Heviny:Raha tsy ateraka indray?
41. niryna
(
25/11/2007 06:56)
ikaretsaka:
misy manao resaka frantsay lava be ary io ko..
Nyrina> matoria ary dia aza miherotra be sy mampiesona ny olona fa tsy misy hanaovany ny Business ny sy ny dance ny! mba avelao izy hi benefit zavatra hafa fa tsy ny feon'ny fihesonanao ihany!
mba asiana fifanajana kely ihany.. ok?
=))=))
42. niryna
(
25/11/2007 06:56)
ikaretsaka:
sambasamba i niryna mba nahay nanaja olona t@ iny ouf!
matoria amin'izay anaka
=))=))
43. Rasiligaoma
(
26/11/2007 03:38)
ny ahy ity an'i soanha ity no mampandimandry ny saiko
Ka eo anie matetika no mitranga ilay fitaka na ny fanasana atidoha ry Fijo, fa tandremo!

soanja miray hevitra @ Ika sy ny hafa ary:
Terena ankolaka ny olona hanao ny zavatra tsy avy amin'ny fony.
Ny fifohazana ara-panahy dia avy amin'ny tenan'ny tsirairay no miainga. Andriamanitra irery ihany no mahalala ny tiany ampitaina aminao raha misy zava-mitranga amin'ny tenanao.
Tsy ny olona hafa ary akory no hiresahan'Andriamanitra an'izany.
Afa tsy cas miavaka dia miavaka toy ny fisehoan'i Masina Maria amin'ny ankizy na olona vitsivitsy na ireo izay mandray ny Fanahy Masina ary io mampita hafatra hoe zao sy izao no hitako tamin'ny fahitana sns... io aza mbola azo toherina ho an'ireo izay mbola marefo finoana an'i Masina Maria.
44. niryna
(
27/11/2007 06:37)
Rasiligaoma:

Mba afaka manazava izany ve hianao azafady?
45. ikaretsaka
(
27/11/2007 17:24)
i soanja angamba no afaka manazava an'io dia manampy eo aho!
moa azonao jerena io thread io...
moa azonao jerena io thread io...
46. niryna
(
29/11/2007 06:21)

:)