Paix a ton ame Tôty !!!
1. titihh
(
07/11/2007 18:18)
Tohina bé ny fo raha naheno ny fahalasanan'ny namana isan'ny kalazalahy indrindra amin'ny mozika malagasy,tsy hahasoratra betsaka fa feno dia feno tokoa ary tena tankina tanteraka.
Ny namana rehetra eto amin'ny serasera izay isan'ny vavahady sy tetezana iray hifandraisan'ny artiste sy ny mpankafia ary mpanakanto sy ny mpankafia rehetra dia mirary fihononana feno ho an'ny fianakavian'Itompokolahy ,ary miara-miombon-kalahelo tanteraka amin'izy ireo ,kamboty indray ny kanto malagasy ,indrindra ny hira malagasy!!! Mandria am-piadanana ... :oops:
Paix a ton ame TOTY !

novalian'i cutie ny 09/11/2007 04:54
3. rakaroka
(
07/11/2007 21:34)
"Arrangeur-compositeur" no tena nanamarika ahy taminy ka, mitendry gitare, basse, sns aloha izy fa ny "arrangement"-ny no tena nampiaiky ahy.
Misy santionany ity: asa raha hisokatra fa mila tsindriana ny play aloha e:
http://www.artistdirect.com/nad/window/media/page/0,,259470-2036310-WMLO,00.htmlhttp://

4. rakaroka
(
07/11/2007 21:38)
http://www.artistdirect.com/nad/window/media/page/0,,259470-2036310-WMLO,00.html.
En faite tsy nisokatra fa ilay hira dia
"Banja malalaka/ Izaho tsy hiala" de Mily Clément.

5. sasa
(
08/11/2007 04:29)
mirary fihononana feno ho an'i fianakavian'i Tôty d mandria am-piadanana :(:(:(
6. ravatorano
(
08/11/2007 05:05)
i Toty dia mpitendry gitara basse na beso
marina ihany koa fa sady mpamorona izy no mpandrindra hira ihany koa ary isan'ieo sangany amin'izany ny tenany
Araky ny voalazan'i Solo Hasambarana dia tsy nahazaka ny famelomana azy intsony ny fony izany hoe réanimation cardiaque izany ,aretim-bavony no nahazo azy ary izay no nitarika ny fahafatesany rehefa avy nodidiana tao ami'nny Hopitaly Ravoahangy tetsy ampefiloha izy.
Maro ireo mpanakanto no tonga namoaka ny faty tao ami'ny hopitaly toa andry datita rabeson, ry mika sy davis,ry jaojoby,ry solo sy ireo marobe tsy voatanisako eto
mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany sy ny artista !
mandria ampiadanana Toty fa ny sanganasanao dia ho re eny lalandava
:wink:

7. richtiana
(
08/11/2007 08:10)
Toty le mpamorona ny hiran'ny feon'ala ve izany?raha tsy hahadiso.Mirary fiononna feno ho an'ny fianakaviana manontolo.
8. ravatorano
(
08/11/2007 09:43)
richtiana < i charles maurin Poty ilay mpamorona ny hiran'ny feon'ala fa tsy i Toty
nifandiso kely iny
nifandiso kely iny
9. xxx
(
08/11/2007 10:28)
rakaroka : fa toa sarin'i milly clement no hitako ao am lien:roll: tsy fantatro mitsy izany tôty izany.
10. titihh
(
08/11/2007 13:14)
" xxx ":Raha tsy fantatrao i Toty dia henoy ireo voalazan'i ravatorano ireo fa misy sombin'ny sangan'asany,mazava loatra fa tsy ireo ihany akory fa santionany ireo.
Ny tena marina dia ny artiste rehetra dia samy mahafantatra an'i toty daholo satria i toty dia mpitendry sy mpandrindra ary mpandamina hira (salegy jazz sns... toute clés) ..sns ,izay no tsy nahafantaran'ny olona tsotra azy loatra ,fa raha mpihira izy dia mety ho mora tamin'ny tsirairay angamba ny nahafantatra azy ( fa izy koa nihira ihany nefa ,fa ny fitendréna no nahafantarana azy... raha mbola artiste na mpihira na mpitendry angamba dia inoana fa samy manana ny fahatsiarovana manokana t@ fiarahana t@ i toty avokoa (samia mieritreritra any am-pony any fa tsy ary ho tanisaina eto avokoa izy ireny,na ho'é samy hitantara eto fa ngamba dé sempotra ny forum!!!.....indrisy anefa fa ankehitriny dia....sento sisa....!! mivavaha ho azy ;) //soupir!

11. xxx
(
08/11/2007 14:12)
ok! mazava: izaho koa tsy any dago fa aty ampita dia izay no tsy hahalalako azy loatra.
13. rakaroka
(
08/11/2007 15:14)
Marina ny voalazan'i xxx hoe tsy hita eo @ liens nomeko io ny sarin'i Toty sy ny momba azy, en faite misy sariny any @ madanight sy ny gazety midi androany?....
Fa io liens nomeko io mampatsiahy ahy "santionany t@ sangan'asany: "Izy no nanao ny arrangément-ny mozika
mandeha @ liens nomeko io" Ary nisy fotoan'andro nandeha foana io mozika io t@ 'zaho tany dago: "TIAKO BBBBBBEEEE" mihitsy aloha ilay clip nisehoany t@ izany teo amin'ny tora-pasika no ni-danse dia ilay mozika no mi-swing BBBBbe/
Voantantarany hatramin'ny namoronany ny "arrangement"n'io aza taty aoriana.

14. mabloo
(
08/11/2007 16:43)