mitady namana

1. Mbilokely ( 02/11/2007 15:16)
Manao ahaona daholo?
I Mbilokely no iantsoana ahy.
Mitady namana hifampiresahana sy ho namana izaho.
Manantena ny hamalianareo ahy.
Vehivavy eo amin' ny 25 taona no miakatra ary lehilahy eo amin' ny 40 taona eo eo.
Misaotra
A +
répondu par palumpe le 12/02/2008 13:53
2. keyoann ( 02/11/2007 23:17)
koa manin ko zao no asiana limite d age ohatr izany?:evil:
3. majakely ( 03/11/2007 15:26)
:lol:
4. tikakely ( 09/11/2007 08:15)
manao ahoana

raha mahaliana anao dia afaka mifanoratra matetika isika

ny tenako ihany koa dia mila namana

mila mifanakalo traikefa

veloma
5. tikakely ( 30/11/2007 12:01)
za konkou mila namana fa le namako ato tezitra fa nividy carte mère sy ddr tany amin'ny citic behoririka dia tsy nandé le izy dia milonjilonjy dia tsy azo resahina mintsy dia tsy hitako izay hatao aminy

6. derk ( 10/12/2007 13:14)
madthoby@gmail.com:o:o:oitady namana aho mba hifampizara traikefa @ko.
7. derk ( 10/12/2007 13:15)
maditady namana aho mba hifampizara traikefa @ko.
8. tynah ( 13/12/2007 18:21)
dia raha tsy tafiditra ao anatin'ilay taona io zany d aona?
9. palumpe ( 12/02/2008 13:53)
za ko mba mitady namana fa ndao ary hinamana.Sady za tafiditra ao @lé taona tadiavinao mints
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4072