fanohananaartista ankafizinao

1. diso ( 10/11/2007 11:23)
bjr ,raha ianao no anontaniana,inona avy no mety atao ho fanohanana ny artista ankafizinao ,mivelatra be ny fanontaniana ka maniry aho raha mivelatra koa ny valiny ;mety manomboka amin'ny zavatra kely indrindra ary miafara amin'ny hevitra goavana
novalian'i Lejoba ny 08/07/2008 14:52
2. rixes ( 19/11/2007 05:27)
mety daholo , arakarak'ilay artiste , efa malaza ve sa mbola vao lancéna .
3. cutie ( 20/11/2007 00:22)
mividy ny cd-ny, ny t-shirt, mamonjy ny concert-ny :)
4. Lejoba ( 08/07/2008 14:52)
Hitako fanohanana tsara ny artista ankafizina ny fividianana ny CD sy izay azony amidy (afatsy ny tenany)
dia tena fihetsika mety koa amiko ny tsy fanaovana copie ireny sangan'asa ireny satria mihena ny vola tokony hiditra aminy (na dia lasan'ny super musique aza ny ampahany)
hevitra tsara koa ny fampahafantarana azy @ alalan'ny serasera toy izao, fa raha tena tianao izy dia andraso 6-volana vao avoaka @ daily motion sy youtube ny cd vaovao ahafahany mivarotra aloha.
Dia jereo ny fampisehoana ataony eh (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0939