piano

1. xxx ( 17/07/2006 20:23)
Raha any Antsirabe dia eo ampitan'ny vavahadin'ny mairie ny CNEM, ao ambadiky ny EPP Garby. Misy mpampianatra tena mahay izay ao, Mr RALAISA.
2. xxx ( 26/11/2007 12:35)
http://www.dailymotion.com/video/xez36_canon-in-d-piano-version-by-abigail_life
novalian'i xxx ny 17/07/2006 20:23
3. sarobidy ( 28/11/2007 13:19)
kaii tsara be, fa ny zaza malagasy ve efa mba betsaka no taizaina am mozika e :roll:
4. ikaretsaka ( 28/11/2007 18:12)
betsaka ihany, fa amiko ny tokony hatao dia tsy forcena ilay zaza fa izya instruments tiany hatao no ataony, fa rehefa nisafidy an'iny kosa dia izya amin'izay no tenenina hoe safidinao io ka mandehana...
5. sarobidy ( 03/12/2007 14:05)
d aiza eto no misy sekoly momba anio
6. sipagasy ( 05/12/2007 09:22)
Raha ao Antananarivo renivohitra dia ataoko fa mbola ao Ampefiloha ihany ny CNEM e!? sa diso aho?? ary raha aty frantsa indray dia isaky ny commune dia ahitana centre na ecole de musique daholo ary matetika manao fampisehoana ry zareo tongava anie ato e! izay ao paris fa ho gaga ianareo http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47546b46a12e5

Mahazahoa fahafinaretana daholo :-*(l):-*
7. Rasiligaoma ( 06/12/2007 03:49)
eny ambony tamboho koa feno sekoly! miaraka @ gitara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5929