ombay mitady fitiavana

1. openday ( 08/11/2007 13:57)
ombay mitady fitiavana re ol fa resy ara pitiavana a
novalian'i yuka ny 09/12/2007 12:13
2. xxx ( 08/11/2007 14:10)
ato feno bdb fa maninona raha manandrana mitady ao:-P
3. xxx ( 08/11/2007 14:11)
openday:openyourheart kalongany:twisted:(l)
4. sitlo ( 08/11/2007 14:21)
Iangaviana izay mahita an-dramatoakely Fitiavana fa ilain'i Openday mafy. Toy izao ny momba azy:
Sahabo 26 taona eo ho eo
Fohy volo
zarazara hoditra
mirefy sahabo amin'ny iray metatra sy enimpolo eo ho eo.
Izay mahita na mahafantatra ny mety hisy azy dia ingaviana hiantso ny laharanana 331414141414 fa omena valisoa.

Marihina fa tsy dia salama saina loatra izy io.

[center][/center]


5. xxx ( 08/11/2007 15:10)
:roll::roll::roll:
6. kiadi ( 08/11/2007 15:23)
mila mikotrana be zany nareo fa resin'i fitiavana ko
7. lemenakely ( 08/11/2007 17:19)
ny aza mbà voany ihany aloha e ! efa tratra mantsy ny tenanay
8. remandilatse ( 08/11/2007 17:49)
d'accord aki cherie, fa saingy akore marina ty mobamoba anao!fa soara mbo jeuns, etc..., mpamaraky, somonjara, etc...
9. simplex ( 08/11/2007 19:31)

remandilatse,
na lelah na vevavy mety aminy doly k :°):):-D:-D
10. bonbongasy ( 08/11/2007 19:39)
mitady fitiavana sa olotiana sa ol mitia?
11. sarobidy ( 09/11/2007 14:57)
Fa i Fitiavana zanak'i pasitera ve zany e :lol:
12. Angie ( 14/11/2007 07:17)
Tsiky dia ampy :P
13. xxx ( 20/11/2007 05:49)
hita ve le fitivana tedavinareo e :P
14. tslem ( 20/11/2007 10:48)
sarobidy:

Fa i Fitiavana zanak'i pasitera ve zany e :lol:



i fitiavana voalohany indrindra kah ! :-D:-D:-D
15. tslem ( 20/11/2007 10:50)
lehibe indrindra manko eh
16. sarobidy ( 21/11/2007 06:39)
tslem: :-D marina zany eh
17. yuka ( 09/12/2007 12:13)
izaho te ho tinareo,de te hitianareo ku
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1341