fenoy tompo

1. milay3 ( 08/11/2007 10:14)
izay mba manana ny toniny mba mangataka azafady oh
novalian'i sarobidy ny 09/11/2007 11:34
2. sarobidy ( 08/11/2007 10:46)
ny fenoy Tompo fantatro zao de le an'i pastera jocelyn le misy le oe: "fenoy Tompo, mitafotafo, ity siny izay nomena ahy, fa miredareda toy ny afo...."
sa fenoy Tompo ôtry ny aôna le tedavin'ise:oops:
3. diamondra27 ( 08/11/2007 12:00)



Nitady zavatsoa tsy nahavoky aho
toy ilay vhv naka rano
kanefa nomen'i Jeso toky aho
hahazo izay madio manganohano

fenoy Tompo mitafotafo
ity siny 'zay nomenao ahy
fa miredareda toy ny afo
izany hetahetan'ny fanahy

Tsy vitsy 'reo izay mbola maka mamy
... zavatra eto antany
kanefa mba tiako loatra
ny santatry ny fiainana any ankoatra

refrain

misy adino kely fa @ manaraka ahitsy


4. sarobidy ( 08/11/2007 12:46)
Diams: ^:^za vô mieritreritra ny andininy rehetra ato andohako ato anampiko an'ity ranamana ity nendry efa tonga =D
5. sarobidy ( 08/11/2007 13:45)
milay3: indro ary izy complet a :D

FENOY TOMPO

1- Nitady zava-tsoa tsy nahavoky aho
Toy ilay vehivavy naka rano
Kanefa nomen i Jeso toky aho
Hahazo izay madio manganohano

Fiverenana:
Fenoy Tompo mitafotafo
Ity siny izay nomenao ahy
Fa miredareda toy ny afo
Izany hetahetan ny fanahy

2- Tsy vitsy ireo izay mbola mankamamy
Ireo zava-tsoa nomen ny tany
Kanefa re mba tiako loatra
Ny hisantatra ny fiainana any ankoatra


3- Ry namako izay mbola mitady
Fiadanana tsy ho doria
Ho reraka ianao hiady
Raha tsy mandray an I Jesoa Kristy.





6. diamondra27 ( 09/11/2007 11:23)
sarobidy: hihihi za koa vao saika hiverina hanitsy dia ndry ndray no nanome azy rehetra
merci akia a!
de manasa anareo handray an'i Kristy zany e!

ahatsiarovako t@ taloha t@1985 akia io a! tadidindry ve?
GBT no nihira an'io t@ reveillon, de le madama (maman'i lalaina tery Tanambao) nihira azy hono toa hoe efa maty
:-*:-*
7. sarobidy ( 09/11/2007 11:34)
mbola zazakely za t@io d tsy d mbola vory saina lôtra.
za zao GBT d mbola hirainay fôna kah! efa maty hono fa tsitako ny nafatesany :-(
tsisy fisaorana aki a!:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0501