iza no efa nahazo namana fa za mbola tsy nahazo mihitsy

1. epsedo ( 05/11/2007 17:24)
tena mahatsiaro irery aty anaty lohasaha mangina ary feom-borokely sy akantony zavaboary no mba any namako (imagineo un peut) .Aleo aloha za hanirery fa aza voazina :oops::oops:
répondu par peta123 le 11/01/2008 09:18
2. sitlo ( 05/11/2007 18:11)
aza asiana t ilay izy dia mahazo namana be dia be. :°)
3. ainaheri ( 05/11/2007 18:47)
4. diamondra27 ( 06/11/2007 08:46)
sambatra dahy kely,
zany zao no tena tsara fa tsy le drodroky ny asa foana.
de asiana le manjono sisa
(haingàna hono fa efa miandry izy e!)
:-*:-*

5. melody ( 06/11/2007 12:53)
ka miankina @ ilay hoe aiza ilay lohasaha ange io e:D
diam: ela tsy shita indry an, :-* dia inn no hampiasaina rehefa manjono, kankana ve?:°)
6. diamondra27 ( 06/11/2007 14:20)
melody: le tena manjono trondro no tiako tenenina@io fa tsy le 'iray kosa e!:lol:
asian-dry kakana na le faux kakana plastika 'reny akia a!jereo any @ le mpivarotra fintana'reny , de asiana le kivolovolo 'reny koa, misy kolera isan-karazany, maintso , orange, fluo sns
de misy pêche en gros sy pêche eny @ lac sy ny eny @ranomamy e!
sady le plasy kalma lazain'ny epsedo io zao mety minana tsara mitsy ny trondro.

Refa mahazo langouste de mba atsoy za hanatono azy hihihi (asiana ail sy pesil ,hummm miam miam

epsedo: namana mande any @ le toerana calme ve zany tedavinao zany sa namana hanao inona aloha?
7. epsedo ( 06/11/2007 16:44)
diamondra27: mety mihinana mihitsy raha manjono fa ndrisy tsy ampy ny heriko entina anjono.Namana ve? manirery aho eto.:roll::roll:
8. diamondra27 ( 07/11/2007 08:51)
epsedo: be de be eto ny namana fa anoraty any hafatra ry zareo e!
9. epsedo ( 10/11/2007 21:37)
diamondra27:misaotra tamin'ny toro hevitra nao.
"minia mifaly raha ory minia mitsiky raha tomany .rado"
10. peta123 ( 11/01/2008 09:18)
ka enao be santimaka be d sarotra b ny miresaka aminao satria manjary mitady voambolana afa mintsy d aleon'ny oul tsy miditra fa mba ataovy teny miattiré anoul d ok
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1508