Liste des messages

Liste des messages, inserés par piste, par ordre de date
piste ( 15/02/2008 12:01)
Eglizy, sady mpanota no masina
Zavatra tsy azon'ny maro eto dia ny Fiangonana dia tsy communauté des saints mais communauté de ceux qui en désirent. Na ny marimarina kokoa communauté des croyants. Tsy olo-masina ireo mpino ir... suite
répondu par fijo le 20/02/2008 22:36
piste ( 24/11/2007 23:09)
Natokana ho an'iza ilay Famonjena nentin'i Kristy
Manararaotra @ izao fetin'i Kristy Mpanjaka izao( au moins les Cathos), ka lasa ihany ny saina : Voalaza fa i Kristy ilay Mpanjaka hanavotra an'izao tontolo izao @ jiogan'ny fahotana. Ka ahoana ary ... suite
répondu par ikaretsaka le 06/12/2007 17:07
piste ( 13/11/2007 18:14)
Mivoatra ve ny fahazoan'ny Kristianina ny Soratra Masina
Dia izay izany ko, fa miandry ny hevitrareo.... suite
répondu par fijo le 16/11/2007 23:25
piste ( 01/11/2007 11:59)
Farmaciste catholique
Tato ho ato dia nahoraka ilay resaka momba ireo Farmaciste katolika izay tsy manaiky ny hivarotra ny médicaments abortifs, satria karazana fandraisana anjara sahady @ famonoan'olona(na fanalan-jaza) ... suite
répondu par arnaud14 le 23/11/2014 16:45
piste ( 03/09/2007 05:45)
Mbola Mere Theresa ihany
Raha nisy moa nijery azy t@ lafi-ratsiny momban`ny NUIT OBSCURE n`i Mother Theresa dia ity misy interpretation positive mikasika azy : ROME, Dimanche 2 septembre 2007 (ZENIT.org) – La « [b]n... suite
répondu par piste le 06/09/2007 23:42
piste ( 13/08/2007 23:34)
SAO DIA MAHASOA ANAREO
Tsy haiko na eto no tokony hametrahana an`ity fa alefako ihany. Efa azontsika atao ny mamaky ny gazety Lakroan`i Madagascar on-line. Ity ny site : (www.lakroa.org). Izay fa dia mazotoa.... suite
répondu par ikaretsaka le 20/08/2007 23:29
piste ( 10/08/2007 22:09)
Mba mahagaga ahy ihany
Mba mahagaga ahy ihany ity toetrantsika eto @ serasera ity. Marina fa na dia tsy mitonona ho Katolika mivantana ny mpandrindra an`ity Site ity dia betsaka ny mahafantatra fa Katolika izy. Manarak`izan... suite
répondu par fijo le 16/08/2007 22:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0246