lhl
1. xxx
(
15/11/2007 18:15)
lhl ba manao aona no tena lhl tsara ary maptehotia indrindra any vhv?
novalian'i soanja ny 17/11/2007 04:39
2. xxx
(
15/11/2007 21:12)
xxx:
lhl ba manao aona no tena lhl tsara ary maptehotia indrindra any vhv?
lehilahy tsy kizitina, tsy sarotiny, mahay mampihomehy, tsara famindra, manaja- miaro ny vehivavy, madio, matsilo saina fa tsy matsilo be loatra ...tsy be volo loatra, tia sangisangy
mahay miresaka, izany hoe mba resaka mahafinaritra fa tsy resaka tsy dia hidirana loatra....somary mi domine kely fa tsy macho akory....lehilahy afaka hiadiana hevitra tsara fa tsy miafara amin'ny ady. ny tiako lazaina dia hoe ny azy ihany no marina
zay fotsiny ny ahy
7. ikaretsaka
(
16/11/2007 00:34)
xxx:
lhl ba manao aona no tena lhl tsara ary maptehotia indrindra any vhv?
lehilahy gasy raha sipa gasy fa tsy malgache
8. soanja
(
16/11/2007 07:14)
Izay lehilahy vonona hitia anao amin'ny mahaianao anao nefa koa tsy mitsahatra ny mampisy lanjany ny fifankatiavanareo.
10. xxx
(
16/11/2007 14:52)
soanja:
Izay lehilahy vonona hitia anao amin'ny mahaianao anao nefa koa tsy mitsahatra ny mampisy lanjany ny fifankatiavanareo.
ahoana no hahafantarana hoe vonona hitia ilay lehilahy????
toa miseho ho vonona hitia daholo mantsy izy ireny amin'ny voalohany ....
11. keyoann
(
16/11/2007 23:21)
aza mitady hiaraka @ lehilahy tianareo fa tiavo fotsiny zay lehilahy hiarahanareo fa tsisy olona tonga lafatra izany fa ny mahay mitia sy mianatra mitia izay olona hiarahana ihany no mety fa hiandry olona tsy ho hita sy tsy hisy mihintsy ary ve isika vehivavy vao hiaraka?
12. sitlo
(
16/11/2007 23:31)
Zay ilay pessimiste izy ry keyoann. Mba asiana mifidy ihany koa kleaza.
13. soanja
(
17/11/2007 04:29)
xxx:
soanja:
Izay lehilahy vonona hitia anao amin'ny mahaianao anao nefa koa tsy mitsahatra ny mampisy lanjany ny fifankatiavanareo.
ahoana no hahafantarana hoe vonona hitia ilay lehilahy????
toa miseho ho vonona hitia daholo mantsy izy ireny amin'ny voalohany ....
Izay lehilahy vonona hitia anao amin'ny mahaianao anao nefa koa tsy mitsahatra ny mampisy lanjany ny fifankatiavanareo.
Ireo teny FARANY ireo no tena zavadehibe amin'ny zavatra tiako ampitaina ka!
Lehilahy mahay mihaino. Sarotra be ity raika ity satria vitsy ny mahay an'io saingy misy mahay tokoa. Ao anaty fifankatiavana anefa dia matetika tokony ho natoraly ilay izy raha tena TIA ilay olona.
Lehilahy mahita ny mamirapiratra any aminao tsy ny ety ivelany ihany fa ny any anatinao koa: fo, saina, fanahy ary vatana. MAHALALA MAMELA NY FADISOANAO ARY MAMPIANATRA, MITANTANA ANAO!
Lehilahy manaja ny mahavehivavy anao. Zany hoe tsy lehilahy maika ny hanann anao fa lehilahy vonona hiandry ny momba anao ary vonona hijaly momba izany.
Testeo testeo eo ihany de jerevo raha vitany izany. Misy mahavita io ary izay tia mahandry.
Ary farany raha niaraka ianao ka nahatsiaro ianao fa sambatra satria nisy firesahana be dia be teo amin'ny fifandraisanareo, fa tsy arabatana be loatra noho izay alohan'ny mariazy dia diniho fa tsara izy izay.
Ka raha sanatria ka misaraka ianareo aty aoriana dia aza lazaina fa voadona ianao na namitaka izy fa nanao izay vita teo amin'ny fikolokoloana ny fifankatiavana na izy na ianao saingy tsy anjara izy moa ianao tsy anjarany!
Aza matoky ny fo fotsiny raha fitiavan-dehilahy no resahina. Ampiasao koa ny saina fa io dia ananantsika tsy vidiana ary mavitrika rehefa anontanianao zavatra, mamaly anao foana izy. Mandraisa taratsy mihitsy de sorito ny tsara monba izany lehilahy izany sy ny ratsy momba azy.
Mametraha fanontaniana lalandava amin'ny tenanao hoe Izy ve no izy , nahoana? Aza maika! indrindra fa ny manantena fanambadiana na mariazy!
14. soanja
(
17/11/2007 04:39)
keyoann:
aza mitady hiaraka @ lehilahy tianareo fa tiavo fotsiny zay lehilahy hiarahanareo fa tsisy olona tonga lafatra izany fa ny mahay mitia sy mianatra mitia izay olona hiarahana ihany no mety fa hiandry olona tsy ho hita sy tsy hisy mihintsy ary ve isika vehivavy vao hiaraka?
Raha toa ka efa mihoatra ny 60 taona aho dia mety hihevitra toa izany tokoa saingy raha mbola tanora latsaky ny 30 taona dia mahafatra aho fa aza miaraka amin'olona manalasala mihitsy fa lany fotoana foana.
Misy mihitsy ny olombelona antsoina hoe tsy mahay/mahalala miova. Ary voa be izay nihevitra fa hanova olona nefa tsy nahavita sady lany fotoana.
Fa kosany tsara ny mandanjalanja ny toetra na haratsin'ny lehilahy iray hoe zakanao sa tsia mandrakizay ohatra. Tsy misy lehilahy tonga lafatra mantsy! Refa mifankatia eo dia miara-mirona amin'ny lalana iray zany hoe mifandray , mifangia ka misy ny mandeha kokoa ny fifandeferana. Efa hitanareo le Baobab in love any Morondava. Diniho tsara anie e!