Misalasala ve hianao?Minoa an'i kristy fa mamaly vavaka Izy
41. niryna
(
29/11/2007 15:03)
fijo:
ka izay,tsy ny fankafizana ilay asa no voatery hitondra any amin'ilay finoana.
za ohatra mankafy andry perdro;ry emmanuelle,ry sarah ry teresa.moa ve midika izany fa katolika aho??ny asany no tiako.za ohatra tsy mpino,midika ve izany fa tokony ho tiako i lenine sy staline"ity farany ity kay nikofesy taty ambadimbadika taty"
hankavizinao daholo ireo olona kanefa toherinao foana ny tenin'Atra ?
Izany ve tsy hafahafa be?
Mahereza e,nisy nanenjika an'i kristy mihoatra an'i Saoly ve fa rehefa notarihan'ny FM izy dia niova ihany.Miandry fotoana daholo ny zavatra rehetra,ary na hianao mamaky ny tenin'Atra ato io aza dia efa zava-dehibe izany amiko na dia tsy mbola mihotsina aza ny fo sy fanahinao handray Azy.:wink:
42. ikaretsaka
(
29/11/2007 15:25)
rijadolly:
26. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 28-11-2007 20:32:45
Lohateny : Re : Misalasala ve hianao?Minoa an'i kristy fa mamaly vavaka Izy
tsy hoe tampenana ny sofina..
fa henoina ny lazain'i pasitera sy i mompera.. fa tsy mianona eo ihany, fa misaintsaina an'iny, dia sady mikaroka koa ho an'ny tena
fa tsy hoe iny akory de verite absolue
Hitan'sé zany ilaina ilay ilay lazain'sé hoe kitsipona fa mandalina fotsiny(mandini-tena avy eo,manongo-tena,mamerina mamaky ilay notoriana tany am-piangonana):-*:-*:-*:-*
azo atao mihitsy ny mandalina azy @ zavatra hafa ka.. ny kitsimpona mantsy limited eo @ le borne hoe hatreto ka hatreto ihany..
A/tra amiko tsy manam-petra!
tsy ny notoriana tany am-piangonana ihany.. fa na ny hitanao eny an-dalana aza!
Izay ilay "Finding God in All Things"
43. fijo
(
29/11/2007 23:29)
papala ,ny tia tsy voatery hino.tiako le hira chorale satria mahafinaritra ahy le onjany,fa raha ny tonony ohatra tsy misy itiavako azy loatra.
nymino koa tsy voatery ho tia.
mino aho fa mangidy ny nivakinina,fa tsy tiako akory ny nivakinina
nymino koa tsy voatery ho tia.
mino aho fa mangidy ny nivakinina,fa tsy tiako akory ny nivakinina
44. ikaretsaka
(
30/11/2007 04:48)
iombonako hevitra @ fijo io hoe ny zavatra tiana tsy voatery hinoana..
Ankoatran'ny maha Katolika ahy
dia za zao tia mitendry mozika! dia noho n'ny fitiavako an'io mozika io no hitendreko hira na aiza na aiza manomboka any @ mormons, propesta loterianina, ka methodista ka batista ka advento ka presbitarianina ka church of chirst ka sciaentist ka hatrany @ sekta kely evanjelika eny anelakelantrano eny ... eny hatrany @ hafa finoana tanteraka tsy kristianina aza: ohatra hoe jiosy...
Tsy mino ny fivavahana sy ny fomban'ireo rehetra ireo aho... fa ny fitiavako mozika no andehanako any:-D

45. niryna
(
30/11/2007 05:43)
fijo:
papala ,ny tia tsy voatery hino.tiako le hira chorale satria mahafinaritra ahy le onjany,fa raha ny tonony ohatra tsy misy itiavako azy loatra.
nymino koa tsy voatery ho tia.
mino aho fa mangidy ny nivakinina,fa tsy tiako akory ny nivakinina
Te hisotro mangidy aho izany,sao mba misy any amin'i fijo :D