bjr ,raha ianao no anontaniana,inona avy no mety atao ho fanohanana ny artista ankafizinao ,mivelatra be ny fanontaniana ka maniry aho raha mivelatra koa ny valiny ;mety manomboka amin'ny zavatra kely indrindra ary miafara amin'ny hevitra goavana
Hitako fanohanana tsara ny artista ankafizina ny fividianana ny CD sy izay azony amidy (afatsy ny tenany)
dia tena fihetsika mety koa amiko ny tsy fanaovana copie ireny sangan'asa ireny satria mihena ny vola tokony hiditra aminy (na dia lasan'ny super musique aza ny ampahany)
hevitra tsara koa ny fampahafantarana azy @ alalan'ny serasera toy izao, fa raha tena tianao izy dia andraso 6-volana vao avoaka @ daily motion sy youtube ny cd vaovao ahafahany mivarotra aloha.
Dia jereo ny fampisehoana ataony eh (l)