Tombo-tsoa azo amin'ny fananana assurance any am-piasana?

21. niryna ( 09/11/2007 06:19)
agoago:

Tokony nataon'i nyrina hoe fanana assurance manana an'Andriamanitra, mieritreritra hoe produits assurance any am toerana fiasana ny olona

misaotra e.
Raha any am-piasana no asiako teny ?
mandry eo ivoho ny vato rehefa marary satria vola kely no aloha.
Tonga dia manatona dokotera rehefa marary satria mbola vola kely ihany no aloha.
Ny fanafody mora na tsy mandoa
Ny aretina voatsabo ary mety fantatra mialoha.
Raha manana an'Atra isika dia tafiditra daholo ireo ary miampy ny :
Misaotra an'Atra fa nomeny asa,nomeny hery sy saina ary vatana tomady.Tsy toy izaho aho raha tsy nisy Izy,manana azy hiankinana amin'ny olana rehetra
tsy matahotra ny ho very intsony na ho doran'ny afo satria hiaraka aminy ho mandrakizay sady voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana ny anarana,ny saina afaka ahiahy,ary afaka ny gadran'ny satana.Manana azy mpiharo,mpanampy ary mpanavotra.
manana fifaliana tsy ho voavidy vola,toy ny fifaliako mizara izay kely fantatro ho an'ny rehetra
Avy tamin'iza daholo izany rehetra izany?
Avy tamin'i finoako an'i Kristy.
Izy irery ihany no mahavaha ny olona rehetra izay fantatro fa tsy ho voavaha amin'ny heriko samy irery.:D


Efesiana 1:7
Izy no ananantsika fanavotrana amin'ny rany, dia ny famelana ny fahadisoantsika, araka ny haren'ny fahasoavany
22. niryna ( 09/11/2007 06:23)
xxx:

misy fahavoazana :roll:

Mbola tiako zaraina aminao ihany koa ity ry xxx malala.


38Fa matoky aho fa na fahafatesana, na fiainana, na anjely, na ireo fanapahana, na zavatra ankehitriny, na zavatra ho avy, na hery

39 na ny ambony, na ny ambany, na inona na inona amin'izao zavatra ary rehetra izao, dia tsy hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'Andriamanitra izay ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika.
Rom 8:38-39 :-*
23. niryna ( 09/11/2007 06:28)
ikaretsaka:

pissoa> misy assurance izany any amin-dry hanaterana andoavantsika ny 17,9 an'io namantsika io? no laozana mivanivany eo?
ppffffffffff aoka izay fa tsy tanako intsony:-D

Hoy kristy hoe:

27" Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy,

28 ary Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very izy mandrakizay, ary tsy hisy handrombaka azy amin'ny tanako.

29 Ny Raiko Izay nanome Ahy dia lehibe noho izy rehetra; ary tsy misy mahay mandrombaka amin'ny tanan'ny Ray."
Jaona 10:27-29:P

24. niryna ( 09/11/2007 06:39)
pissoa:

Prime : Ahoana ny mety ho tenenin'i Prime raha toa ka asiako titre hoe "Ny Fiadanana ao amin'Andriamanitra" - dia avy eo dokambarotra amin'ny bizna ataoko no ao anatiny nefa. :-D:-D:-D

Tsy hoe mampitovy an'Andriamanitra amin'ny bizna aho fa ... hajao ny mpamaky rehefa manokatra lohahevitra. Rehefa Andriamanitra no resahina dia Andriamanitra atao Lohateny ! :wink:

19 Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana,

20 fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,

21 fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra.

22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,

23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.
Gal 5:19-23


25. niryna ( 09/11/2007 06:42)
rabilabila:

Ny ahy o,1 no zakako =)):-D



I Pet 1:5
ary matoky indrindra aho fa izay nanomboka asa tsara tao anatinareo no hahatanteraka izany mandra-pihavin'ny andron'i Jesosy Kristy;:D
26. niryna ( 09/11/2007 06:51)
ikaretsaka:

miombon-kevitra amin'i pissoa



14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany. I Kor 2:14

IKor 1:18-20
18 Fa ny teny ny amin'ny hazo fijaliana dia fahadalana amin'izay ho very,fa herin'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena.

19 Fa voasoratra hoe:"Hofoanako ny fahendren'ny hendry, ary holaviko ny fahalalan'ny mahalala" (Isaia 29:14) .

20 Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin'izao tontolo izao? Tsy nampodin'Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren'izao tontolo izao?


14 Dia, indro koa, mbola hanao zava-mahagaga amin'ity firenena ity Aho, dia zava-mahagaga sy mahatalanjona; Ka ho foana ny fahendrena kendriny, ary tsy ho hita ny fahalalan'ny mazava sainany.Isa 29:14

Mazotoa mandalina ny tenin'Atra efa nomena ho an'izay mino sy manaiky fa Kristy irery no lalana sy fahamarinana ary fiainana mandrakizay io tenin'Atra mba ho zaraina ireo namana rehetra sy ny manodidina.:-*

27. niryna ( 09/11/2007 07:03)
booboo:

Sarin-teny no mety mananavanana an'i Nyrina anehony ny heviny. Ny an'i Pissoa lay manisy mivanitika reny foana, ny an'Ikaretsaka arguments contre arguments etc.... fomba samy hafa hanehoana hevitra aby zany.

Ny oul hoà tsy voatery ho hendry sy hahay tahaka anareo aby ....


Misaotra aky booboo nampahatsiahy azy dahy ireo an.Tsy ho fantany tokoa ilay izy fa ny fahaizany sy ny fahalalany no eritreretany hitondrana ny tenin'Atra.

Io voasoratra ao anaty baiboly io ny teny milaza izany.

Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin'ny filosofia sy ny famitahana foana, araka ny fampianarana voatolotry ny razana, araka ny abidim-pianaran'izao tontolo izao, fa tsy araka
an'i Kristy.
Kolo 2:8 8)

4 Ary miravoravoa amin'i Jehovah ianao, dia homeny anao izay irin'ny fonao.:D^:^

5 Ankino amin'i Jehovah ny lalanao, ary matokia Azy, fa hataony tanteraka.[b] Salamo 37:4-5


A-B-D fianaran'izao tontolo izao hono :oops:
28. niryna ( 09/11/2007 07:07)
ikaretsaka:

aiza koa izay sarin-teny eo? resaka tsy misy idirany aza ko


Kol 2:20-22
20 Ary raha niara-maty tamin'i Kristy hianareo ka efa afaka tamin'ny abidim-pianaran'izao tontolo izao, nahoana no toa mbola velona amin'izao tontolo izao ihany hianareo ka mety hodidiana hoe:

21 Aza mandray, aza manandrana, aza manendry

22 levona amin'ny fanaovana ihany izany rehetra izany - araka ny didy sy ny fampianaran'olona?-
29. niryna ( 09/11/2007 07:16)
ikaretsaka:

Fa entre pas: niryna AArp sa Blue Shield sa HIP sa Metlife sa Medicaid:-D:-P


22 Fa aoka ho mpankato ny teny hianareo, fa aza mpihaino fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo. Jak 1:22


16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay. Jaona 3:16

6 ary matoky indrindra aho fa izay nanomboka asa tsara tao anatinareo no hahatanteraka izany mandra-pihavin'ny andron'i Jesosy Kristy; Fil 1:6

30. pissoa ( 09/11/2007 08:56)
Niryna:

19 Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana,

20 fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,

21 fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra.

22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,

23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany. Gal 5:19-23

So what? :-D:-D:-D:-D:-D

Tsy manamarina ny zavatra tsy mety ataonao ny fandefasanao amiko andalana lava toy izao. Mety vao maika aza hanameloka anao satria ampiasainao hiarovan-tena fotsiny ny Tenin'Andriamanitra !!! :wink::-D
31. niryna ( 09/11/2007 12:35)
pissoa:

Prime : Ahoana ny mety ho tenenin'i Prime raha toa ka asiako titre hoe "Ny Fiadanana ao amin'Andriamanitra" - dia avy eo dokambarotra amin'ny bizna ataoko no ao anatiny nefa. :-D:-D:-D

Tsy hoe mampitovy an'Andriamanitra amin'ny bizna aho fa ... hajao ny mpamaky rehefa manokatra lohahevitra. Rehefa Andriamanitra no resahina dia Andriamanitra atao Lohateny ! :wink:

misaotra anao fa mandeha tsara ny dokambarotro amin'izao fotoana izao :D
Fantatrao tsara aloha izany fa fiadanana ao amin'Atra no tiako resahina,misaotra nampahatsiahy ahy.
Ara-nofo,eto amin'ny fiainantsika,mijaly tsy mba afa-manoatra raha tsy manam-bola ka marary.Na izany aza dia mety ritra ny rano,toy izany koa ny vola sy ny fahaizana na ny harena .
Mijaly hoy aho satria mety ho faty fotsiny na dangy ho azy rehefa tsy afaka hitsabo tena.
Mankanesa aty amiko izany fa omeko toro-lalana fa mila ny biznesiko andeha tsara aho,:D dia mba resaho ny namana rehetra,ampitampitao any ny hafatra.:wink:

Ara-panahy kosa dia mbola mijaly lavitra noho izany ara-nofo izany ireo olona izay mi-reject lava ny tenin'Atra,sy manohitra lava ireo nomen'Atra hery mba hizara ny teniny.Mijaly satria mahalala fa mody adala na mankahala na alllergie fotsiny ilay olona mitory dia mi-reject foana.O! allergie hoe,hay va re tsy ny sakafo ihany no maha-allergie ny olona raha izany k'ty! :^)
Misy raha vao mijery ny aran'ilay olona fotsiny dia efa lotika ny fanahiny.Tezitra ny fony,ary mety tsy tsapany izany.Izay no mahatonga antsika mila mamaky ny tenin'Atra isan'andro,mila miambina fa robahan'ny satana izay teny kely fantantsika raha tsy ampitomboina.Ahoana koa izany?
Miambena tsara fa satana tsy kely lalana,raha vao mifanohitra ny tenin'Atra ny zavatra ataontsika dia mila mandinintena isika.Mankahala,mialona,tsy tia olona,mikritika olona foana,manohitra ny tenin'Atra?.....Raha vao tsy misy fitiavana ao dia mila mivavaka haingana hanohitra ilay herin'ny maizina.
Raha mba mandinika kely fotsiny mantsy izy dia hoe fa maninona tokoa ary no tena tsy zakan'ny aiko io olona io ?:roll: Maninona foana no toheriko izay teneniny? Inona no tombotsoako,inona no zavatra mba nianarako avy tamin'ireo olona izay miresaka amin'ny tenin'Atra ireo?
Tafiditry satana ny baolina,tsy ilay olona no halany fa avelan'i satana hankahala ny tenin'Atra izy ary dia ataony fitaovana ampiasana ho an'ireo mpanohitra ny tenin'Atra ka dia miombokevitra ihany koa izay mpanara-drenirano.:cry::cry:

Ara-panahy dia hiatrika ny fijaliana mandrakizay doria ilay olona raha tsy ety an-tany dia efa mibebaka ,mandray ny tenin'Atra,manaiky an'i kristy ho mpanavotra sy mpamonjy azy.Mandresy ny herin'ny satana,sy ireo hery maizina rehetra izay ampiasany hamotehina ny tenin'Atra.Kely sisa ny fotoana hanaovany izany ary izany no mampa-tezitra azy ka izay manda ny teny dia alainy namana tsara,omeny toky ary bitsibitsiany fa tsy misy marina daholo izany teny izany.:twisted::twisted:
Tsy misy reny na ray hamonjy intsony rehefa miala eto fa izay vita eto dia izay.Na isika miaraka amin'ny kristy dia hiara-paly aminy mandrakizay na isika miaraka amin'i satana dia hijaly ."Fa ny fihevitry ny nofo dia fahafatesana" kely aloha ny finoako raha velona aza aho tsy nandray ny teny ka any an-koatra indray ve vao hanatotosa?
Mahereza.:-*

32. niryna ( 09/11/2007 12:46)
pissoa:

Niryna:

19 Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana,

20 fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,

21 fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra.

22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,

23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany. Gal 5:19-23

So what? :-D:-D:-D:-D:-D

Tsy manamarina ny zavatra tsy mety ataonao ny fandefasanao amiko andalana lava toy izao. Mety vao maika aza hanameloka anao satria ampiasainao hiarovan-tena fotsiny ny Tenin'Andriamanitra !!! :wink::-D



oops! io ilay noteneniko teo ka
Asa aloha fa aminao ilay izy manamarina,amiko ilay izy tsy izany.
Izy irery ihany no afaka ahafantatra ny ato am-pon'ny tsirairay.
Tombotsoa ho antsika ny famakiana ny teniny ka,satana tsy tia sady mahafantatra fa miaraka amin'ny FM ny olona mino an'Atra ka raha vao misodisody eo akaikiny eo dia dakan'ny FM mipitika any amin'ny afobe:D
Izany no mahatonga azy hiditra any amin'ny olona izay tsy mety mandray ny tenin'Atra ary dia ataony tezitra sy mitsipaka hatrany ilay voasoratra.

http://baiboly.org/toko.asp?boky=IKORINTIANA&toko=2&andininy=5-9&dika=
33. xxx ( 09/11/2007 13:02)
pissoa:


So what? :-D:-D:-D:-D:-D

Tsy manamarina ny zavatra tsy mety ataonao ny fandefasanao amiko andalana lava toy izao. Mety vao maika aza hanameloka anao satria ampiasainao hiarovan-tena fotsiny ny Tenin'Andriamanitra !!! :wink::-D



8O Tsy tia mihaino na mamaky baiboly angaha i pissoa ? :roll:
Izaho izao dia hery lehibe ho ahy io.:D

Tsy misy olona hanamarina ny tenany mihitsy kosa aloha e.Izay eritreritrao tsy mitovy ny azy.Tsy ho voatery hamaky koa anie hianao,dingano dia samy vita. :cry:
34. pissoa ( 09/11/2007 14:07)
xxx :-D:-D:-D

Tsy afa-po mihitsy ve raha tsy namaly in-3 ?

Misaotra nandany andro amin'ny sermon-nao, na dia tsy novakiako aza ny sasany fa nodinganiko dia samy vita. Raha ny tenin'Andriamanitra no tsy tiako dia tsy nijanona katolika aho fa nifindra ... !

Dia amin'ny manaraka izay tiana horesahina atao lohateny. Ny zavatra ataonao, raha tsy azonao ny mahatonga ahy miteny, dia tahaka ny hoe ovainao anarana Manga ny anaran'ny Evanjely araka an'i Lioka satria izay no heverinao fa hamakian'ny ado azy ! Tsy mety izany amiko satria FITAKA. :-D:-D:-D
35. ikaretsaka ( 09/11/2007 16:50)
xxx> toa izany no ataonao ko... tena izany manko e
Te hanamporofo sy hizesta fa mamaky baiboly de..tsimponina
Mety vao maika aza hanameloka anao satria ampiasainao hiarovan-tena fotsiny ny Tenin'Andriamanitra !!!

marina dia marina io..

Amboary aloha ilay fifanajana dia ny resaka valiana @ fo ry niryna an

1)Tsy hitako izay idiran'ny Mpakato ny teny amin'ny fanontaniana hoe inona i niryna Blure shield sa metlife sa HIP na AArp na Medicaid
Izaho ry niryna manontany ohatran'ny manontany rehetra a!

2)fa tsory ny marina: fa ianao ve nilaoza'ny cognito tokoa sa nandao azy e:roll:?? mampivady ny akoho @ akotry tsss)

Hoy ny tompo hoe 27" Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy,
28 ary Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very izy mandrakizay, ary tsy hisy handrombaka azy amin'ny tanako.


Dia ho'zy koa izy mantsy an'i Piera hoe fahano ny reniondriko sy ny zanak'omndriko... fa tsy hoe fahanan'o niryna amin'ny tsimpona akory!
sa i niryna piera ihany?
Sa Tsy azoazon'i niryna io dia tsy notsimponina:-D




36. niryna ( 09/11/2007 18:48)
pissoa:

xxx :-D:-D:-D

Tsy afa-po mihitsy ve raha tsy namaly in-3 ?

Misaotra nandany andro amin'ny sermon-nao, na dia tsy novakiako aza ny sasany fa nodinganiko dia samy vita. Raha ny tenin'Andriamanitra no tsy tiako dia tsy nijanona katolika aho fa nifindra ... !

Dia amin'ny manaraka izay tiana horesahina atao lohateny. Ny zavatra ataonao, raha tsy azonao ny mahatonga ahy miteny, dia tahaka ny hoe ovainao anarana Manga ny anaran'ny Evanjely araka an'i Lioka satria izay no heverinao fa hamakian'ny ado azy ! Tsy mety izany amiko satria FITAKA. :-D:-D:-D



:roll:
37. niryna ( 09/11/2007 18:49)
Mampihomehy ahy hianareo sy pissoa ireto,mampalahelo mantsy e
38. ikaretsaka ( 09/11/2007 18:52)
inona no mbola mampihomehy sy mampaleho an'i niryna @ izany? omeo antony hoe?
Matina sy tsotra sy mazava ny azy! inona amin'io no diso? mba lazao hoe?
dia rehefa tsy misy atokona intsony ..mitsora fa mivonkona
vavolombelon'ny mpiasa ny bainga ry niryna an, raha mijoro vavolombelona, ito sujet ito hijoroana voalohany indrindra!
39. fijo ( 09/11/2007 23:48)
fa niryna ve izany tsy manao ireo fiarovana arapanjakana misy any fa di avavaka fotsiny????
40. cutie ( 10/11/2007 01:42)
niryna kissssssssssssss:-*:-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0891