sens de l'humour

1. toakagasy ( 05/11/2007 19:05)
Ahoana kay no hanana sens de l'humour?

Ilay olana dia lazain'ny olona fa matotra be foana aho na dia resaka tokony ho vazivazy aza hono.:arrow:
novalian'i mirabela ny 06/11/2007 19:38
2. simplex ( 05/11/2007 19:39)

:D:D:D
teo no niala,

tsotra fotsiny:

* eritrereto hoe manana sens de l'humour doly ny olona iresahanao rehetra :)

* aza mora tezitra, ary aza matahotra fa hahatezitra olona ny tenin'la

Ohatra:

xxx: 13+5 moa firy, 16 an
toakagasy: dondrona zany ra ol, ragidro no fetra
xxx: felahako eo enao an
toakagasy: ity ny takolako havia ra ho felahanao kou

^:^^:^

ps: miala tsiny fotsiny ra toa ka misy olona tena tezitra na hoe tsy sangisangy no teneniny.
3. xxx ( 05/11/2007 20:21)
toakagasy:

Ahoana kay no hanana sens de l'humour?

Ilay olana dia lazain'ny olona fa matotra be foana aho na dia resaka tokony ho vazivazy aza hono.:arrow:


rehefa tsy natoraly aminao ilay izy fa angaha azo forcé-na na calculé-na ho tsy maintsy humour enao....
nefa raha mifanerasera amin'ny olona be humour foana ianao mety hiova ka!


4. rova30 ( 05/11/2007 20:46)
toakagasy!:)

...asiana tsiky, asiana akama ,asiana tsaky , dia rozy , rozy e:-P
Kobokobony ao ilay resaka, fa tsy hampiova ny toaka gasy ho divay akory ,fa aza manahy!
toakagasy ihany no toaka gasy
Tsy maka lagy Rakoto a!Manarak'onjany ho'aho dia misosa lay fiainana!
:-P
5. pissoa ( 05/11/2007 21:46)
asiana toakagasy d'efa mety e :@:-D:-D:-D
6. sarobidy ( 06/11/2007 07:20)
fanina am zany
7. Kwasi ( 06/11/2007 12:39)
1) ialao ny toaka gasy dia soloy eau vive. Omeo ana fa za manana eau viva.
8. rova30 ( 06/11/2007 17:24)
:oops:...Toa lasa dokambarotra any amin'ny rano fisotro indray re ry kiaky o!!!:-P

toakagasy!

Miseho amin'ny endrika maro samihafa ny "humour", ary ilaina lay izy amin'ny fiainana andavan'andro, dia anjaranao izany no tokony hanome malalaka ny "sens" handraisanao azy !
9. mirabela ( 06/11/2007 19:38)
mijerev blag bdb d reny tataraina, d somary atovy am version nao. fa ca march.:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3246