Tsara ho fantatra!!Raha mahasoa anao.
1. niryna
(
30/10/2007 06:23)
Maro ny fomba handraisan'ny tsirairay ny bokin'ny Apokalypsa
ASA 17
20 Fa mampandre ny sofinay zavatra hafahafa izay tsy fantatray hianao; koa tianay ho fantatra izay hevitr'izany zavatra izany.
21 (Fa ny Ateniana rehetra sy ny vahiny izay nitoetra teo tsy nandany ny androny tamin'ny zavatra hafa, afa-tsy ny hilaza na hihaino zava-baovao.)
Mety ho maro ny olona izay tsy hitovy hevitra na hanaiky izay hevitra lazaina mikasika io boky farany io.Ny tanjona dia ny fitoriana ny famonjen'i Kristy.
* Alalino tsara ny voasoratra ao anaty baiboly(use common sense)Mamaky gazety isika dia miainga avy ao anaty baiboly fa tsy ny gazety.
*Aza ampitohizana ny baiboly ny zava-misy voalaza ao anaty gazety
Ohatra hoe voasoratra ao anaty baiboly
Mat 24:6-8
6 Ary handre ady sy filazana ady hianareo; koa mitandrema, aza matahotra; fa tsy maintsy ho tonga izany; nefa tsy mbola tonga ny farany.
7 Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy mosary sy horohorontany amin'ny tany samy hafa.
8 Fa izany rehetra izany no fiandohan'ny fahoriana.
*Aza matahotra ny mamaky ny hafatr'izay tsy mifanaraka ny tenin'Atra,kanefa tsy tokony ho menatra ny handaha fa tsy mitombona ilay fandraisany azy,raha tsy mahavaly aza hianao ,misy hafa hanampy izany.
*Misy 66 ny tantara ao anaty baiboly koa vakio hatrany amin'ny voalohany fa manjary lasa dika vilana raha tsy izany ;raha misy manome andiny sy ny tokony.
*Jereo foana ny references mba aha-mora ny fahalalana ilay hevitra tiany ho hampitaina.
Ny fanantenana nomen'Atra antsika!
"Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra, Fa aza miankina amin'ny fahalalanao;
Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra, Fa Izy handamina ny làlanao." Ohabolana 3:5-6

novalian'i niryna ny 04/11/2007 05:26
2. niryna
(
30/10/2007 17:15)
Fanazavana
Matio 24
29 Ary raha vao afaka ny fahoriana amin'ireo andro ireo, ny masoandro dia hohamaizinina, ary ny volana tsy hahazava; ny kintana hiraraka avy any an-danitra, ary
ny herin'ny lanitra hohozongozonina.
Manambara ny zavatra hitranga rehefa ho avy Kristy,ary ny bokin'ny Apo no mampiseho izany sy manamafy izany ihany koa( 1:7)sy ny hoe maninona izy no nofatsihana?( Romana 11:25-26)
Ny filazana fa ny zavatra niatra(past),ny mitranga(present) ary ny ho avy(future).
Ny nitranga
Ny Apo koa no mampiseho an-tsaina ny sarin'i Kristy farany,eny fa na dia maro aza no maka sary an-tsaina amin'izany dia tsy nisy nahatanteraka(Christ last picture) (1:13-16)
Ny ankehitriny
Taratasy manambara ny fitiavany ny fiangonana (1:30-3:22)
Ny ho avy
(4:1-22:21)
Ny zavatra mitranga izay nolazain'i Mpaminany Jeremia(30),ny hitranga (Mat 24:21)
Mahereza,sarotsaro tokona ny mandinika ilay Apo,mangataha ny FM hanazava antsika.:D

3. niryna
(
31/10/2007 03:32)
Mila mamaky ny baiboly iray manontolo isika vao afaka ny ahafantatra ny lazaina ao amin'ny Apokalypsa.Toy ny mijery sarimihetsika no anoharako azy.Mahafantatra ny niandohany sy ny fiafarany.Raha tonga dia ny hoe ahoana ny fiafaran'ilay movie ,angamba ho sarotra ihany ny hanazava azy eo raha izany.:D