tsy d mety ho en formme
1. ravl
(
10/11/2007 07:12)
asa ianareo raha mitovy amiko, fa herinandro aho zay no tonga eto tokyo fa oh ny tsy tena stable tsara ny vatako, l miova tany ve sa le toetrandro, mety mbola ho zatra iany ve sa de ho ohatrizany foana,oh ny fanimpanina lava zany ndrindra raha vao miakatra amna toerana ambonimbony
novalian'i fijo ny 14/11/2007 20:18
3. hantakely
(
10/11/2007 10:16)
Bjr rav
Tonga soa ao Tokyo aloha e!,lasa lavitra ianao izany ,manatona dokotera nefa ataoko fa fombany ihany io fa izaho koa vao tonga teto Yemen nandritra ny 1 mois dia narary foana ,loha ,fanina etc...,dia nanatona andRadoko fa ny altude hono no mahatonga an'izany fa mihazatra eo ihany ianao fa tsy mila fanafody ka tsy haiko ny toentrandro sy ny altude nao any fa aty 2800 ka sahirakirana kely ihany izaho vao zatra ka amin'izao izaho ca va.Efa zatra .
Izay fa mirary fhslman e!

4. ravl
(
10/11/2007 11:39)
merci e, za koa manantena fa tsy ho ohnzao foana ny hanjo ahy fa rehafa zatra angamba mety tsy hanin tsony, mbola 3 mois manko ny formation ataonay eto ka zany no d mampanahy ahy io
8. Ralay
(
10/11/2007 15:14)
Mbola tratran'ny decalage horaire ianao no mahatonga izany fa aza matahotra fa manaova repos dia ho en forme refa avy eo.
9. niryna
(
11/11/2007 21:59)
Ralay:
Mbola tratran'ny decalage horaire ianao no mahatonga izany fa aza matahotra fa manaova repos dia ho en forme refa avy eo.
Marina izany ary rehefa tonga ny fotoana fatoriana izay amin'ny ora any amintsika dia matory aloha.Afaka ho azy tsikelikely io.Ny olona mifoha ,hianao matory ary ry zareo avy nandeha niasa,hianao indray te-hatory.:D
10. ravl
(
12/11/2007 13:47)
tena marina mitsy zany oe ny atoandro ndray za no ,tady resitory;ny al mvadibadika fotsiny