bonannive i kallie

1. boubounezy ( 08/11/2007 17:57)
tokony asina rubrika fety ny fitsi ngéranany tona mintsy eto fa misy annive fona isananjo m'sé Hery ô!:-P tsy aiko alou é!...:oops:
novalian'i kallie ny 11/12/2007 11:01
2. tess ( 08/11/2007 18:21)
efa lasa ary am sary ny ahy fa de mbola re bonnanif zany kallie ah!:-*
3. booboo ( 08/11/2007 18:52)
Joyeux anniversaire Kallie :-*. Mirary soa sy fahasalamana hatrany ary indrindra ho tapitra @ zay ny grève ny cygogne hihihihihihi.
:-*
4. simplex ( 08/11/2007 19:35)
:-*:-*
5. boubounezy ( 08/11/2007 20:00)
tess ai v é! tena mbola tsy itako mantsy ny natonga anah nanao anio ka! tsy olan'e! kiss njy alou fa tena ela tsy itako maninamina njy kia tess a! kiss b an! njy!:-*:-*:-*:-*
6. Valala ( 09/11/2007 04:00)
bon annif akia njy kallie na d efa somary tara kely aza ny an'ahy :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
7. ravatorano ( 09/11/2007 05:13)
bonna anniversaire indray akia omaly ah :wink:
mirary soa lalandava e
=D=D=D^:^^:^
8. sitlo ( 09/11/2007 05:27)
:wink:
9. ari.malala ( 09/11/2007 07:56)
averina eto indray zany le fiarahabana e! bn anif kallie, d aza adino ny gato anay mpisera eto;)
10. mbaliana ( 09/11/2007 13:21)
bonnne annif e... dia mahazoa ze iriana indrindra ry kaliie ...:-*
11. sarobidy ( 09/11/2007 14:50)
Kallie zany tena mbola lasa nanao annif marina fa tsita mits izy androany.
Arahabaina aloha tratry ny tsingerin-taona kallie :-* bizz beuh
12. Papoose ( 10/11/2007 04:13)
bonaniva kallie a!:-*
13. Stretch ( 10/11/2007 06:12)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/baiser-volant-79541.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/offre-rose-4713.gif[/IMG]
14. bilakarenjy ( 18/11/2007 17:02)
ao tsara e! :-*:-*,de mahereza e!
15. kelly13 ( 19/11/2007 15:26)
tara fiarandalamby lalandava (greve oblige :wink:) fa d joyeux anniversaire ankia ry kallie a :)
16. kallie ( 11/12/2007 11:01)
afabaraka fa zao ty vô sendra itako, mankasitraka reto a :-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6174