Fifaninanana blogy malagasy tsara indrindra!

1. sipagasy ( 21/11/2007 18:28)
Miarahaba

Hisokatra tsy ho ela @ 24/11/2007 ho avy izao @ 17h ora/ora Madagasikara/ ny site ahafahana mifidy blog malagasy tsara indrindra ka aza misalasala manolotra izay blaogy hitanao fa mendrika @ izany.

Misy sokajy 5 izy io ary ny olona iray /ordinateur 1/IP iray ihany/ dia afaka mifidy blaogy 5 , izany hoe 1 isan-tsokajiny.

Ny sokajy hita ao dia: -cultures- société- teny malagasy- jeunesse- FOko blog club.

Ny loka ho azon'izay blog tsara indrindra mmhhh aoka tsy ho lazaiko mialoha hihih, fa dia hisy loka 5 tsara be annn hhihih sy ny ho zana-doka hihih ho an'ny manaraka ny voalohany hihihh,

tongava mitsidika sy manome blaogy ho fidiana e!

http://www.bestofmalagasyblogs.com/
novalian'i news2dago ny 18/01/2008 13:07
2. sipagasy ( 21/11/2007 18:45)
fanamarihana: na tsy anao aza ny blaogy dia azonao atao ny mampifaninana azy!, ny loka kosa tsy ho an'izay nandefa ny blaogy hifaninana fa ho an'ny tompon'ny blaogy.

Natao indrindra io fifaninanana io satria hita fa maro isika Malagasy no tia mitoraka blao-gy hihih, izany hoe natao hampahafantarana ny Malagasy, ny fiainany sns e! koa aza hadinoina ary @ 24/11/2007 ny fotoana e!
3. soanja ( 22/11/2007 04:32)
Misaotra indrindra nampilaza. Tsy andry indray izany io fotoana malaza io. Mazotoa aby mifaninana ary o na mampiditra namana . :-*:-*:-*(l):-*:-*:-*:-*
4. ravatorano ( 22/11/2007 04:57)
mazava ho azy fa tsy maintsy ny blaogiko aloha no atolotra hifaninana fa za kosa v d hanolotra ihany dia blaogin'i sipagasy no ampiadiko any sa tsizany :-P:-P:-P:-P:-P
5. sipagasy ( 22/11/2007 12:39)
ka izaho toa tsy ho afaka hifaninana kouuh!!! shuuut:P
6. sipagasy ( 22/11/2007 12:46)
mmhhh mlle soanja, miandry izany e!:lol:
7. jogany ( 25/11/2007 01:14)
hii tratra manao pub i Ravatorano !
:lol:Zay be namana indrindra no maresy..euh non zay bloagy tena tsara indrindra makony ê!!

Bizzz
8. sipagasy ( 25/11/2007 20:23)
manao zé dé mot ra jogany annn

hhihih:-*
9. sipakv ( 28/11/2007 13:31)
Fa afaka manao nomination iray isaky ny categorie ange e. izany hoe na ny blaoginao ary no nominer-nao dia mbola afaka mi-nominer ny bloagin'ny hafa ianao amin'ny categorie hafa.

MAzotoa ary mandatsaka BOMBs e !

SipaKV
10. news2dago ( 18/01/2008 13:07)
zay tara vao nanao blaogy dia ahn?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1439