Heviny:Raha tsy ateraka indray?
21. niryna
(
22/11/2007 07:54)
cutie:
non fijo
mifoha daholo na mino na tsy mino :-D
Marina izany cutie,raha ny vatana sy ny saina no resahin'i fijo.
Eto indray dia resaka ara-panahy no tiana ho fantatra hoa ahoana izany mifoha izany fa raha tsy areraka indray hoy i kristy dia tsy mahazo ny fanjakan'ny lanitra.
"Without the new birth one cannot see the kingdom of God,and receive eternal life and salvation through Jesus Christ."
Izany hoe raha tsy ateraka indray ny olona dia tsy mahita ny fanjakan'ny lanitra,tsy mahazo fiainana mandrakizay ary tsy mahazo famonjena avy amin'i kristy.
Azafady fa atao mifangaro kely ilay izy satria misy tsy voazava kely indraindray .Hialako tsiny.
Izany hoe raha vao mandray an'i Kristy ato am-pontsika isika dia tokony hanomboka manana fiainana vaovao(ny fiainana taloha izany dia efa lasa,tsy miverina amin'iny intsony,efa nifona sy nangataka famelana tamin'Atra(na inona na inona izany fahotana izany)efa lasa fa ny fiainana vaovao indray no banjinina.Tsy mora fa mangataka amin'ny Ray ny hanampy antsika tsirairay avy.
22. niryna
(
22/11/2007 07:59)
ikaretsaka:
amiko aloha izay no mibebaka e.. raha tena mibebaka tokoa
ie,marina izany,mila mibebaka tena mibebaka ary vokatry ny fo tokoa.Tanisaina amin'ny Tompo daholo izay heloka vitanao ary mifona aminy hianao fa tsy anao an'iny intsony.Isika dia mbola nofo sy ra ka indraindray mety manao fahadisoana,ny mahasamihafa antsika nifoha sy ny hoe mbola tsy mifoha dia ilay feon'ny fieritreretana izany mibaiko sy mahafantatra fa tsy mety iny ary dia mijanona kely ka tsy manao an'iny toetra ratsy iny intsony na fakam-panahy saika niditra tao an-tsaina ohatra.
le mibebaka midodo ianao amiko de ohatran'ny matory mihohoka ianao de lasa matory miorirana manko:-D
midodo ihany fa ny position no samihafa:-D
sao dia misy mitsokatsoka kosa dia lasa matory.angaha!
23. niryna
(
22/11/2007 08:05)
fijo:
ka hoy ika:"Ny akamaroan'ny olona, na tsy azony aza, dia mbola ao anaty torimaso , teraka izy fa mbola ao anaty torimaso, mivelona ao anaty torimaso, manambady ao anaty torimaso, miteraka ao anaty torimaso, eny, maty ao anaty"
Misy tokoa ny olona fijo a,na dia namaky baiboly in-dimy aza izy ohatra,tsy mety mahazo izay lazain'ny ao anatiny ao.Rehefa nifampiresaka tamiko ela ela ilay ramatoa dia feno fankahalana (bitterness) be ny ao am-pony ary nandany andro mihitsy aho nihaino izay tena mahazo azy.Tsy indray mandeha fa mila manana fotoana isika manampy ny olona izay mila vonjy an.Na iza izany na mpino na tsy mpino,ny mahasamy hafa aza fotsiny dia ny fanomezana fanantenana ireo olona fa misy Kristy izay manampy antsika amin'ny olana rehetra.Farany izy nitomany ary nitantara ny antony tena mahatonga azy ho feno fankahalana.
Izany hoe misy ny olona mety hifoha raha manaiky ny hifoha na manaiky ny andray an'i kristy ho Tompony sy mpanavotra azy.Misy miziriziry satria mbola te-hijanona amin'ny zavatra izay tiany atao kanefa tsy mifanaraka ny sitrapon'Atra dia aleony aloha mi-dodo eo ihany.:cry::D
24. niryna
(
22/11/2007 08:07)
diamondra27:
ny atao hoe ateraka indray dia:
manaiky aloha fa nanota ianao
de mila diovina @izany fahotana izany
manaiky an'i JK ho tompo sy Mpamonjy anao ary mandray Azy ao amponao.@ fiainanao rehetra
manaiky ny Fanahy Masina hiasa ao aminao
mila reglena ny resaka ara-panahy rehetra: batisa, mamaky tenin'Atra, mivavaka seule sy miaraka @ mpiara-miangona sns
Misaotra aky diamondra a. Tamin'ny fanazava 8)
25. diamondra27
(
22/11/2007 08:13)
niryna : ka tsy mijanona @io ihany io fa mbola lavabe koa
refa mandray an'i JK de lasa manana fiainam-baovao,
efa lasa ny zavatra taloha
lasa vao² doly ny momba azy retra: ny fisainana, ny fiteny, ny toetra sns sns
de tokony isanandro o hanolotena ho Azy fa tsy le indray mande iny ihany.

26. niryna
(
22/11/2007 08:16)
Atra dia manome tso-drano ny taranaka aman-dimbin'ireo izay mino sy manaiky azy ho tantanany ny fiainany.Minoa fotsiny ihany dia hovonjena hianao sy ny ankohonanao.
kanefa koa Izy dia manozina ireo taranaka aman-jafin'ireo izay tsy mino sy mankahala ny teniny
Isika izay manomboka na mahafantatra ny marina izany dia afaka manapaka izany fanozonana nomen'Atra ny taranaka izay tsy mino azy izany raha misy eo amin'ny fianankaviantsika na ny razantsika ohatra(we have to break the chain by believing JC as Lord and Saviour)
Ary dia ho tapaka izany tady izany noho izaho,sy hianao nanolotra ny fiainana ho tantanany.Ary dia lasa mahazo tso-drano indray ny taranaka aty an-fara a !:D

28. ikaretsaka
(
22/11/2007 12:50)
eee tena matory 1 trano ireto!
ny manana spiritualite tiako lazaina ry niryna dia io a
amiko ny fivavahana tsy relief... fa cure

They never understand the loveliness and the beauty of
this thing that we call human existence. You know, all mystics -Catholic,
Christian, non-Christian, no matter what their theology, no matter what
their religion -- are unanimous on one thing: that all is well, all is
well. Though everything is a mess, all is well. Strange paradox, to be
sure. But, tragically, most people never get to see that all is well
because they are asleep

29. fijo
(
22/11/2007 23:16)
io indray nareo fa tsy mifankahazo.nareo mpino ireto wa tena tsy mifampino mihintsy
31. ikaretsaka
(
23/11/2007 03:27)
ka ny sasany mbola matory fa aza fohazina.. "mibebaka" hono izy fa nefa mivadika ohatran'ny heo matory mihohoka de lasa matory mitsilany!:-D
cutie.. all is well e..
cutie.. all is well e..
My business isens."
to do my thing, to dance my dance. If you profit from it, fine; if you
don't, too bad! As the Arabs say, "The nature of rain is the same, but it
makes thorns grow in the marshes and flowers in the gard
33. niryna
(
23/11/2007 06:05)
ikaretsaka:
eee tena matory 1 trano ireto!
ny manana spiritualite tiako lazaina ry niryna dia io a
They never understand the loveliness and the beauty of
this thing that we call human existence. You know, all mystics -Catholic,
Christian, non-Christian, no matter what their theology, no matter what
their religion -- are unanimous on one thing: that all is well, all is
well. Though everything is a mess, all is well. Strange paradox, to be
sure. But, tragically, most people never get to see that all is well
because they are asleep
amiko ny fivavahana tsy relief... fa cure
:-P:-P
34. niryna
(
23/11/2007 06:06)
ikaretsaka:
ka ny sasany mbola matory fa aza fohazina.. "mibebaka" hono izy fa nefa mivadika ohatran'ny heo matory mihohoka de lasa matory mitsilany!:-D
cutie.. all is well e..
My business isens."
to do my thing, to dance my dance. If you profit from it, fine; if you
don't, too bad! As the Arabs say, "The nature of rain is the same, but it
makes thorns grow in the marshes and flowers in the gard
Tsy maninona izany ka avelao izy hatory,tsy anjaran-tsika mihitsy no hitsara ny olona.
35. niryna
(
23/11/2007 06:15)
Iny misy nalefan'ny namana taty amiko zaraiko anareo.
STP ! NE TE LAISSE PAS RECRUTER PAR LE DIABLE
Un jour, alors qu'elle marchait dans la rue, une femme, une de ces cadres à qui tout réussit, est tragiquement heurtée par un autobus et meurt. Son âme
arrive au Paradis où elle est accueillie par un ange
- Bienvenue au Paradis ! Avant de vous installer ici, il semble que nous ayons un problème. Voyez-vous, c'est plutôt étonnant mais nous n'avons jamais eu de
femme 'cadre' jusqu'ici et nous ne sommes pas tout à fait sûrs de ce que nous devons faire de vous.
- Aucun problème, laissez-moi simplement entrer..
- J'aimerais bien mais j'ai des ordres qui viennent d'en haut. Ce que nous allons faire, c'est vous laissez passer un jour en Enfer et un jour au Paradis
et ainsi vous pourrez choisir où vous voudrez passer l'éternité.
- Je pense que j'ai déjà fait mon choix... Je préfère rester au Paradis !
- Désolé, mais nous avons des règles...
Et ainsi, il emmena la femme cadre dans un ascenseur qui descendit en Enfer.
Les portes s'ouvrirent et elle se retrouva sur le green d'un terrain de golf
magnifique.
Un peu plus loin, il y avait le country club et devant, tous ses amis, bien habillés, qui l'acclamèrent. Ils s'approchèrent, l'embrassèrent et parlèrent du bon vieux temps..
Ils firent un excellent parcours de golf et, le soir, allèrent au country club oú ils dégustèrent un excellent steak et du homard. La femme rencontra le
Diable qui est réellement quelqu'un de charmant et elle passa un merveilleux moment à raconter des histoires et à danser.
Elle passa un si bon moment qu'avant qu'elle ne s'en rende compte, il était temps de partir.
Tout le monde lui serra la main, lui fit au revoir et elle monta dans l'ascenseur.
Celui-ci retourna au Paradis et elle retrouva l'ange
- Maintenant, vous allez passer un jour au paradis...
Elle passa ainsi les 24 heures suivantes allongée paresseusement sur les nuages à jouer de la harpe et à chanter des cantiques. Elle passa un si bon moment
qu'avant qu'elle ne s'en rende compte les 24 heures étaient passées et l'ange était de retour pour l'emmener.
- Alors, vous avez passé un jour en Enfer et un jour au Paradis. Maintenant,vous devez choisir pour l'éternité...
La femme réfléchit un instant et répondit :
- Et bien, je n'aurais jamais cru que je dirais ceci, le Paradis est vraiment bien mais je crois que je me plairai davantage en Enfer.
Alors, L' ange l'escorta jusqu'à l'ascenseur et elle descendit à nouveau en Enfer.
Quand les portes de l'ascenseur s'ouvrirent, elle se retrouva dans un paysage désolé plein d'immondices. Elle vit ses amis vêtus de haillons ramassant les
saletés pour les mettre dans des sacs.
Le Diable vint vers elle et lui mit la main sur l'épaule.
La femme balbutia :
- Je ne comprends pas... Hier, j'étais ici et il y avait un parcours de golf et un country club et nous avions mangé du homard et nous avions dansé et nous
nous sommes bien amusés. Maintenant, c'est un désert d'immondices et tous mes amis semblent misérables.
Le Diable la regarda et sourit :
- Vous êtes cadre, vous devriez connaître le principe : 'Hier, nous vous recrutions. Aujourd'hui, vous faites partie du personnel'...
De même nous sommes aussi appelé à prendre conscience des plaisirs ephémères que nous offrent le diable juste pour nous séduire et enfin de compte, on
passera une éternité dans les ordures,les flammes éternelles, les souffrances éternelles et tout ce qui y a de plus mauvais.....
Aimons le Seigneur Jésus et préparons nos vies pour une éternité à ses côtés;
le monde et tous ses plaisirs passeront mais la parole de Dieu ne passera jamais; ainsi si tu t'accroches au monde et à ses plaisirs, tu passeras avec.
JESUS T'AIME et il tient à te sauver de toutes tes misères (Maladies,manque d'argent,anomalies,
logement,célibat,stérilité...tout ce que tu peux considérer comme étant un problème pour toi Jésus est prêt à t'en libérer acceptes-le dans ta vie comme ton Seigneur et Sauveur et tu verras sa gloire).
Le plus important c'est d'aimer son prochain, l'accepter avec d'humilité.
Je vous exhorte à lire et à méditer (Mathieu 5,24 et Jérémie 7)
Ne brises pas cette chaîne car le salut de plusieurs dépend de la décision que tu prends à transférer ce mail.

36. fijo
(
23/11/2007 22:24)
ika sy cutie an raha hanao resaka ngilisy nareo de aleo aho mba hanao resaka alaivo io e.
37. ikaretsaka
(
23/11/2007 23:06)
misy manao resaka frantsay lava be ary io ko..
Nyrina> matoria ary dia aza miherotra be sy mampiesona ny olona fa tsy misy hanaovany ny Business ny sy ny dance ny! mba avelao izy hi benefit zavatra hafa fa tsy ny feon'ny fihesonanao ihany!
mba asiana fifanajana kely ihany.. ok?

38. fijo
(
23/11/2007 23:22)
i fody koa tafiditra amin'ity ka,variana manofy de mitady hampanofy olona eto
39. niryna
(
24/11/2007 04:54)
ikaretsaka:
misy manao resaka frantsay lava be ary io ko..
Nyrina> matoria ary dia aza miherotra be sy mampiesona ny olona fa tsy misy hanaovany ny Business ny sy ny dance ny! mba avelao izy hi benefit zavatra hafa fa tsy ny feon'ny fihesonanao ihany!
mba asiana fifanajana kely ihany.. ok?
:wink:
40. ikaretsaka
(
24/11/2007 15:48)
sambasamba i niryna mba nahay nanaja olona t@ iny ouf!
matoria amin'izay anaka
matoria amin'izay anaka