Na ny misy na tsy misy

1. ikaretsaka ( 02/11/2007 19:32)
Misy resaka momban'i satana sns, abortions, sns Kiranil tatsy dia nahatonga ahy hahatadidy ity sobjektra ana teolojia ity:

Is God a Creator of the Uncreated?
Andriamanitra ve Mpahary ny zavatra mbola tsy ary?

Ohatra angalana sopapa: ny Rahampitso sy ny amin'ny erintaona izao zavatra tsy mbola "ary"! dia iza no nahary azy?
novalian'i fijo ny 03/11/2007 01:09
2. cutie ( 02/11/2007 20:27)
Is God a Creator of the Uncreated

yes:)
Ohatra angalana sopapa: ny Rahampitso sy ny amin'ny erintaona izao zavatra tsy mbola "ary"! dia iza no nahary azy?

efa fantatra zany :D
3. xxx ( 02/11/2007 20:35)
ny Rahampitso sy ny amin'ny erintaona izao zavatra tsy mbola "ary"! dia iza no nahary azy?


Rahampitso izany "future", na "ho avy"

ary ny hoe iza no nahary passe, na hoe "lasa"

ka amboary aloha ny fanontanina fa tsy azo.
4. ikaretsaka ( 02/11/2007 20:56)
ny passe efa cree
fa ny future ve efa voa cree? raha araka ny hevitrao?

azo @ zay?
5. cutie ( 02/11/2007 21:07)
efa:)
6. piste ( 02/11/2007 21:16)
Andriamanitra = Eternel : Anio, omaly ary mandrakizay.
=> toute est donc devant Dieu, isan'izany ny ho avinao, ho aviko, ho avintsika rehetra.
Fa kosa miara-manamboatra ny ho avy izay miaraka @ Andriamanitra isika, satria mpiara-miasa Aminy.
7. cutie ( 02/11/2007 21:33)
. Mpandefa : piste [ Valio ] 02-11-2007 22:16:49
Lohateny : Re : Na ny misy na tsy misy
Andriamanitra = Eternel : Anio, omaly ary mandrakizay.
=> toute est donc devant Dieu, isan'izany ny ho avinao, ho aviko, ho avintsika rehetra.
Fa kosa miara-manamboatra ny ho avy izay miaraka @ Andriamanitra isika, satria mpiara-miasa Aminy.

amen:lol:
8. fijo ( 02/11/2007 21:42)
fantatra fa nisy ny lasa ary hay koa fa hisy ny ampitso,fa tsy andriamanitra no nanao ireo.io le natiora.
9. cutie ( 02/11/2007 21:43)
. Mpandefa : fijo [ Valio ] 02-11-2007 22:42:16
Lohateny : Re : Na ny misy na tsy misy
fantatra fa nisy ny lasa ary hay koa fa hisy ny ampitso,fa tsy andriamanitra no nanao ireo.io le natiora.

i fijo wa mampitsiky foana :lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
10. ikaretsaka ( 02/11/2007 21:47)
piste:

Andriamanitra = Eternel : Anio, omaly ary mandrakizay.
=> toute est donc devant Dieu, isan'izany ny ho avinao, ho aviko, ho avintsika rehetra.
Fa kosa miara-manamboatra ny ho avy izay miaraka @ Andriamanitra isika, satria mpiara-miasa Aminy.


sssssssssssss piste koa migafy!!!
11. ikaretsaka ( 02/11/2007 21:48)
mety kamboko ry rahalahy fa saika elaela aho vao hamoaka an'io de navoakanao sahady:-D
12. cutie ( 02/11/2007 22:00)
manao ohtran'ny Nirina koa kay i IKa :-D
13. fijo ( 02/11/2007 22:03)
ika an,azo lazaina hoe efa nitranga ny ampitso an.
ohatra.raha mbola 31 dec ny aty frantsa,misy efa 01 janoary ny any new zeland.izany hoe efa ampitso nefa androany.
14. ikaretsaka ( 02/11/2007 22:18)
cutie:

manao ohtran'ny Nirina koa kay i IKa :-D


rehefa ilaina, saingy ny ahy rehetra traingo aho dia miteny hoe traingo, fa tsy hitsimpona baiboly be de hanao 50 lignes en 10 paragraphes
15. cutie ( 02/11/2007 22:46)
traingo :-D:-D:-D:-D
16. fijo ( 02/11/2007 22:52)
cutie na,tsy misy tsy mitsimpona kosa anie e,na krispijo aza mba nindrana tao,fa tsy atao gazety be
17. cutie ( 02/11/2007 22:55)
fijo in a:roll::roll::roll:
18. rabilabila ( 02/11/2007 22:57)
Raikitra indray ny Création vs Evolution ?
Ny dieu omnipotent ,omniscient vs science?
Ny revélation vs expérience?
Ny 3 en 1 vs raison ?
Ny théiste vs déiste ?
Ny theiste vs athée?
Ny mythes vs réalités?
........................
:roll::oops::lol:
19. ikaretsaka ( 02/11/2007 23:03)
cutie:

traingo :-D:-D:-D:-D



mea culpa mea maxima culpa
20. cutie ( 02/11/2007 23:06)
za alou tsy mahay teny hafahafa:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0917