Tombo-tsoa azo amin'ny fananana assurance any am-piasana?
1. niryna
(
08/11/2007 06:40)
Tsy ny rehetra akory no manana assurance any am-piasana.(na fahasalamana izany na ny retraite koa)
Raha marary fotsiny izao ka tsy manana assurance amin'ny fitsaboana dia izao no vola aloha:
Manadio nify: $50-100
Mandeha any amin'ny dokotera (indray mandeha)$ 50-100
Vidina fanofody: $ 20-...150
Mividy fanafody rehefa hody any Dago: $80-$220
Alain'ny ambulance: $250-$350
Emergency: $100-$300
Mijanona indray andro any amin'ny hopitaly:$900-$...
Sationany fotsiny izany ireo:Raha marary izany+alain'ny ambulance+mijanona indray andro(matetika telo andro vao avoakany).Ohatraninona izany no aloha?Mba alaivo sary an-tsaina ny mahazo:cry:
Raha manana assurance kosa ilay olona dia tsy mitebiteby firy na misy vola aloha isam-bolana ary dia ilay mpampiasa no miantoka ny 75-80% ny rehetra.:D
Diniho kely hoe ny fiainantsika a,dia mba lazao hoe inona no tombotsoa azontsika manana an'Atra?
1 Nataon'i Davida Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina.
2 Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko; Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra,
3 Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra,
4 Izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka, Izay manarona famindram-po sy fiantrana anao,
5 Izay mahavoky soa ny vavanao*; Ny fahatanoranao mody indray toy ny an'ny voromahery**.[*Na: fanahinao, na fahanteranao][**Na: ho toy ny voromahery]
Salamo 103:1-5
Faly aho, raha hoy izy ireo tamiko: Andeha isika ho any an-tranon'i Jehovah.Ny tongotray efa mijoro Eo anatin'ny vavahadinao, ry Jerosalema ô,Salamo 122:1
Soraty anie e,ho hitanao izany fahasambarana manana an'Atra izany!
(l)niryna

novalian'i niryna ny 14/11/2007 05:58
4. prime
(
08/11/2007 12:04)
niryna> misaotra amin'ny fampatsiahivana...=D
xxx,pissoa> ianareo kosa e... tsy azonareo ve izany fiadanana lehibe azo avy amin'i Jehovah ambara izany raha misaotra Azy fotsiny aza? mamela heloka, manasitrana ny aretina rehetra, manavotra ny aina tsy ho very, mamindra fo sy fiantràna, mamoky soa ny vava, manome fahatanoràna mandrakariva... tsy voavidy vola anie izany e...:)

5. agoago
(
08/11/2007 13:10)
Tokony nataon'i nyrina hoe fanana assurance manana an'Andriamanitra, mieritreritra hoe produits assurance any am toerana fiasana ny olona
6. ikaretsaka
(
08/11/2007 13:25)
pissoa> misy assurance izany any amin-dry hanaterana andoavantsika ny 17,9 an'io namantsika io? no laozana mivanivany eo?
ppffffffffff aoka izay fa tsy tanako intsony:-D

7. pissoa
(
08/11/2007 13:34)
Prime : Ahoana ny mety ho tenenin'i Prime raha toa ka asiako titre hoe "Ny Fiadanana ao amin'Andriamanitra" - dia avy eo dokambarotra amin'ny bizna ataoko no ao anatiny nefa. :-D:-D:-D
Tsy hoe mampitovy an'Andriamanitra amin'ny bizna aho fa ... hajao ny mpamaky rehefa manokatra lohahevitra. Rehefa Andriamanitra no resahina dia Andriamanitra atao Lohateny ! :wink:

10. booboo
(
08/11/2007 14:35)
Sarin-teny no mety mananavanana an'i Nyrina anehony ny heviny. Ny an'i Pissoa lay manisy mivanitika reny foana, ny an'Ikaretsaka arguments contre arguments etc.... fomba samy hafa hanehoana hevitra aby zany.
Ny oul hoà tsy voatery ho hendry sy hahay tahaka anareo aby ....

12. pissoa
(
08/11/2007 15:07)
Booboo : Ny votoatiny ie ! Azo hazavaina araka izay tiana. Tsy ny nanombohan'i Niryna ny resaka mihitsy no noteneniko teo (na dia misy tsy tiako aza indraindray ny fanombohany resaka :oops:), fa ilay lohateny.
Heveriko fa ny Marketing Manager an'Andriamanitra (raha misy) dia tsy tokony hampiasa karazana "fitaka" mba hahatongavan'ny hafatra any amin'ny olona. Raha hoe ny dika sy ny ilana ny "lohateny" mihitsy no tsy azoKO - na tsy azon'i Niryna dia tsy miady hevitra intsony aho, ary miala tsiny amin'izay efa nosoratana. :oops:
:-D:-D:-D

14. fijo
(
08/11/2007 21:02)
niryna an,raha manana an'andriamanitra ngaha de tsy harary??????ary rehefa marary,tsy aleo ve manana le assuransy ihany????ny vavaka anie tsy mahasitrana e
15. ikaretsaka
(
08/11/2007 21:25)
Fa entre pas: niryna AArp sa Blue Shield sa HIP sa Metlife sa Medicaid:-D:-P
18. niryna
(
09/11/2007 06:00)
xxx:
misy fahavoazana :roll:
ndrisy mantsy,mampalahelo ahy hianao ry xxx
16 Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo hianareo.
17 Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanareo manao izay zavatra tianareo.
18 Fa raha tarihin'ny Fanahy hianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna. Gal 5:16:D
19. niryna
(
09/11/2007 06:05)
pissoa:
:roll::roll::roll::-D
pissoa a,variana hianao mijery an'i xxx e.mivavaha ho azy aky a.
15 Fa raha mifandramatra sy mifampihinana hianareo, tandremo fandrao mifandringana.
22[u] Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,
23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.[/b]
Ireo hono 22-23 aky ry pissoa tsy misy afaka manohitra azy ireo.:-*
20. niryna
(
09/11/2007 06:08)
prime:
niryna> misaotra amin'ny fampatsiahivana...=D
xxx,pissoa> ianareo kosa e... tsy azonareo ve izany fiadanana lehibe azo avy amin'i Jehovah ambara izany raha misaotra Azy fotsiny aza? mamela heloka, manasitrana ny aretina rehetra, manavotra ny aina tsy ho very, mamindra fo sy fiantràna, mamoky soa ny vava, manome fahatanoràna mandrakariva... tsy voavidy vola anie izany e...:)
Tsy misy fisaorana ka :D
Atra manome antsika hery hizara ny fahasoavana nomeny antsika ary mampahafantatra ny teniny avy amintsika tsirairay avy mba hiampita any amin'ny hafa fa misy ny mihaino sy manatanteraka ary misy ny manohitra ka tsy asiana olana fa fomban-javatra io.:lol: