Antemoro II
1. tsaramaso
(
30/10/2007 09:05)
Kay ve ny antemoro ka kômorianina le !!!!!! hahahahaaha !!!!! http://www.madagascar-guide.com/fr/Pages/ethnies/antemoro.html
novalian'i mpanarivo ny 14/01/2008 23:21
2. ainaheri
(
30/10/2007 10:31)
D maninona zao zany,ny azy aza mba fantatra ny fiaviany fa ianao io mba iza,ary avy aiza?????????????????????????
3. xxx
(
30/10/2007 15:41)
kah in no olana raha komorianina ny antehimoro na tsia? amiko Gasy mitovy doly na atsimo na avaratra na atsinanana na andrefana. Sa tsaramaso vazah? d tsy tia ny maizina? Ianao anie ry tsaramaso na ho aiza na ho aiza Maizina foana ianao eh, ka aza manao an zany.
4. zoara
(
30/10/2007 16:08)
tsy azoko tsara ny dikan'ilay hoe !!!!hahahaha!!!!!
ampiasaina izy io raha toa ka misy zavatra "drôle" = mampimehy na "moquerie"= maneso,fanesoana.
ny olona nianatra(niditra sekoly) na mahay mamaky teny(=namaky boky)dia mahalala tsara ny tantaran'ny fiavian'ny mponin'i gasikara,na dia mbola tsy voafehin'ny manampahaizana(ethnologue) tsara aza le izy!!!!!maro angamba no mahalala fa ny ankamaroan'ny mponina afrika dia avy tamin'ny vazimba(=pygmée)
avy eo dia niatomboka ny "metissage"=negro-africains,ao anatin'izany ny komorianina(=metis),eropeanina(portigais,greque....)betsaka @ faritra atsimo,andrefana,hatrany mahajanga....ny endonezianina,malezianina.....@faritra afovoantany.....tany ho any @ taonjato faha 14,avy de tonga ny arabo=fotsy tava sy ny andiany faha roa @ afrikana maity sy ny andiany faharoa eropeana....
tohizo ary ahitsio ho an'izay mahalala!!!!!

5. xxx
(
30/10/2007 19:32)
Mivarina kilasy T5 i tsaramaso (na 7eme) mianatra tantara sy jiografia, fa afaka CEPE tamin'ny risoriso.
6. Bita
(
31/10/2007 14:40)
Ny teny hoe ANTE (oh: Antemoro, Antesaka, Antefasy, Antembahoaka sns,...) dia midika hoe fiaviana (d'origine)
Jereo ireo tanatra fa maninona no atao hoe Antesaka: ny saka midika faritra ary avy @ io indray ny hoe Sakalava izany faritra lava. Antefasy izany dia hoe Faritra @ fasika ary ny Antemoro izany dia Faritra @ sisiny (morony) sns... Anjaranareo koa no manohy

7. xxx
(
02/11/2007 07:48)
ary ny antetsaramaso??
ry tsaramaso ,refa tsy mahalala d tokony manontany, fa izy hanome valiny anao fona eto fa tsy mirediredy sy mihahahaha,ambany fisainana,itako no tsaramaso,refa voky azy d ery ambany no mipoapoaka:-@

8. mpanarivo
(
14/01/2008 23:21)
iza no miteny fa ny antaimoro origine comorien ry vendrana!mba manontania alou vao miteny kosa e!
raha tsy izy mankony ianao tsy ahafantatra ny tantara.ny antaimoro tompoko dia ireo no tena gasy. fa ny ankoatr'izay avy t@ foko hafa.oh:ny ambaniandro(merina) tarak'ireo andevo netin'ireo vazah avy tany indonezia (tantara lava be izy io).ary ny sakalava :tarak'africa avy ao tanzanie.izany hoe tsy nisy foko maro izany ny tao mada fa niforina taty ahoriana daholo ireo rehefa niparitaka.
fa izay miavaka hoditra fotsiny no voalazako teo.
fa ny olona izay hita tao aminio nosy (madagascar)io voalohany tompoko dia ny antaimoro,fa nitongavan'ireo arab mpivaro-mandeha nionina tao d lasa nifangaro. satria ireo arab ireo efa nitety faritra maro eran'i mada fa tsy nahita olona tao ankotr'ireo olona ireo.
izany no midika fa ireo no tena gasy.
fa ianao izay milaza io no tsy gasy fa sandoka.
sy ireo olona nihavianao rehetra