Madagascar: ny ao ambadikin'ny fandroahana KOMORIANINA
1. salopard
(
13/11/2007 12:03)
Sahala @ nankanan'i zoki VALO ny marché -na- vary ny gôna-n'Antsihanaka, dia resaka marché koa ny ao ambadikin'ny fandroahana komorianina, pkoi?
-ny marché na môsakiky ny abdou ao mahabibo (Mahajanga) sy tanambao (diégo)
-ny masikitan'i ali ao ambolomadinika(Toamasina),ambohipo(antanarivo),ampasambazaha(fianarantsoa)
-ny salihenan'i bwana ao sakama (toliara)
no tetehin'ni zoki Ravalomanana
Ambilay moa fijo-nao ravalo ay, tsy amia-n'akahy Bwana kony marché na-na-kahy laôlo ay !
Vaovao azo farany: manahy ny tarin'ambatonilita fa mety ho lasan-dravalo koa ny marché-na ramanonaka.
Tsy ampy dôzy aloha zoky a!
sniff, sniff, tchouff, ...

novalian'i namana2008 ny 10/12/2007 13:04
2. Jeankely
(
13/11/2007 12:56)
Dia mbola mitohy ihany ny resaka manamôlin-DRa-Salopaka. Nohon'ny resaka ara-taratasy ve sa fandroahana fotsiny izao. Ary mihoatra ny firenena hafa mahazo miditra sahala ny fiangonana ve ny fidirana sy fijanonana @ firenena hafa? Mba resaka misy dikany alefa fa tsy mety. Resaka mifoka rongony ve no hifampianarana? Raha mba mipetraka ivelan'i Madagasikara ianao niditra tsisy taratasy ve?
3. bazylou
(
14/11/2007 00:47)
ary maninoan raha tonga dia mba roahan'ny komorianina koa ireo gasy any aminy ireo e ,,; : izay izao no mety
4. Jeankely
(
14/11/2007 11:51)
Aleo roahany rehefa tsy manantaratasy. Na aiza na aiza rehefa tsy ara-dalana mody. Inona no olana sa zatra ny mialokaloka tsisy taratasy sa tokony fohanana ny resaka taratasy fa miditra sahala ny fiangonana?
5. bozyboleta
(
15/11/2007 04:30)
jeankely: =D=D=D
Raha gasy mi-fôpla, tsy manana visa ara-dalàna, mpanao vola na pasipaoro sandoka, aleo voaroaka malaky avy any kômôro any koa.
Refa ialokalofan'ny mpanao ratsy ny tanàna lazaina fa pasoara, fanjakana mihanahana tsy ampy ampesonin'ny vahiny.
Refa misy tratra ka roahina ndray, mbola lazaina ihany koa fa fanjakana mpanao didy jadona sns...
Aiza ihany ary izy ty?

6. ravatorano
(
15/11/2007 10:55)
mampmé ilay lohahevitra
misy bandy akama mampé b kosa eto kle
d resaka mosakiky v less no androahana an dry lerony
oka kle
ntss
:-P:-P:-P
misy bandy akama mampé b kosa eto kle
d resaka mosakiky v less no androahana an dry lerony
oka kle
ntss
:-P:-P:-P
7. bazylou
(
15/11/2007 11:20)
ka ry jeankely and co anie tsy mahazaka mosakiky dia tsoahany le komorianina e
8. Jeankely
(
15/11/2007 14:20)
Mosakiky angaha no ataotena any Frantsa? Mba zavatra mitombona resahina fa tsy resaka alika foana no atao mba hifandovana eto. Fanambaniana vahoaka ny fanovana resaka tsisy dikany aminay.
10. Jeankely
(
16/11/2007 14:22)
Ny zaza anaovana resa-jaza ary ny vendrana anovana resaka vendrana. Izany no afafy ho an'ny vahoaka satria heverina fa donto ny Malagasy.
11. niryna
(
26/11/2007 05:53)
Jeankely:
Aleo roahany rehefa tsy manantaratasy. Na aiza na aiza rehefa tsy ara-dalana mody. Inona no olana sa zatra ny mialokaloka tsisy taratasy sa tokony fohanana ny resaka taratasy fa miditra sahala ny fiangonana?
Jeankely a> aza dia masika fiteny kosa moa e.Samy mitady ravinahitra daholo ny olona.Raha manao ratsy izy dia tsy maninona fa raha mialokaloka izy ao ambanin'ny helatry ny firenena hafa fa tsy ao ambanin'ny helatr'ireo izay tsy tia azy ireo:D
Ataovy hoe raha hianao foana no eo amin'ny toeran'ilay olona e. :-*
12. Jeankely
(
26/11/2007 10:48)
Inona no resaka fiteny @'izany. Izay tsy ara-dalana mody na aiza na aiza ary rariny izany. Ny mitazona tsy ara-dalana ve no tokony hatao?
13. papala
(
07/12/2007 13:05)
Tena marina zany! MODY REHEFA TSY ARA-DALANA FA MANDOTO TANANAN'OLONA ! NA AIZA IANAO NO MIPETRAKA NA AIZA.REHEFA TSY ALEHANY DIA MODY ANY AMINAO.Fa tsy firenena tsy misy fotony akory i MADAGASIKARA!
14. namana2008
(
10/12/2007 13:04)
refa lalàna d lalàna ary ampiharina am ze mandika lalàna. fa manin mo revo ny gasy no tsy ara-dalana d voroaka ary refa ny vaza d vita maina? satri v mahantra ny firenena d anaovana ze tina anaovana azy? le toetsaina mintsy ko no tena mahantra ry salopard a. comme ton pseudo iany e. hihihih.
mba serieux mo e. hihihih
mba serieux mo e. hihihih