. sakaizakely ( 27/11/2007 08:06)
ilay trio manja be diams fasaly sy booboo iny ihany ny ahy no fantako

de misy an'i le kofy manao lobaka fotsifotsy mivanitika be iry koa, manao gilet manga tanora sy gris angamba izy izay, le manokatra tavoahangy na champagne iny an, tena ... gasy ka manja de tsay tsay tsay dôly
:P:P:P:P

fa mahagaga mba nametraka comments tsy atrangan'ny tompon'ny blaogy ranga a !

ps : ny kaly efa lany vao mba mody alaindry reporters sary
misy an'le sipa manja mampidera nems iny ary @ picasa ary ;-)
:-*:-*:-*:-*:-*
93. kelly13 ( 27/11/2007 08:15)
tess>lolll pejy fahafiry le misy zany "anadahako" zany klou fa tena tsy mety hitako e, lollll

booboo>zay mintsy le tsy afoizako anjy tonga d miteny oe "zà le zao", hihihi, njaso jereko le "zà le zao" io ary an :-P

hery>refa mba misy fihaonana manaraka d mba itondrao "vov" za azafady indrindra :wink: , tsy mahita an'io mintsy za aty misaotra meloha :)
94. sakaizakely ( 27/11/2007 08:26)
kelly13> booboo le mpaka sary beuuuuuuu :-D:-D:-D:-D
95. kelly13 ( 27/11/2007 08:28)
sakaizakely>hitako eto mintsy ka, tonga d fantatro le diantsarin'i booboo! :-D:-D:-D
96. booboo ( 27/11/2007 08:39)
:-D:-D:-D
97. mbaliana ( 27/11/2007 11:20)
hay ve io i diams e.. za ve nahalala faly mahafantatra e...
booboo> hihihi niova sata dia niova fanao zany :^):^):-*:-* veloma akia any amin'i pire noho zah dia :-*:-* ho anareo roa.. soa fa mba mivoaka ihany ny sopapa ka:-D:-D:-D
98. mbaliana ( 27/11/2007 11:22)
ftma> ary toa tsy hita2 eto intsony e :^)
99. diamondra27 ( 27/11/2007 11:46)
mbaliana: sao de tsy za aza le izy akia

mbaliana: tandremo njy tsy hita @ août 2008 an
100. ari.malala ( 27/11/2007 12:29)
oufffff! voavaky iany marina! arabaina nareo nahavita fety e, tena hita nafinaritra mintsy :) d mbola eo ampijerena blog fa tena 70 pejy b zao! maka fotoana lavalava mitns hijerena sary sy hanaovana comments:) de mbola oh be ny sisa e! dia mirary fifankatiavana mitohy hoan'ny mpinamana retraretra de vive serasera:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1401