Heviny:Raha tsy ateraka indray?

1. niryna ( 21/11/2007 18:43)
Raha tsy ateraka indray hoy i Kristy isika dia tsy mahazo ny fanjakan'ny lanitra. Jaona 3:3
Ahoana ny hevitr'izany hoe ateraka indray?(new born again)
Misy afaka manazava ve ny hoe fanjakan'ny lanitra sy ny fanjakan'Atra? (kingdom of heaven and kingdom of God)

Misaotra antsika rehetra nifampahery hatrany.
Ho Azy irery hatrany anie ny voninahitra.Ny fiadanan'ilay Tompo mahery anie ho amintsika tsirairay avy. Amena
répondu par niryna le 29/11/2007 06:21
2. ikaretsaka ( 21/11/2007 19:13)
rehefa mifoha fa tsy dodo ( na ao an-kibo ao na aiza) aloha amiko noa atao hoe "taitra" indray e e! io amiko no teraka indray.
Za miombon-kevitra amin'ilay olomasina 1 izay:

St François Xavier t@ recit an'ny exercices spirituelle ny:
Spirituality means waking up. Most people, even though they don't know it,
are asleep. They're born asleep, they live asleep, they marry in their
sleep, they breed children in their sleep, they die in their sleep without
ever waking up. They never understand the loveliness and the beauty of
this thing that we call human existence. You know, all mystics -Catholic,
Christian, non-Christian, no matter what their theology, no matter what
their religion -- are unanimous on one thing: that all is well, all is
well. Though everything is a mess, all is well. Strange paradox, to be
sure. But, tragically, most people never get to see that all is well
because they are asleep. They are having a nightmare.


Ny dikan'ny hoe manana spiritualité amiko dia mifoha: Ny akamaroan'ny olona, na tsy azony aza, dia mbola ao anaty torimaso , teraka izy fa mbola ao anaty torimaso, mivelona ao anaty torimaso, manambady ao anaty torimaso, miteraka ao anaty torimaso, eny, maty ao anaty torimaso aza. Tsy hahafantatra mihitsy izy hoe inona ny dikan'izany fisiana sy hakanton'ny fiainana izany... ,

Waking up is unpleasant, you know. You are nice and comfortable in bed.
It's irritating to be woken up. That's the reason these exercises is not an
attempt to wake people up. I hope I'm going to be wise here and make no
attempt whatsoever to wake you up if you are asleep. It is really none of
my business, even though I say to you at times, "Wake up!" My business is
to do my thing, to dance my dance. If you profit from it, fine; if you
don't, too bad! As the Arabs say, "The nature of rain is the same, but it
makes thorns grow in the marshes and flowers in the gardens."
3. cutie ( 21/11/2007 19:20)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 21-11-2007 19:43:25
Lohateny : Heviny:Raha tsy ateraka indray?
Raha tsy ateraka indray hoy i Kristy isika dia tsy mahazo ny fanjakan'ny lanitra. Jaona 3:3
Ahoana ny hevitr'izany hoe ateraka indray?(new born again

refa avy nibebaka:lol:
Misy afaka manazava ve ny hoe fanjakan'ny lanitra sy ny fanjakan'Atra? (kingdom of heaven and kingdom of God

mitovy ihany zany :)
4. cutie ( 21/11/2007 19:33)
grave be ny an'i Ika:-D:-D:-D:-D:-D
5. ikaretsaka ( 21/11/2007 19:47)
grave amin'ny ahoana ary?
"my business is to do my thing, to dance my dance, If you benefit from it,fine, if you ain't ....:"
6. cutie ( 21/11/2007 19:50)
ka le izy marina no maha gravy azy :-D:-D:-D:-D
7. ikaretsaka ( 21/11/2007 21:00)
amiko aloha izay no mibebaka e.. raha tena mibebaka tokoa
le mibebaka midodo ianao amiko de ohatran'ny matory mihohoka ianao de lasa matory miorirana manko:-D
midodo ihany fa ny position no samihafa:-D
8. cutie ( 21/11/2007 21:01)
:-D:-D:-D:-D:-D
9. fijo ( 21/11/2007 21:41)
raha azoko izany dia izay mino ihany no mifoha????izay mino an'iza io nefa???
10. cutie ( 21/11/2007 21:45)
non fijo
mifoha daholo na mino na tsy mino :-D
11. fijo ( 21/11/2007 21:48)
ka hoy ika:"Ny akamaroan'ny olona, na tsy azony aza, dia mbola ao anaty torimaso , teraka izy fa mbola ao anaty torimaso, mivelona ao anaty torimaso, manambady ao anaty torimaso, miteraka ao anaty torimaso, eny, maty ao anaty"
12. ikaretsaka ( 21/11/2007 22:17)
misy mino fa tsy mifoha ka...
ny mifoha =mi realizer ny realite no important
13. fijo ( 21/11/2007 22:19)
ah izay hafa indray
14. diamondra27 ( 22/11/2007 06:24)
ny atao hoe ateraka indray dia:
manaiky aloha fa nanota ianao
de mila diovina @izany fahotana izany
manaiky an'i JK ho tompo sy Mpamonjy anao ary mandray Azy ao amponao.@ fiainanao rehetra
manaiky ny Fanahy Masina hiasa ao aminao
mila reglena ny resaka ara-panahy rehetra: batisa, mamaky tenin'Atra, mivavaka seule sy miaraka @ mpiara-miangona sns


15. niryna ( 22/11/2007 07:35)
ikaretsaka:

rehefa mifoha fa tsy dodo ( na ao an-kibo ao na aiza) aloha amiko noa atao hoe "taitra" indray e e! io amiko no teraka indray.
Za miombon-kevitra amin'ilay olomasina 1 izay:

St François Xavier t@ recit an'ny exercices spirituelle ny:
Spirituality means waking up. Most people, even though they don't know it,
are asleep. They're born asleep, they live asleep, they marry in their
sleep, they breed children in their sleep, they die in their sleep without
ever waking up. They never understand the loveliness and the beauty of
this thing that we call human existence. You know, all mystics -Catholic,
Christian, non-Christian, no matter what their theology, no matter what
their religion -- are unanimous on one thing: that all is well, all is
well. Though everything is a mess, all is well. Strange paradox, to be
sure. But, tragically, most people never get to see that all is well
because they are asleep. They are having a nightmare.


Ny dikan'ny hoe manana spiritualité amiko dia mifoha: Ny akamaroan'ny olona, na tsy azony aza, dia mbola ao anaty torimaso , teraka izy fa mbola ao anaty torimaso, mivelona ao anaty torimaso, manambady ao anaty torimaso, miteraka ao anaty torimaso, eny, maty ao anaty torimaso aza. Tsy hahafantatra mihitsy izy hoe inona ny dikan'izany fisiana sy hakanton'ny fiainana izany... ,

Waking up is unpleasant, you know. You are nice and comfortable in bed.
It's irritating to be woken up. That's the reason these exercises is not an
attempt to wake people up. I hope I'm going to be wise here and make no
attempt whatsoever to wake you up if you are asleep. It is really none of
my business, even though I say to you at times, "Wake up!" My business is
to do my thing, to dance my dance. If you profit from it, fine; if you
don't, too bad! As the Arabs say, "The nature of rain is the same, but it
makes thorns grow in the marshes and flowers in the gardens."




misaotra ika a.Mba afaka hazavanao ve izany spiritual mifoha izany azafady?
16. niryna ( 22/11/2007 07:35)
cutie:

Mpandefa : niryna [ Valio ] 21-11-2007 19:43:25
Lohateny : Heviny:Raha tsy ateraka indray?
Raha tsy ateraka indray hoy i Kristy isika dia tsy mahazo ny fanjakan'ny lanitra. Jaona 3:3
Ahoana ny hevitr'izany hoe ateraka indray?(new born again

refa avy nibebaka:lol:
Misy afaka manazava ve ny hoe fanjakan'ny lanitra sy ny fanjakan'Atra? (kingdom of heaven and kingdom of God

mitovy ihany zany :)



=D:-*
17. diamondra27 ( 22/11/2007 07:36)
eto an-tany izao de lazaina we: fanjakan'ny tany , sa tsy zany moa?
de @zany fanjakana eto an-tany izany dia samy manana ny filohany ny firenena rehetra
ny fanjakan'ny lanitra izany dia any an-danitra, za mbola tsy tany aloha ary tsy mbola nahita fa de araky ny voalaza ao @Baiboly dia Atra no manapaka any.
fANjakan'Atra de tsy manapahataperana, masina.
Tsy misy tonga any ny olona raha tsy efa nandray an'i Jesosy tao ampony.Manaiky Azy tanteraka.
______________________

le resaka dodo ndray de zao no fahazoako azy:

rehefa mifoha isika dia mila mandro aloha manadio tena , de misakafo , dia miasa na mianatra sns
mila mifoha tsara raha tsy zany de raraka ny café eny an-tanana :lol:, na on est encore dans le brouillard we. Refa taitra tsra ianao vao afaka manao zavatra hiatrika ny la journée , samy mahalala an'zany doly.
De ny fiainana ara-panahy de tahaka izany koa mila fohazina.

ny olona efa nifoha sy salama tsara no afaka mampahery ny hafa.
Raha misy olona tsy mahatsiaro tena izao dia raha tsy capable manana aina hamonjy iny olona iny ianao hanao massage cardiaque sy bouche à bouche de tsy manao izany.
Tokony hahatsiaro izany ianao we:za efa nifoha tsara, salama dia fohazinao @izay ny olona zay mbola tsy nifoha.


18. niryna ( 22/11/2007 07:36)
cutie:

grave be ny an'i Ika:-D:-D:-D:-D:-D



:roll:
19. niryna ( 22/11/2007 07:37)
ikaretsaka:

amiko aloha izay no mibebaka e.. raha tena mibebaka tokoa
le mibebaka midodo ianao amiko de ohatran'ny matory mihohoka ianao de lasa matory miorirana manko:-D
midodo ihany fa ny position no samihafa:-D

Azavao tsara hoe !

20. niryna ( 22/11/2007 07:40)
fijo:

raha azoko izany dia izay mino ihany no mifoha????izay mino an'iza io nefa???

Marina izany raha arahina ara-panahy.Fa raha ny vatana sy ny saina kosa dia matory,manao bonne nuit maman ! dia manofinofy raha voky be na reraka iny dia mifoha indray.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0545