Noana sy mangetaheta ve ianao?
1. salmo1
(
25/10/2007 20:57)
Hoy i Jesus: Izaho no mofon'aina; izay manatona Ahy tsy mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony.
Teny tao anatiny Baiboly io, ka tsara ho an'izay noana sy mangetaheta.
Teny tao anatiny Baiboly io, ka tsara ho an'izay noana sy mangetaheta.
répondu par niryna le 29/10/2007 04:21
2. ikaretsaka
(
25/10/2007 21:21)
dia manaova komonio voalohany ry salmo an.. mandray ny mofon'aina e:-D
"sambatr'izay, izay noana, sambatr'izay mangetaheta...." ho'zy le hira izay
"sambatr'izay, izay noana, sambatr'izay mangetaheta...." ho'zy le hira izay
3. salmo1
(
25/10/2007 21:23)
ika: zay ndray ny komonio sy ny katôlika^:^
ôtrany reny tsy ho voavonjy reny ny bandy raha tsy manao komonio :-D
;-)
ôtrany reny tsy ho voavonjy reny ny bandy raha tsy manao komonio :-D
;-)
4. ikaretsaka
(
25/10/2007 21:27)
de ze mety @ lahy io, fa rehefa any aoriana .. tadiaviko ialahy hoe lasa aiza! k'hony an! de miresaka indray isika!
eo ialahy hiandry n'i Paoly eo, sy hanontany hoe hoe iza no teny marina, i Jesoa sa i Paoly!
eo ialahy hiandry n'i Paoly eo, sy hanontany hoe hoe iza no teny marina, i Jesoa sa i Paoly!
6. fijo
(
25/10/2007 22:10)
za koa aloh atsy handa raha homena e,kaly io.fa raha le singa kely iny tsy ampy.ny ahy avy dia ny ran'i lery iray kalisy sy mofo iray harona
7. rabilabila
(
25/10/2007 22:38)
raha azo atao ilay kalisy avy any bordeaux ,dia ilay mofo asiana foi(e) matavy .
9. LazaDaddy
(
26/10/2007 01:02)
salmo1:ho an'izay tsy mpanohitra be fahatany ny voarakitra ao @ Baiboly.
Teny tao anatiny Baiboly io, ka tsara ho an'izay noana sy mangetaheta.
Salmo> misaotra :-*
13. LazaDaddy
(
26/10/2007 01:12)
ny mahalasa saina ahy dia ny valiteninao manao hoe:
=> hira koa io fa tandremo.
fa tsy hoe: tandremo fa ao anaty Baiboly io.
=> hira koa io fa tandremo.
fa tsy hoe: tandremo fa ao anaty Baiboly io.
14. ikaretsaka
(
26/10/2007 01:30)
ataovy hoe hira masina nalaina tao @ baiboly (ilay vondromboky natambatray... nindraminareo) !
samy vita zanako!
samy vita zanako!
16. niryna
(
26/10/2007 06:05)
ikaretsaka:
dia manaova komonio voalohany ry salmo an.. mandray ny mofon'aina e:-D
"sambatr'izay, izay noana, sambatr'izay mangetaheta...." ho'zy le hira izay
Fa mila mandinintena fatratra vao afaka mandray an'io
17. Rasiligaoma
(
26/10/2007 06:22)
marina dia marina, mba ho mendrika handray azy sy hidirany ao anatinao.
18. Kwasi
(
26/10/2007 09:37)
salmo1> Misaotra @ fampahatsiahivana. Izy io manko adino foana indraindray.
19. cutie
(
26/10/2007 20:05)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 26-10-2007 03:12:21
Lohateny : Re : Noana sy mangetaheta ve ianao?
ny mahalasa saina ahy dia ny valiteninao manao hoe:
=> hira koa io fa tandremo.
fa tsy hoe: tandremo fa ao anaty Baiboly io
tandremo fa hira ao anaty baiboly io:)
20. cutie
(
26/10/2007 20:06)
13. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 26-10-2007 03:30:36
Lohateny : Re : Noana sy mangetaheta ve ianao?
ataovy hoe hira masina nalaina tao @ baiboly (ilay vondromboky natambatray... nindraminareo) !
samy vita zanako!
hay ve i IKa manao ohtr'zao e :-D
