fandrahoana sakafo asiana zavatra
1. soanja
(
14/11/2007 05:38)
Mahagaga ahy tany MADA taloha fa indraindray refa mahandro iny ny olona sasany hitako de asiany sotrovy ao anaty sakafo andrahoany na saribao na zavatra tahak'izany. Inona hono no mahatonga azireo hahandro manisy zavatra tsy mifanaraka amin'ny kibontsika tahak'izany? nahandro tsaramaso raha tsy diso aho no nahitako zany na hena na inona angaha?
novalian'i fiaritiana ny 22/11/2007 10:57
3. majakely
(
14/11/2007 08:40)
ye refa tsaramaso lany daty reny mantsy de mahery be ,de refa asina sotrovy de malemy mba mety masaka hono,,,njainjay tsy mety akoriny ,:(,de refa hena mafy be hozany iny koa torakizany :lol:...asina carbonaty na voniny papay reny de malemy ...
4. miantra
(
14/11/2007 09:54)
Ny ahy ny mba fantatro ry soanja dia ireto ah:
1. asiana sotro vy (sotro be vy an'Ambatolampy ohatra) ny ronono mba tsy hitobaka rehefa mangotraka.
2.Ny charbon indray raha tsy diso aho manala ilay fofona hena saika nasiso, na ireny sakafo mahery fofona ireny rehefa andrahoina.
I bebenay no nanazava ireo tamiko tamin'izany indrindra rehefa manaraka azy any ambanivohitra izahay.

5. kally
(
14/11/2007 11:01)
Dia ny mangahazo maina asian'i bebenay lavenona nofonosina anaty vorodamba dia malemy be.Fa tsy re aza ny tsirony , mba tsy nanao hoe misy lavenona izy izany ry bebe a!
6. ille
(
14/11/2007 11:54)
"tany MADA taloha"
tsy taloha ihany fa mandrak'ity ny androany! te hiseho v enao fa tsy any mada intsony?
"zavatra tsy mifanaraka amin'ny kibontsika ", f'angaha ireny natao hoanina eh? aleoko asiana sotro toy izay asiana karibonaty izay produit simika ary hoanina miaraka am sakafo( ny karibonaty sy ny produit simika isankarazany no tena tsy mifanaraka amin'ny kibonay!
ny saribao izay natao hanalana fofona, aleoko saribao izay tsy ho haniko akory fa manala fofona fotsiny toy izay karazana epice izay tsy hay intsony hoe in avy no nanaovana azy!
Fomba malagasy tsy hita izay maharatsy azy ireny

7. diamondra27
(
14/11/2007 11:58)
raha vao resaka voamaina rehetra dia asiana sotrokely inox rehefa mahandro azy @izay dia mihena ny temps de cuisson ary malemy tsara ny voamaina @zay na tsaramaso io na kabaro na voanjobory sns
rehefa aroso ny sakafo dia tsy aroso miaraka eo le sotrokely fa alàna:lol:, aleo soloina feuille de persil mba hisy estetika :-D
zany we raha tsy nanapotoana ianao izany nandona ilay voamaina t@ alina de tu as une 2ème chance de ampiasao io sotrokely io
de mazotoa daholo indray ô ary bon ap doly
miam miam haricot sy curry +hena

8. ikaretsaka
(
14/11/2007 15:18)
le ronono sy sotro aliminioma toa tena resaka chimie be ko... nisy bandy gasy namana izay ni demontre an'io tany akatso t@ memoire-ny fa leo za:-D:{
Ny vakinankaratra rehefa mahandro katsaka dia ranovisy no andrahoana azy: na le cob na le efa maina (totoina ayao vaventiventy toto ireny: "katsa drahona" ny fiantsoanay azy)
fa mampalemy sy mahamamy azy hono! fa ny anay ze hahavoky no tanjona t@ izany dia asianay siramamy nestle ihany ny ranon-katsaka ko! moa raha le mbola misy taolany iny dia tsy rarahiana izay tsirony any

10. boubounezy
(
14/11/2007 19:57)
za tena manaiky ny evitry diamondra wé sotro inox fa tsy sotro gasy fa ny sotro gasy kou tena dandeureu b any fasalamana lé vy nanaovana azy mintsy no ratsy tsy masalama ny vomaina tonga d asina sira fotsiny izy d mora masaka na asina vato klounj. ny hena mafy b reny asina vato klounj refa ndrindra anôvana lasopy reny sirtou lé silamangany reny ayayayayayayay tena malemy sady matsiro otrany hena akaiky ntolana reny.
ny charbon manala foufouna araki lé volaza ambony
sotro inox kou tsy manary gaz @ champagne na refa boissons gazeuses.
zay alou no mba itako
ay aza adino ny papay atao @ brochettes na refa hena d malemy b kou; betsaka ny zavatra azo atao retra @ fomba mampaleny ny hena fa afa inany alou ny prosuit naturel é!

11. soanja
(
15/11/2007 01:11)
illy> Efa ela be zah tsy nahita izany tsony tany Mada. :lol: tamzah mbola kely e!
Misaotra antsika rehetra nanome fanazavana. Efa ela aho no te hanontany an'io tamin'ny RAD-niko sy izay olom-pantatro saingy hadinoko foana. Soa fa misy anareo nanome hazavana. :-*:-*
Le izy aloha na tamzany aza aho defa fantatro hoe tsohanin'ireo olona ireo saingy hoe inona no antony no tena mahaliana ahy satria ny valala tsy indroa mandry ambavahady.

12. ille
(
15/11/2007 06:47)
Efa fantarao fa tsy hohanina sy tsy iditra any anaty kibo ka innn ko no mbola ilazanao hoe tsy mifanaraka am kibotsika; sa..... resaka tiana hateza ny anao!
13. boubounezy
(
15/11/2007 10:47)
soanja marina kia zany a! sady zany no antony anisany fisiny sera2 forum mba afahana anotanania resaka na mety ho raisiny oull ho afa aza; aza misalasala manotany sy mametraka hevitra fa ny oull tsy maintsy mamaly eo fona na aiza ny misy anjy na aiza.
15. kofbay
(
18/11/2007 10:51)
Aza mba manao firesaka ohatran'io moa ry ille fa hifanampy anie n atao eto fa tsy hifampempo e! ary matoa tonga eto tsy misy hieritreritra ny hizesta na hanambany ny hafa fa hifanakalo hevitra, ary na tsy hanoratra aza dia betsaka koa ny mamaky! aza tezitra an! fa aleo tsika hifanampy e!::o
16. sarobidy
(
21/11/2007 13:36)
le sotrobe efa hitako, le lavenona efa itako nataon'i bebeanay ko fa le charbon atao aôna tsara oe ny fanaovana an'azy fa tsy arako :oops:
17. fiaritiana
(
22/11/2007 10:57)
ny charbon alou atao anaty kiraro no hitako dé oe manala fofona from zany!fa mety manala fofona hena marina na zé maimbomaimbo rehetra lol
ny sotro ndray efa fampiasa refa mahandro voamaina fa tena malemy alou e!!
ny sotro ndray efa fampiasa refa mahandro voamaina fa tena malemy alou e!!