coup de foudre
1. todisoa2
(
26/11/2007 11:47)
mba mila fanampiana zahay e. Au faite, j vdrai savoir oe cmnt kay le oe azon coup de foudre. N angatahinay d celui na celle qui venait tt juste d'avoir vécu le coup de foudre n mamaly.:oops::oops::oops::lol::lol::lol::lol:
novalian'i bozzy ny 21/12/2007 21:48
3. sitlo
(
26/11/2007 19:38)
Rehefa avy be ny orambatravatra dia mitondrà vy lava be sady maranitra tsara. Varahina no tsara koakoa, dia fenoy tungsten (ilay filament'ny ampoule ireny) eo akaikin'ny tendrony.
Dia ento mankeny amin'ny tendrombohitra fa mety misy kankana milatsaka avy eo. :°)

5. sitlo
(
26/11/2007 19:52)
ka izy mitady ilatsaham-baratra dia atoro fika koa. Izaho aloha mbola tsy tratrany eh.
6. melody
(
26/11/2007 20:11)
sitlo: ka hoe ilay olona efa vou mihintsy no hasainy mamaly k'inn indray ary:-D:-D
9. keyoann
(
26/11/2007 22:59)
sitlo tiako be le valinteny.
Za ndray aloa mbola tsy voan io fa le fou d coudre angamba no efa nahatratra ahy:-D:-D:-D:-D:-D:-D

11. andreasr
(
27/11/2007 06:03)
aza mba tratrany zany coup de foudre zany reto voa16 taona an fa na izany ara j'pense que c la derniére chose dont j'ai envie trop mortel loatra koa
15. keyoann
(
30/11/2007 22:28)
slym:
keyoann>hihi ina ndray lty zany fou de coudre zany??:D
euh.... za koa aza mba gaga mety adalana zaitra angamba e!:-D:-D:-D
16. bozzy
(
21/12/2007 21:48)
mbo serieux ry reto a !
!
andraso fa tataraiko ny coup de foudre fa za efa tratra
vao nifanojo ny masonay 2 dia tena ohatry ny voany decharge electrique mihitsy ny foko; nanomboka teo dia any aminy foana ny eritreritra isatsegondra; tsy mahavita ny asa amandraharaha fa te hahita sy hifanena aminy foana foana , te hahare ny feony , rehefa mifanena na mampiaraka aminy dia mitselatselatra fona ny fo sy ny vatana , mafana be hafahafa izany; rehafa hisaratoerana dia mandraiky marary mihitsy (l)
manao ny folie de la vie rehetra: mandany frais mihitsy andeha hankany aminy; tototra facture de telephone niantsoana azy ; bankiropotra mihitsy ary dibotrosa satria te ho eo anilany foana dia manao ny sitrapony rehetra
eo aminy roa na telo volana eo ihany io sensation rehetra io no iainana
tampotampoka eo dia leo be azy , te hanadino azy tanteraka mihitsy , mahita zavatra ratsy be dia be momba azy satria leo azy (na dia olona manana qualité aza izy an)
vita amizay ilay coup de foudre: tsy naharitra satria ohatry ny mololo ihany ka mora notsofina ilay afo niredareda be teo dia matyyyy