Na ny misy na tsy misy

21. fijo ( 02/11/2007 23:14)
cutie krispijo e;
22. cutie ( 02/11/2007 23:16)
hihihihihihihi
hay moa
23. fijo ( 02/11/2007 23:25)
kyyyy hadino sahagy ve,nefa ndry dekonina ato
24. xxx ( 02/11/2007 23:26)
hihihihihihi
25. fijo ( 02/11/2007 23:28)
mila fihaonana manokana mihintsy izany fa mitady hanadino ny lalana marina;
26. cutie ( 02/11/2007 23:29)
rahoviana ny fivoriana:-D
27. fijo ( 02/11/2007 23:52)
haingana
28. cutie ( 02/11/2007 23:53)
zao de zao ve zany haingana:-D
29. fijo ( 02/11/2007 23:56)
hoavy tsy ela
30. cutie ( 02/11/2007 23:59)
hihihihihihihi
31. ikaretsaka ( 03/11/2007 00:00)
fijo cutie.. nga lasa fivoriana indray ny secte anareo fa tsy fanopoam-pivavahana
32. cutie ( 03/11/2007 00:01)
nga nareo tsy mba mivory :-D
33. fijo ( 03/11/2007 00:02)
samy miangona anie e,de ny anay arahana asa
34. cutie ( 03/11/2007 00:04)
finoana arahan'asa :)
35. fijo ( 03/11/2007 00:07)
ie,asa be mihintsy fa malalaka ny tany hofenoina
36. cutie ( 03/11/2007 00:09)
hameno ny fiangonana we:-D:-D:-D:-D
37. ikaretsaka ( 03/11/2007 00:29)
hay mo
38. fijo ( 03/11/2007 00:45)
ka hofenoina fiangonana ny tany malalaka ka
39. cutie ( 03/11/2007 00:52)
ie:-D
40. fijo ( 03/11/2007 01:01)
asa be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0472