marina ve ?

1. lepetitbetsileo ( 16/11/2007 05:55)
Tena mba mandaitra ve ireny anatra ataon'ny olona @ télé ireny raha ampiharina @ fiainana ? Sy ny @ hira hiraina ireny koa.
novalian'i DESCARTES ny 22/11/2007 12:35
2. endrika01 ( 16/11/2007 10:21)
Raha misy fanazavana lehibe hoe fifam-pitaizana eo anivon\'ny fiaraha-monina de anisan\'ilay manaraka ihany aho.Eo @hira aloha tena betsaka no azo raisina e,oh fotsiny hoe Ny Vehivavy fanaja,naterany ianao k\'aza gaga,raha toa ka mitady ho solafak\'enao de heritrereto ny anabavinao...Hoan\'ny zatovolahy tia milalao\'zay,ka tandremo ko sao de mba hataon\'ny hafa kilalao ny bavinao.Zay angamba no azoko havaly!!!
3. sitlo ( 16/11/2007 23:27)
Ny vehivavy fanaja,
naterany ianao k'aza gaga,
raha toa ka mitady sôlafa ianao
eritrereto ny anabavinao

tamin'ny rta
4. DESCARTES ( 22/11/2007 12:35)
Mba mamaky ihany koa baiboly fa ao no tena ahitana toro-lalana tsy tambo isaina.Io no boky tsara indrindra eto ambonin'ny tany ary be mpamaky indrindra koa.Misy 1\4 d'h miisa 90 ao anatin'ny 1 andro dia mba manokana 1\4 iray @zay mba hamakiana baiboly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3332