Tombo-tsoa azo amin'ny fananana assurance any am-piasana?
41. ikaretsaka
(
10/11/2007 02:48)
mampatsiaro ahy izay tantara niseho izay letsy ity tantaran'i Niryna ity ry fijo!
Nisy Secte izay tany @ tanana ary adepte be tao ilay ramatoa izay sy ny fianakaviany. Indray andro dia narary ary ny zanak'ilay ramatoa ary nandamaka tao am-pandriana, efa niha gravy ny aretina ka hoe tapa-kevitra fa ho entina tany @ hopitaly. Tsy navelan-dRapasy anefa fa hoe "mpivavaka be hono ry zareo ka mila mivavak"a sns.. natao izao fanalana devoly sy ny sisa izao, vavaka sy ny sisa izao. indrisy fa nihombo ny aretina dia nodimandry ity narary.
Taona 1 taty aoriana dia mba narary ny zanak'i pasy ary aretina mitovitovy t@ ilay mahazo an'ilay zaza maty t@ herintaona ny aretina, dia ny azy nentiny tany @ hopitaly soa aman-tsara ny zanany, ary mbola nangatahan-drakitra aza hanefana ny volan'i Dokotera...
Lasa niala ohatran'ny tsy teo ilay ramatoa. na za tsy teo amin'ny toerany kosa aza!
Fa dia misy karazany 2 mihitsy ity mamom-pivavahana sy extremiste sy fanatisme ity ka
m,isy ny tena tena tsy vaky antatra mihitsy
misy ny tena tsy mahalala ny tenany raha tsy elabe aty aoriana fa dia mitsingevana sy:^) be fotsiny
mahonena

44. niryna
(
10/11/2007 11:56)
pissoa:
:-D:-D:-D
Niryna : aza laozana malahelo ahy fa malahelova aloha ny tenanao :-D
(l)(l):-*
45. niryna
(
10/11/2007 11:58)
ikaretsaka:
inona no mbola mampihomehy sy mampaleho an'i niryna @ izany? omeo antony hoe?
Matina sy tsotra sy mazava ny azy! inona amin'io no diso? mba lazao hoe?
dia rehefa tsy misy atokona intsony ..mitsora fa mivonkona
vavolombelon'ny mpiasa ny bainga ry niryna an, raha mijoro vavolombelona, ito sujet ito hijoroana voalohany indrindra!
:-*(l)(l)
46. niryna
(
10/11/2007 12:14)
fijo:
fa niryna ve izany tsy manao ireo fiarovana arapanjakana misy any fa di avavaka fotsiny????
Manana tokoa aho fa misaotra miampy ny fitiavan'Atra ahy sy ireo izay manankina ny fiainany aminy dia efa manana " assurance de vie "sady guarantie no tsy misy vola aloha na ariary aza kanefa tena milay be,sy tsy afaka hisy na iray aza hanala izany assurance izany intsony eny fa na dia ny fahafatesana aza.(Rom 8:38-39) :D:D
Manana an'Atra aho ary zanak'Atra ka tsy matahotra fa efa manana "Assurance de vie gratuie " ao amin'ny Tompo.Tsy izaho irery fa ireo izay manaiky azy ho Tompony sy Mpanapaka azy amin'ny fiainany.
Jaona 10:27-29
27 Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy,
28 ary Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very izy mandrakizay, ary tsy hisy handrombaka azy amin'ny tanako. =D=D=D I (l) JESUS !!
29 Ny Raiko Izay nanome Ahy dia lehibe noho izy rehetra; ary tsy misy mahay mandrombaka amin'ny tanan'ny Ray. [/b]
Tsy ho menatra izay rehetra mino Azy(Rom 10:11)ary izay rehetra miantso ny anaran'ny Tompo no ho vonjena(Rom 10:13)
47. niryna
(
10/11/2007 12:19)
cutie:
niryna kissssssssssssss:-*:-*:-*:-*:-*:-*
Misaotra aky cutie a :-* biggg hugggg for you ,too
I (l) cutie,like I (l) Jesus,and I (l) all namana serasera
(l) niryna
49. ikaretsaka
(
10/11/2007 15:46)
rehefa tsy tian'ny olona moa ry niryna dia aza atao a.. io ihany!
karazana force.
tsy haiko raha tsy ampy kely na misy kely
karazana force.
tsy haiko raha tsy ampy kely na misy kely
51. niryna
(
11/11/2007 05:37)
ikaretsaka:
rehefa tsy tian'ny olona moa ry niryna dia aza atao a.. io ihany!
karazana force.
tsy haiko raha tsy ampy kely na misy kely
Ampy be mihitsy aho ka,mibitaka mizara ny hafaliako amin'izay mandray azy.
Izao no didiko, dia ny mba hifankatiavanareo tahaka ny nitiavako anareo. Jaona 15:12
52. niryna
(
11/11/2007 05:45)
ikaretsaka:
rehefa tsy tian'ny olona moa ry niryna dia aza atao a.. io ihany!
karazana force.
tsy haiko raha tsy ampy kely na misy kely
misaotra anao.:D
14 Dia, indro koa, mbola hanao zava-mahagaga amin'ity firenena ity Aho, dia zava-mahagaga sy mahatalanjona; Ka ho foana ny fahendrena kendriny, ary tsy ho hita ny fahalalan'ny mazava sainany. Isa 29:14 :roll:
Inona no tian'ny baiboly resahina amin'izany ry ika ?
14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany. IKor 2:14
53. xxx
(
12/11/2007 09:48)
fa izy ity ve fitanisana soratramasina sa inona no tena tanjona tian'i nirina ahatongavana ?
amiko izao hoe manana insurance niryna dia andana mamonjy dermato hitsaboana ny mony mibotsibotsina sy mamparokoroko tarehy
de tsory raha lesbo fa toa tia mi love² vevavy nyrina zany marina, tsy vitan'ny mampitsoaka fa tena mampatahotra :-D:-D:-D:-D

54. ikaretsaka
(
12/11/2007 18:11)
ka izay manko... siransa lasa versa biblika... ahoana ihany?
Izay ange le nolazaiko tatsy hoe toa any @ tanin'akondro i niryna no mitady voaloboka e...
ohatran'ny hoe... "fananana tanin'akondro.(io ny sujet)..... aiza ny voaloboka ?(io no tena nolazaina)
Izay ange le nolazaiko tatsy hoe toa any @ tanin'akondro i niryna no mitady voaloboka e...
ohatran'ny hoe... "fananana tanin'akondro.(io ny sujet)..... aiza ny voaloboka ?(io no tena nolazaina)
55. niryna
(
12/11/2007 21:06)
xxx:
fa izy ity ve fitanisana soratramasina sa inona no tena tanjona tian'i nirina ahatongavana ?
:D
amiko izao hoe manana insurance niryna dia andana mamonjy dermato hitsaboana ny mony mibotsibotsina sy mamparokoroko tarehy
Efa miteny foana aho fa mampalahelo ahy hianao,eny hivavaka ho anao aho sao ilay miantso an'i Kristy direct ihany no mandaitra fa tsy afaka hiantso hafa kosa aloha aho e." I always (l) you XXX no matter what! Izay no didy nampianarina ahy sy hianao.
de tsory raha lesbo fa toa tia mi love² vevavy nyrina zany marina, tsy vitan'ny mampitsoaka fa tena mampatahotra :-D:-D:-D:-D
:cry::cry: tena mampalahelo ahy tanteraka hianao,enga anie ka hiaro anao Kristy,miambena,fa aza manaiky ho resin'ilay hery mpankahala,mpamitaka,mpandroba ilay fitiavana nomen'Atra anao. Aza kivy,tsy lavitra anao i kristy,omeo azy ny fonao mba ho sitraniny.Mitomany Izy mahita anao.
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4735a82be35c8
=))=))
Andriamanitra dia fitiavana,tokony ho tia ny manodidina antsika hono isika.Izay rehetra mivoaka avy ao amin'ny vava hono dia vokatry ny ao amin'ny fo.Lasa HS ilay izy,inona no hidiran'ny dermatology =))=))
Sady indro kely,angaha izaho hono io ry xxx e.Na izany aza efa nasianao mivavaka aho dia mivavaha ho an'ilay olona ry xxx e,mba ho sitrana ny monininy.
Izany e ,please !!!!
Indro kely ihany koa ,ny vatantsika anie dia nofo sy ra fotsiny e,mahazo manao izay hitiavantsika hikolokoloana ny vatana isika rehefa tsy manimba azy fotsiny satria tsy antsika io.Ny outer sy ny inner no tian'Atra ovaina ho tsara sy manaraka ny didiny.Nindramintsika fotsiny io vatantsika io.Mandehana anie mitsimpona ao amin'ny baiboly e fa misy an'ireo lazaiko eo ao,sa teneno aho fa omeko hoe aiza ho aiza....ao re no misy an'io e :roll::D
56. ikaretsaka
(
12/11/2007 21:16)
ndro kely ihany koa ,ny vatantsika anie dia nofo sy ra fotsiny e,
dein.. mba kristianina hono izy de zany ny ataony.. dein
57. niryna
(
12/11/2007 22:07)
ikaretsaka:
ndro kely ihany koa ,ny vatantsika anie dia nofo sy ra fotsiny e,
dein.. mba kristianina hono izy de zany ny ataony.. dein
=))=)) Aleo aho aloha hisotro ranokely fa tena tapaka ny tsinaiko ato. dein,dein,dein....:miam::miam::miam:
58. ikaretsaka
(
12/11/2007 23:18)
izay izao voalazanao sahady .. efa misy tsinay koa ny vatana!8O:-D
enao nge miteniteny foana dia rehefa ahitsy de tezitra e!
mehezana sisa e:wink::-D
Mahereza dia mba mandiniha
enao nge miteniteny foana dia rehefa ahitsy de tezitra e!
mehezana sisa e:wink::-D
Mahereza dia mba mandiniha
59. niryna
(
13/11/2007 05:39)
ikaretsaka:
izay izao voalazanao sahady .. efa misy tsinay koa ny vatana!8O:-D
enao nge miteniteny foana dia rehefa ahitsy de tezitra e!
mehezana sisa e:wink::-D
Mahereza dia mba mandiniha
=))
Aleo aloha aho hiverina amin'ny sujet-ko amin'izay fa notaritin'ika tany amin'ny lalan-kafa toy ny fanaony foana.Lasa ilay feeling saika mba ho zaraiko teo re ry lanitra o!
"For the wage of sin is death but the gift of God is eternal life" Rom 6:23 moa izy izay ?
Eny tokoa,"ny fahafatesana no tambin'ny ota fa ny fahasoavan'Atra kosa dia ny fiainana mandrakizay"
Io no assurance izay hananan'ny mpino rehetra.Ety an-tany io dia efa manomboka.Raha tsy miaiky ny fahotantsika isika ry ika,dia ho fatin'izany ota izany.Velona ara-nofo fotsiny fa ny fanahintsika dia ho faty. Manomboka androany na tamin'izay fotoana nanoloranao an'i Tompo ny fiainany ,eo izy no manomboka voavonjy ny fanahiny. Maty izany ny fanahy noho ny ota ,dia velona indray rehefa nandray an'i Kristy.Tonga olom-baovao amin'izay i!
Tsy miverina amin'ireny toetra ratsy natao fahiny ireny intsony i! Satria isika nofo aman-dra,misy ihany ny fakam-panahy mety mitarika antsika (ohatra hoe tsy tia ny tenin'Atra fa manohitra azy foana,(dange be io an,ary satana dia miandry ilay trano madio ka raha mahita hirika kely izy dia miditra ary lasa avo fito heny ny namany sy ny miaramilany hiditra sy hanafika ilay olona), ao koa ny mbola manana toetra ratsy kanefa efa tokony hiova amin'izay,miverina indray ilay fialonana kely na fahatezerana kely na ilay lolom-po kely,raha mitambatra maro moa dia lasa fankahalana be .Raha sanatria ka mitranga izany dia mitodi-doha ainga.Tonga dia mivavaka aingana .... Dia mitohy indray ny tolona amin'ny fiainana.Na misy zioga mafy aza,manana Azy ary tsy mitovy amin'ireny olona tsy manana an'i kristy ireny intsony.Maivana ny fahoriana satria na lalana tsy maintsy ho diavina aza ilay izy,Atra lasa nanova ny fo hanaiky azy,hiatrika ilay fahoriana miaraka aminy fa tsy ny tena irery.Ary lasa manova ny fon'izay mametraka ny fiainany eo Aminy.
Dia afaka manao ilay hirahira hoe
Afaka ny gadrako
"Afaka aho ,afaka aho ,afaka ny gadrako.."
Nandevozona aho taloha(nandevozon'ny ota io an)
Afaka aho ankehitriny.
Hody aho , hody any aminao aho Tompo o ! ^:^