mila vonjy e (pbl windows xp)

1. mpanera ( 08/11/2007 08:03)
nampiditra cd audio t@ lecteur cdrom za za d nanjavona daholo ny îcone affiché teo @ bureau,de tsis zavatra azo idirana miitsy fa misy soratra oe restrictions veuillez contactez votre admnistrateur
novalian'i diffordi ny 15/11/2007 10:07
2. Ylly ( 08/11/2007 08:54)
redemaréo r'isé ny lamasininao a!andramo aloha io satria efa tratran'io koa aho dia niverina daholo ny îcones rehetra.
3. apache ( 08/11/2007 09:43)
- redemareo mode sans echec
- ataovy restauration système
- redemareo normal amizay.
vita
4. ds ( 08/11/2007 12:11)
Sao dia tsy azo atao ny mihaino hira raha solosaina any am-piasana :-)
5. sitlo ( 08/11/2007 14:11)
Sao dia ilay disque 45 tours ireny no nampiarainao dia nolazainao fa cd audio?
6. cazal ( 08/11/2007 14:14)
NY ATY DE ANY @POUBELLE NY tsara sy mety @ zany zao !!!!!
7. simplex ( 08/11/2007 15:05)

sao dia misy virus ilay CD :)
8. boubounezy ( 08/11/2007 20:40)
lé volazany apache io ny mety fa refa tsy mety d avereno installéna lé logiciel ny système d'exploitation, si non afaka miantso any microsoft enao d activény ny système d'exploitation anao.:wink: satry ny matonga anizany mety nisy zavatra composant vô supriménao d tsy ampy lé application avy eo ny matonga azy.
9. bazylou ( 13/11/2007 00:39)
mividiana ihany okazy e!!:lol::-D
10. diffordi ( 15/11/2007 10:07)
Mpanera an! resaka virus no matonga io. Nisy répareo fotsiny ny systèmenao: Atsofoy ny CD XP dia redem - Booteo CD Repareo ny Windows. si non reinstaleo Windows.:idea::idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2202