Misalasala ve hianao?Minoa an'i kristy fa mamaly vavaka Izy
1. niryna
(
26/11/2007 09:30)
Ho antsika ray aman-dreny sy ireo olona very fanantenana no hilazako ity ho vavolombelona fa mamaly vavaka foana Atra na rahoviana izany na amin'ny inona izany.Ny tadiaviny amiko sy aminao ihany dia ny mifikitra,mametraka ny fiainana ary mino fa Izy Irery ihany no mahavonjy,Izy irery ihany no hanafaka amin'ny gadran'ny fahotana sy ny fahoriana,eny mamaly vavaka tokoa Izy ho an'ireo izay mitalaho,mamboraka izany fahoriana ao anatin'ny fo izany ka miresaka Aminy manokana(hianao sy Izy ,tsy mila mpanelanelana)
Raha mbola tsy nanao izany hianao dia manandrama fa hijoroako vavolombelona hatrany izany.:D:D
Notaizana tamin'ny soratra masina ireo zanak'izy mivady..Niarahanay nivavaka nandritra ny fotoana maro ity tanora iray...Noho ny lehibe dia niova saina vokatry ny namana izany na ny ary dia tsy nandeha niangona intsony.Tsy nitsahatra nivavaka azy io anefa izahay ,ny rar sy ny mpiray tam-po aminy,ary naharitra izany saingy tsy kivy izahay.
Tsy nety nianatra intsony fa dia milalao nintendo fotsiny no nataony,sady nivoraka be noho izy tsy nihetsika tao am-pandriana.Nandeha nitety tany maromaro ity tanora fa izay no mba tiany ary noho izy kely dia nijanona fianarana dia tsy nety niasa na nanana toe-tsaina hoe ambany.Indray andro izy niteny ny reniny fa andeha ho any Chine ary dia lasa tany izy ,naharitra fotoana lava no nijanonany tany ka nampianatra ireo ankizy ny teny vahiny izy,faly tsy nisy toa izany izy,hay ve izaho ity mba misy mitia ihany e,mba afaka mizara ihany e.
Tsy nitsahatra nivavaka ity reniny ary naniry azy ma hiaraka hiangona amin'izy mianakavy.Niakanjo tokoa izy ary tsy nisy nieritreritra ny rehetra hoe andeha tokoa izy ary tao am-piangonana hoy ilay reniny ity zanany tanora raha naheno ilay hira nilaza hoe "Here I am to worship.Here I am to bow down.Here I am to tell you that you are my God."o^o
Io dia hira malaza aty aminay sady mampivaky fo ny mihira azy ary dia miantso an'Atra "Manandratra sy midera Azy.Miankohoka eo Aminy.Mampahafantatra Azy fa Izy no Atra (ahy sy anao)."o^o
Tsy naharitra ity tanora fa nigogogogo nitomany sady namihana an-dreniny ary dia niara nitomany tamin-kafaliana izy mianaka.
Izay ilay Fanahy Masina mitarika antsika rehetra izay mino Azy, ary manantena fa izay zavatra mampahory sy mampalahelo ary tadiavintsika Aminy ka tena vokatry ny fo dia omeny ahy sy hianao ary ovainy koa ny fo tsy ho fo vato intsony fa lasa fo volamena raha Izy Irery no antsoina.Eny mamaly Izy raha manatona Azy.
Minoa fotsiny ihany dia ho vonjena hianao sy ny ankohonanao. Amena
(l)niryna

novalian'i niryna ny 01/12/2007 04:27
2. papala
(
26/11/2007 11:27)
Izaho dia mino an'Andriamanitra, izy dia mamonjy ny mino azy. Ary tsy manary mihintsy izy na amin'inona na inona trangan-javatra manjo ahy. Za dia mijoro vavolombelona mihintsy. Fa mivavaka @ Andriamanitra,Jesosy Kristy Tompo, isan'andro isan'andro.
3. ditrakely
(
26/11/2007 12:29)
Izaho koa dia tena mino ary mino sy mahita tanteraka fa mamaly vavaka Andriamanitra.
Mivavaha fona isaky ny mahatsiaro ary ataovy isanandro izany ary indrindra ny mahaiza misaotra azy aminizay rehetra ataony amin'ny fiainanao isanandro satria izy no mitantana ny fiainanao sy ny dianao raha toa ka napetrakao eo ampelatanany ny fiainanao sy ny olana rehetra miseho eo aminao.
Mamaha olana lalandava izy ary tsy misy olana tsy ahitany vaha olana raha toa ka tena mametraka ny fitokisanao aminy ianao.Aza misalasala zany fa izy irery ihany no vahaolana ho anao raha tena mino azy tokoa ianao.

5. ikaretsaka
(
26/11/2007 15:16)
Tsara ilay temoinage
fa amiko aloha ry niryna tena tsy ny fiforcena olona an-kolaka @ alalan'ny fanaovana avocat mitantara tantaran'olona hafa ary no nahatonga ahy nino an'i kristy
mazava loatra fa ny nataon-i Kristy t@ ndRakoto tsy ho voatery mety @ dRabe
Izay ilay hoe avelao ny olona hisafidy dia avelao i jesosy hiasa ao anatiny fa aza forcena.
izya ilay hoe samy manana ny fanomezam-pahasoavana aby, avelao io raha io hiasa. Fa mamono tanteraka ny olombelona ny fanerena azy ka manafoana io tsy fananany safidy io

6. xxx
(
26/11/2007 18:01)
Zah dia olona tena mpino taloha, dia zao misalasala be satria tsy mba misy mpitoriteny, moa ny olona ato an-trano koa tsy misy mpino na iray aza. Te hiverina ho mpino tanteraka indray aho ka mba hampio re!!!!
7. ikaretsaka
(
26/11/2007 18:14)
raha amiko dia mianara tantara, baiboly q ran sy ny sisa tadiavo ny" fa maninona" sy ny "satria nahoana" .. lanjalanjao dia ataovy ny comparaisons rehetra..
anao ny safidy amin'izay! tsy noterena ianao, tsy novozonana fa anao sy A/tra izay!
miala aminao io ary efa nomena anao daholo ny elements, dia aza manaiky ny forcevan'ny olona..
ny finoana dia libre fa tsy vokatry ny endoctrinements sy ny tahotra!

8. niryna
(
27/11/2007 05:29)
papala:
Izaho dia mino an'Andriamanitra, izy dia mamonjy ny mino azy. Ary tsy manary mihintsy izy na amin'inona na inona trangan-javatra manjo ahy. Za dia mijoro vavolombelona mihintsy. Fa mivavaka @ Andriamanitra,Jesosy Kristy Tompo, isan'andro isan'andro.
Misaotra anao. Andriamanitra dia Andriamanitry ny velona ary Atra mihaino ireo izay mitaraina Aminy.Atra mahery ary mahafantatra ny ao am-po ny tsirairay na dia tsy mbola nangataka taminy aza isika.
Ity misy iray indray
Nanao "mammogram" ity ramatoa tamin'ny faha 18 taonany ary hoy ny dokotera hoe misy zavatra ao anatin'ny nonony.Rehefa nanao" mammogram" izy taty aoriana dia levona ho azy ilay zavatra tao ary dia tsy nisy na inona na inona intsony. Fahagagana izany ary tsy hitan'ilay dokotera izay hilazany azy.Nahatratra 76 taona izy vao maty.
Nisy ny fahagagana,nisy ny valimbavaka ho an'ireo izay mino Azy tokoa ary mbola misy izany ary hisy foana raha mino sy manantena Azy isika fa mbola afaka manao izany rehetra izany izy,eny na isika kristiana koa aza dia nomeny fahasoavana hanantanteraka izay fahagagana sy fivavahana ny hafa izany.
9. niryna
(
27/11/2007 05:32)
ditrakely:
Izaho koa dia tena mino ary mino sy mahita tanteraka fa mamaly vavaka Andriamanitra.
Mivavaha fona isaky ny mahatsiaro ary ataovy isanandro izany ary indrindra ny mahaiza misaotra azy aminizay rehetra ataony amin'ny fiainanao isanandro satria izy no mitantana ny fiainanao sy ny dianao raha toa ka napetrakao eo ampelatanany ny fiainanao sy ny olana rehetra miseho eo aminao.
Mamaha olana lalandava izy ary tsy misy olana tsy ahitany vaha olana raha toa ka tena mametraka ny fitokisanao aminy ianao.Aza misalasala zany fa izy irery ihany no vahaolana ho anao raha tena mino azy tokoa ianao.
Ny tena zava-dehibe amin'ilay manankina ny fiainako aminy dia na inona na inona onjam-piainana rehefa apetrako eo aminy izany dia toa maivana foana.:D Asa hianareo raha mahatsapa izany.
Andramo anie rehefa mivavaka e,asaivo tantanany ny fiainanao rehetra ary isaky ny manao zavatra dia aoka tsy ny sitrapon-tsika no ho tanteraka fa ny Azy.
Azonao tsampaintanana ny fahagagany ataony anao.:D
11. niryna
(
27/11/2007 05:58)
xxx:
Zah dia olona tena mpino taloha, dia zao misalasala be satria tsy mba misy mpitoriteny, moa ny olona ato an-trano koa tsy misy mpino na iray aza. Te hiverina ho mpino tanteraka indray aho ka mba hampio re!!!!
xxx a,isika no jiro fitaratra ho an'ireo fianankaviana.Asehoy amin'ny fitiavana azy ireo izany na inona tsy finoany na inona mety fankahalany ary aza mitsahatra ny mametraka ny fiainany eo amin'Atra mba ho voavonjy izy ireo.Matetika dia fiteny ny hoe ny mpaminany tsy masina an-taniny.Raha isika no mitory dia tsy mihaino izy fa raha ny hafa no mitory na dia mitovy izao aza dia henoiny.Anjaranao ny mivavaka ho azy ireo isan'andro.Izany anefa tsy atao ahakivy,ny fihetsika ,ny fiteny,ny fitiavana amin'ny maha-kristiana antsika dia efa porofo mivaingana tsy azon'izay hodiana tsy hita fa misy Atra ao aminao.
Mahereza.
Ity misy iray tantara iray indray
Izay lazaiko eto dia zava-nisy daholo a.
250.000 no olona niova nanaraka an'i kristy noho ity rangahy ity.Niditra tany am-ponja izy ary , nandany 25 taona tany izy nandritra ny fiainany.Nanao ireny fanalehibiazana sandry ireny fotsiny no nataony tao am-ponja ary dia mamono ireny olona kely sandry ireny.Saika hitsoaka tao am-ponja izy kanjo noho ny nahita ity rangahy nitsitra teo amin'ny tany dia nihemotra.Nivoaka ny fonja izy ary noho ny ditrany dia rava ny tokan-tranon(rongony,nijanganjanga ,nitety ireny makorely ireny izyvao nanomboka 14 taona)Nanao vola be saingy ilay "peace of mind" na hoe ny fiadanan-tsaina dia tsy nisy mihitsy tao aminy.Natahotra ny ho vonon'ny olona foana satria namono olona no nahatonga azy nigadra.Nanambady izy ary ity vady faharoa dia mpivavaka be,ary tsy nitsahatra nivavaka azy ity ramatoa vadiny,nivavaka azy hatrany koa ny fianankaviany ary naharitra taona maro izany.Indray andro izy dia nahatsiaro tena ka nivavaka sady niteny hoe:"Raha tena misy hianao Atra ,ovay ny foko fa hanompo anao mandra-pahafatiko aho"
Ny andro voalohany tao aorian'izay hoy izy dia natsatso ilay rongony fifohako,ary sambany aho no tsy nitondra basy nandehandeha.Nitety ny firenena maro izy ary noho ny tonga tany afrika ,niaraka ireo mpitori-tenin'Atra hafa (fito teo).Nahita valala teny amin'ny arabe izy ary dia noraisiny ilay izy ka nalefany lavitra satria nisy rano kely teo akaikin'ilay biby.Sady noraisiny ilay izy no nitomany izy.Nanontany azy ireo namany hoe fa maninona no alefanao lavitra ilay valala?Tsy tiako ho faty hoy izy fa mampalahelo ahy raha tsy afaka amin'io rano kely io izy.Izy namono olona no nampitomany azy ,ary na dia biby faran'izay kely aza dia tsy foiny sy tsy sahiny vonoina intsony.Izay ilay hoe "Tompo o ovay ny foko mba ho mora anarina,toy ny an'ny zazakely ,tsotra sady marina.Tsy mialona ,tsy maditra fa hanao ny sitrakao." Niova fo izy ka ilay fo vato lasa fo volamena :D
12. niryna
(
27/11/2007 06:11)
ikaretsaka:
raha amiko dia mianara tantara, baiboly q ran sy ny sisa tadiavo ny" fa maninona" sy ny "satria nahoana" .. lanjalanjao dia ataovy ny comparaisons rehetra..
anao ny safidy amin'izay! tsy noterena ianao, tsy novozonana fa anao sy A/tra izay!
miala aminao io ary efa nomena anao daholo ny elements, dia aza manaiky ny forcevan'ny olona..
ny finoana dia libre fa tsy vokatry ny endoctrinements sy ny tahotra!
Ika aloha kristiana sa inona raha tsy mahadiso?
Toa miteny q ran foana mantsy hianao! Silamo?
Atra dia maro ary Kristy irery ihany no ahitana famonjena,sa hianao efa nahita Atra hafa hamonjy ny olona?
1 Haleloia. Miderà ny anaran'i Jehovah; Miderà, ianareo mpanompon'i Jehovah,
5 Fa fantatro fa lehibe Jehovah, Ary ambonin'ny andriamanitra rehetra ny Tompontsika.Sal 135
http://baiboly.org/toko.asp?boky=SALAMO&toko=135&andininy=1-9&dika=
Ary maro ny fiangonana na firenena mivavaka amin'Atra hafa izay zava-boarin'Atra na asan-tanan'olona na sary eritreretana ho Kristy,kanefa tsy misy tiany izany ary efa voalazany ao anatin'ny baiboly ireo.
15 Ny sampin'ny jentilisa dia volafotsy sy volamena, Asan'ny tànan'olona;
16 Manam-bava izy, fa tsy miteny; Mana-maso izy, fa tsy mahita;
17 Manan-tsofina izy, fa tsy mandre; Ary tsy misy fofonaina ao am-bavany.
18 Ho tahaka azy izay manao azy Sy izay rehetra matoky azy. Sal 135
http://baiboly.org/toko.asp?boky=SALAMO&Toko=103&dika=
13. ikaretsaka
(
27/11/2007 16:31)
kristianina aho, fa izany tsy manakana ahy hamaky ny boky rehetra na jiosy naagnostika io na coptika, fa protestant io na occulte io na hindou io na silamo io io na inona, vao mainka aza izany sady ahazoako fahalalana kokoa no mampivelatra ny sinoako, hahafahako mampitahy ny ahy sy ny an'ireo olona ireo
sy ahalalako bebe kokoa ny ahy aza, eo ivelan'ny definitions rehetra napetraky ny olona momba ny ahy!
amiko raha finoana hiainana sy talenta nomena dia nataho ho developpena fa tsy natao halevina dia apoitra dia halevina..
Eo izao dia efa tsy mitombina sahady indray ny nolazainao!... salamo (izay inoan'ny Jiosy koa.. ny silamo koa to amaka sombitsombiny) no hitorianao an'i Kristy!
hanamarinako azy:
Mangala baiboly dikanteny Arabo dia vakio io salamo 135 io raha tsy Allah Allah daholo ireo jehovah jehovah anao ireo:wink: Izay no antony ilaina ilay fanadihadiana!
Aza matahotra manao comparative religion hijerena ny tena hoe "voatana mafy izany satroboninahitra" izany?
Check and recheck
sy ahalalako bebe kokoa ny ahy aza, eo ivelan'ny definitions rehetra napetraky ny olona momba ny ahy!
amiko raha finoana hiainana sy talenta nomena dia nataho ho developpena fa tsy natao halevina dia apoitra dia halevina..
Atra dia maro ary Kristy irery ihany no ahitana famonjena,sa hianao efa nahita Atra hafa hamonjy ny olona?
1 Haleloia. Miderà ny anaran'i Jehovah; Miderà, ianareo mpanompon'i Jehovah,
5 Fa fantatro fa lehibe Jehovah, Ary ambonin'ny andriamanitra rehetra ny Tompontsika.Sal 135
Eo izao dia efa tsy mitombina sahady indray ny nolazainao!... salamo (izay inoan'ny Jiosy koa.. ny silamo koa to amaka sombitsombiny) no hitorianao an'i Kristy!
hanamarinako azy:
Mangala baiboly dikanteny Arabo dia vakio io salamo 135 io raha tsy Allah Allah daholo ireo jehovah jehovah anao ireo:wink: Izay no antony ilaina ilay fanadihadiana!
Aza matahotra manao comparative religion hijerena ny tena hoe "voatana mafy izany satroboninahitra" izany?
Check and recheck
14. fijo
(
27/11/2007 23:36)
izaho koa dia mijoro vavolombelona fa tsy misy mihaino vavaka izany.mba ef ananao ihany aho fahiny fa tssss;lany andro fotsiny.
15. ikaretsaka
(
28/11/2007 00:25)
aza mijoro vavolombelona izany lety fa lazainy fa devoly eo indray ialahy.
rehefa izy manko dia fanomezam-pahasoavana, fa rehefa ialahy dia izany fandrebireben'i satana izany hono!

18. fijo
(
28/11/2007 00:45)
kay le,aleo ihany hitsangana de hiala pas eto sao hisy hanitsaka ny hiafarany
19. papala
(
28/11/2007 12:26)
xxx:
Zah dia olona tena mpino taloha, dia zao misalasala be satria tsy mba misy mpitoriteny, moa ny olona ato an-trano koa tsy misy mpino na iray aza. Te hiverina ho mpino tanteraka indray aho ka mba hampio re!!!!
XXX/
Inty misy torohevitra tsotra dia tsotra hifampizarako aminao : raha te hiverina ho mpino tanteraka hianao dia ; aza terena be ny fisainana sy ny fomba fa zaro tsikelikely ;
OHATRA - mizara mba mihainoa hira chorale ireny,
- mba mihainoa ireny torinteny ao @ radio évangelique ireny. be dia be izy ireo. isaky ny maraina @ 4H30min oh ; ao @radio ACEEM, radio miaramanompo (103FM), radio Farimbona, radio MRE sns. Mandefa hira mamelombelona aina sy torinteny manafaka havizanana sy mampahavitrika rehefa andeha hiasa hianao. Dia mazotoa e!:D:D:D:D:D:D:D:D