mila vonjy e (pbl windows xp)
1. mpanera
(
08/11/2007 08:03)
nampiditra cd audio t@ lecteur cdrom za za d nanjavona daholo ny îcone affiché teo @ bureau,de tsis zavatra azo idirana miitsy fa misy soratra oe restrictions veuillez contactez votre admnistrateur
novalian'i diffordi ny 15/11/2007 10:07
2. Ylly
(
08/11/2007 08:54)
redemaréo r'isé ny lamasininao a!andramo aloha io satria efa tratran'io koa aho dia niverina daholo ny îcones rehetra.
5. sitlo
(
08/11/2007 14:11)
Sao dia ilay disque 45 tours ireny no nampiarainao dia nolazainao fa cd audio?
8. boubounezy
(
08/11/2007 20:40)
lé volazany apache io ny mety fa refa tsy mety d avereno installéna lé logiciel ny système d'exploitation, si non afaka miantso any microsoft enao d activény ny système d'exploitation anao.:wink: satry ny matonga anizany mety nisy zavatra composant vô supriménao d tsy ampy lé application avy eo ny matonga azy.
10. diffordi
(
15/11/2007 10:07)
Mpanera an! resaka virus no matonga io. Nisy répareo fotsiny ny systèmenao: Atsofoy ny CD XP dia redem - Booteo CD Repareo ny Windows. si non reinstaleo Windows.:idea::idea: