bn anif sasa e

21. watafon ( 31/10/2007 08:09)
Tsy nanadino akory lesy fa zao ndray vao mahita an'itony an ! d mirary soa be da be e ! :-*:-*:-*:-*
22. sasa ( 31/10/2007 10:17)
watafon sy bimanoa merci :-*:-*:-*:-*
23. methode ( 31/10/2007 12:38)
Mbola mamerina ny fiarahabana dia mirary ny soa sy ny tsara rehetra! ho tratry ny taona marobe mitsingerina indray, ombam-pahasalamana sy fahasoavana amin'izay irina sy atao rehetra! Bizz mamy be!
24. bobone ( 31/10/2007 14:42)
Sasa: :-*(l):D:D:-*De arabaina akia njy an! ho tratry ny mitsingerina de hitondra fahasoavana sy fifaliana ho ampoky ny tsara rehetra ny fiainan-dry e! de tahia'Atra!:-*:D:-*:-*
25. diamondra27 ( 31/10/2007 19:13)
sasa: bon annif akia a! miala tsiny @ fahatarana e!
bizbe njy de :-*:-*:-*
de tahian'i Tompo lalandava e
26. Samoana ( 31/10/2007 20:55)
Miarahaba ny namana maingoka e ! Ho lava aina hifankahitana eto @ serasera:wink:Tara train lava ny tenanay fa ialana tsiny ô !
27. Ralay ( 01/11/2007 03:55)
Way letié efa lany zay ny gato fa ny jus sisa angamba fa aleo mba hiarahaba na dia tara train aza
:-D bon anniv njy dia mirary soa @heritaona indray mba manaova fety ho an'izay tara train rehetra :lol: :-*
28. sasa ( 02/11/2007 04:37)
:-*:-*:-*:-* atolotra ho anareo namana rehetra d misaotra mahatsiaro
diamondra27,ralay, Samoana,Bobone, methode d misaotra betsaka :-*:-*:-*:-*
Samoana mba omeo an'le detective namako iny ity an :-*:-*:-*:-* refa mifanena nareo.
29. ari.malala ( 02/11/2007 07:42)
sasa, humm efa manakaiky iany ny 10 fa manantena zavatra za @ io an;)
30. bobone ( 05/11/2007 13:48)
Sasa: tsy misy fisaorana akia an! izay no mahafinaritra ny mpinamana mifankatia e! mifanohana @ lafiny rehetra! na tsara na ratsy
Ari an:!hmmmm inona indray zany 10 izany zandry an!
31. sasa ( 06/11/2007 04:36)
bobone :-*:-* fambolenkazo akia izany 10 izany an! d manantena zavatra avy aty amiko hono izy :D
32. karinah ( 07/11/2007 16:40)
Bon'anniv njy ry Sasa kely:-*(l)(l)(l):-*:-*:-* miaraka à voeux-ko les meilleurs(l)(l)(l):-*..de miala tsiny fa somary tara:oops::-*
33. Valala ( 08/11/2007 14:13)
karinah tsy maninona akia an! ny fahatsiarovanjy an'ahy d'efa zava-dehibe amiko, misaotra akia an :-*:-*:-*:-*:-*:-*(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2828