bn anif sasa e

1. ari.malala ( 30/10/2007 12:30)
zao vao hitako fa bon anif ky sasa a! d anaova fety milay b d aza adino ny gato ako, ento am 10 nov;)
novalian'i Valala ny 08/11/2007 14:13
2. tess ( 30/10/2007 12:37)
hummmmm! bonnanifff! aky ry sasa kely an!
manja ve klou ny ambondrona tao e!:-*
3. sasa ( 30/10/2007 13:01)
misaotra anareo namana mahatsiaro d enga anie hombam-pahasoavana hatrany ny fiainatsika rehetra.
ari.malala sy tess kiss be ho anareo 2 d ny gateau an'i ari.malala izany am 10 entina na ampirevena gateau nareo telo refa am fotoana mahamety an'azy.:-*:-*:-*:-*:-*:-*
bon anniversaire koa i avylavitra izay mitovy anniversaire amiko.
:-*:-*:-*:-*
tess manja ny ambondrona kan!hainjy ihany, tsy nahita an'i miou sy toky akia za koa.
4. tess ( 30/10/2007 13:05)
:wink:ary i mamz????iny tsy maitsy hoe tany an!
fa zarao amzay wa lay gatô fa hainjy ihany ny fitiavako anreny an!:-P:-P:-*
5. ratonga ( 30/10/2007 13:39)
bônanivérséra twa dé aza adino ny anjara gatôako an!:*
6. sylvain ( 30/10/2007 14:11)
bon aniv sasa!!d omeo gatô zahay é!tsara wa lé mitombo taona é!:wink::-*:-*
7. sarobidy ( 30/10/2007 14:13)
kiss kiss kiss d bonanif, fa rôvina nefa le izy sa tam ovina e?
De mirary ny soa sy ny tsara rehetra ho anjy!
8. simplex ( 30/10/2007 14:52)
:-*:-*
9. rakaroka ( 30/10/2007 15:13)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/happy-birthday-to-youuu.gif[/IMG]
Tratry ny tsingerintaona akia sasa a :-*:-*:-*
10. sipagasy ( 30/10/2007 15:44)
arahabaina izany sasa tratry ny fety akia annnn, mbola hihaona ihany isika e!!!

bizz beh:-*(l):-*
11. andryrabe ( 30/10/2007 15:47)
sasaaaaa!!
arahabaina tratry ny fetinao eee. de miandry ny mofomamy aho zany aoriana kely. mbola velona aty foana fa zany hoe feno ny fandaharana an.
am manaraka manao pro tsaratsara kokoa ho fankalazana eee.
salut dooly fotsiny ho an'ny namana rehetra an.:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
12. fanaina ( 30/10/2007 16:36)
:-*:-*(l)(l):-*:-*:-* Bona nif njy:-*:-*
13. tywa68 ( 30/10/2007 17:37)
Tena tara aho fa azafady akia sasa an ! bon anniv njy d mirary soa be da be :-*:-*:-*
14. mangirana ( 30/10/2007 18:40)
[bon anif sasa

15. mbaliana ( 30/10/2007 19:53)
tena tara koa akia za fa bonne fete akia ry sasa dia asio ao ny anjarako fa asaiko hohaninjy ihany rehefa avy eo e...:-*:-*:-*
16. Papoose ( 30/10/2007 20:23)
happy happy happy happyy atchouuuuuuuuuum bonaniversera sasa, dia mba asio fety misy pokatraka sy ziii oooh!:-*
17. sasa ( 31/10/2007 04:18)
misaotra betsaka anareo namana rehetra nahatsiaro, tsy nisy tara daholo kan! omaly 30 anie le izy, d mirary ny soa sy ny tsara ho anareo namana rehetra ihany koa.
Ny gateau izany d alefako virtuel any ry tess an!:-*:-*:-*:-*:-*:-*
18. sasa ( 31/10/2007 04:22)
Papoose refa tonga aty njy d tsy maninona fa asina pokatraka sy ziiiii be da be ary kakapizon

sipagasy, aty foana akia miandry anjy izahay fa tongava :-*:-*
ratonga, sylvain,sarobidy,mbaliana,mangirana,simplex,tywa68,andryrabe,rakaroka,fanaina,sipagasy,ari.malala,tess,Papoose.misaotra be da be :-*:-*:-*:-*:-*
19. la ( 31/10/2007 04:39)
bon annif aky sasa de aza adino gato anay e!! ho ela velona:-*:-*:-*
20. bimanoa ( 31/10/2007 07:04)
hay omaly ? ary tsy niteniteny an !
bon annif akia sasa d mirary soa bdb, ho tonga @ izay irina d ho tratra antitra e ! :wink::-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2623