ikaretsaka:
ary mahay hira katolika ihany i niryna ity kay...
Mahay aho aka,andao hoy aho isika dahy hiaraka ihira na hira zafindraony aza,mahay hira betsaka aho.
Nisy hira izay ,sendra nandeha tany amin'ny fianarana baiboly ho an'ny vehivavy aho taty.
Fantatrao ve ity.
I got a victory,alleluia(2)
Every knee shall bow,every tongue confessed
That He is Lord,He is Lord(2)
Izay no naverimberin'ireo vehivavy sady mihondrika kely izy no manao fihetsika :D Tena variana aho.
Dia izay . Tadidiko foana.
Naharesy aho , aleloia (2)
Ny olona rehetra no mandohalika,ny vava rehetra no mifona
Fa kristy no Tompo, kristy no Tompo(2)