taxi vao²

1. diamondra27 ( 20/11/2007 10:49)
de miala any ndray hono ny taxi vao² e! misy internet sns ao anatiny azo ampiasaina we, misy fauteuil mobile ho an'ny handicapé koa sy marche adaptée.Otran'ny espace reny le izy.

Ca vautle coup ve ozy nareo sa aleo le taxi @zao ihany.
novalian'i Bafota ny 31/12/2007 17:39
2. Bafota ( 31/12/2007 17:39)
Arakaraky ny pikla koa anie ny saosy aloha aminy e!Raha desika(2cv6)ohatra de moramora na frais na fandehanana,fa raha mersa de otraotran'zay koa maika fa plisy aterineto/ngamba tsisy aterinaniantrano tsony:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1717