Tsy miala @ resaka foko i Tezitra fa nahoana?

1. Jeankely ( 26/11/2007 12:30)
Manampahaizana Prix Nobel des Merdes lasa andafy hono ka resaka foko sy fampiadiana foaoana no tian'i Tezitra vohizina. Tandremo fa na misy foko maro aza dia ny handrosoan'i Madagasikara ihany no zahavintsika Malagasy rehetra. Izay marary loha lasa an-dafy no faly @'ny fisavorovoan'ny Malagasy. Ny firaisankina ihany vetesina ary aza manaraka ny sain-dratsy. Madagasikara iray ihany.
novalian'i reve ny 29/11/2007 17:24
2. rabaradaka ( 26/11/2007 12:34)
Zao kosa ange ry dadatoa e, ity Ravalonareo ity dia diso mampiady ny samy Gasy loatra, aiza ka dia tsy tahotra tsy henatra no anavakavahany ny tanindrana. Mbola ho hitany izany hoe ny antandroy na ny betsimisaraka no hanongana azy eo
3. Jeankely ( 26/11/2007 12:42)
Tsy misy ratsy mihintsy na olona avy aiza na avy aiza no ho solony satria Madagasikara ho an'ny Malagasy. Tsy Antananarivo irery no nifidy azy ka izay tonga manaraka dia harabaina indrindra moa fa avy any atsimo izay tsy mbola nisy nitondra. Ny vahoaka no mifidy azy e? Na mampiady izy na tsia dia ilaina hitombo ny fitiavan'ny olona ny fireneny fa tsy saritahanareo @ resaka foko mihintsy. Lainga rafina raha toa ka olona avy @ faritany iray daholo ny TIM rehetra. Ny SG, DG sy ny Directeurs rehetra koa dia lazao raha toa ka tsy avy @'ny faritany isan-karazany. Aza faly mandainga sy mampiady ny samy Malagasy rehefa tapi-dala-kaleha.
4. saranga ( 26/11/2007 12:47)
Marina ny anao jeankely fa nareo merina ty nama manavakavaka e, tsy normale io fa efa miandry anareo zahay zao
5. Jeankely ( 26/11/2007 12:58)
Izay manavakavaka anao jinjao na avy aiza na avy aiza fa aza dia manao faobe nama a. Na iza na iza ahazo ny fitondrana manaraka dia ny firaisankina ihany no nampandroso ny tany hafa fa aza diso fijery nama a. Na saranga aza ny solon'anarana aza dia diso fanadihadiana e ary mba jereo ny firenena hafa sy ny laharan'i Madagasikara fa aza faly ny hifanenjika samy gisitra nama a.
6. bonbongasy ( 26/11/2007 14:43)
dra tery fisainana avao reny jeankely, ny olo efa mondialisation no hatrefina, ny azy da mbola foko no hitan'ny masony :evil:
7. bonbongasy ( 26/11/2007 14:49)
saranga:

Marina ny anao jeankely fa nareo merina ty nama manavakavaka e, tsy normale io fa efa miandry anareo zahay zao



sao dra ACCUSATION GRATUITE ry saranga e:!: nefa mpanao gazety iraisampirenena ny tena:!::!::!:
mba tsy hizakako oe DIFFAMATION 8O

I tezitra moa dra tsy sahy manambara zay momba azy sasy
8. vakiniadiana ( 26/11/2007 15:19)
saranga >> fa miandry ahoana moa ? :D ary ianao mihitsy anie izany no tena manavaka e
9. tezitra ( 26/11/2007 15:28)
Tsy miala @ resaka foko i Tezitra fa nahoana?


arrête de citer le nom tezitra, avance ton argument, pas de sentiment,mon pote, plûtôt d'argument

tezitra, jeankely, et autres personnes ne sont que des pirinas, c'est l'argument qui compte

Marina ny anao jeankely fa nareo merina ty nama manavakavaka e, tsy normale io fa efa miandry anareo zahay zao


arrête tes delires petit branleur, ce ne sont ni les merinas, ni les côtiers,ce sont ravalo (et vanf,et jonah andrianaivo) et radidy(et robert razaka, et kotity) qu'il faut virer(ou botter aux fesses )

Peu importe que le chat soit blanc ou noir, pourvu qu'il attrape les souris
10. tynah ( 26/11/2007 19:05)
Misy olona mila tsaboina ato zany , in koh zao no hiadivana amin'izany??? malagasy iray ihany tsy misy hafa fa iray mitovy doly. Samy malagasy antsika ééééééééééé ( Mima )
11. reve ( 26/11/2007 19:49)
mba ampiakaro kely ry zala le ady hevitra fa aza de atao mirefarefa am tany a!ny vazaha no nampiditra ity adim-poko ity teto gasikara de mbola vohizina ihany ve zany hatramin'izao???fa nareo mapirisika ity resaka foko ity ve mba mandinika e? hatraiza ny tombotsoanareo am izy io ?tena mahazaka ve nareo ra tokoa no tokoa,mba miteny ihany aho ry zalahy mitandrema ihany e! aza ny loasaha mangina no jerena fa Andriamanitra ao atampon'ny loha hoy ny ntaolo zay,diniho tsara io oham-pitenenana io ra tena mba olona mpandinika sy tia tanindrazana tokoa ianareo!
12. bazylou ( 27/11/2007 00:20)
izay no tiany dia haninona i jeankely be...:roll:
13. Jeankely ( 27/11/2007 08:55)
Efa KELY ve mety BE ry bazylozotra a=))=))=)) sa BE famaliana ny saindratsinareo? Ho anay tsy misy afatsy ny firaisankina sy ny fahaizana miara-miasa ary fifampatokisan'ny samy Malagasy no ahafahany mivoatra sy mifanehitra amin'ny fifaninana iraisam-pirenena. Tsy izaho no tia hampivoatra iresaka maloto io fa tiako ho tsapan'ny rehetra fa olona ratsy io Tezitra sy Bazylou io. Jinjao fa manimba ny tany.
14. reve ( 28/11/2007 18:59)
ireo le lazaina am teny malagasy mazava hoe: PANOHARINA!
15. fijo ( 28/11/2007 22:14)
le saranga io ve mba mahatsiaro tena sa de takomaso?????io ataonao io izao inona no hilazanao azy???
16. papala ( 29/11/2007 12:03)
MERINA, BETSILEO, TSIMIHETY, BEZANOZANO, ANTAKARANA, ANTANDROY, ANTEFASY ANTESAKA, ANTEMBAHOAKA, SIHANAKA, MASIKORO, BETSIMISARAKA, SAKALAVA, ....................................18 FOKO ? MALAGASY.

TANDREMO rabaradaka a! aza atao ambany ny fotom-pisainana! sady aza de be fialonana koa!

17. reve ( 29/11/2007 17:24)
marina zany ra papala a! merci an! tohero fa mitady hanaparitaka hevitra taingina ireo mitady hiverina any am andro faha gola!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0511