Noana sy mangetaheta ve ianao?

21. fijo ( 26/10/2007 21:15)
niryna,handinika inona aho,fa rah anoana dia lasa ko.dovay ve arian afotsiny.
avereno wa le bokin'olona ry zareo an
22. niryna ( 27/10/2007 03:25)
fijo:

niryna,handinika inona aho,fa rah anoana dia lasa ko.dovay ve arian afotsiny.
avereno wa le bokin'olona ry zareo an

Sotroy ny divay ka,ika no resahiko hoe tsy afaka mihinan-kinam-poana ny kominio na iza na iza raha tsy tena mandinintena tsara. :D


IKORINTIANA 11


26 Fa na oviana na oviana hianareo no mihinana itony mofo itony sy misotro amin'ny kapoaka, dia manambara ny fahafatesan'ny Tompo hianareo mandra-pihaviny.

27 Koa na zovy na zovy no mihinana ny mofo sy misotro amin'ny kapoaky ny Tompo amin'ny fanahy tsy mendrika, dia ho meloka ny amin'ny tena sy ny ran'ny Tompo izy.
io no antony ary mety harary na ho fatsy mihitsy aza raha tsy fo madio no handraisana ny kominio.:cry:
23. niryna ( 27/10/2007 03:34)
fijo:

niryna,handinika inona aho,fa rah anoana dia lasa ko.dovay ve arian afotsiny.
avereno wa le bokin'olona ry zareo an

Dia misy fanazavana ihany koa ny antony izany ry fijo;


http://baiboly.org/toko.asp?boky=IKORINTIANA&toko=10&dika=
24. fijo ( 27/10/2007 04:18)
ka rehefa kaly tsy mila fanazavana ko
25. niryna ( 29/10/2007 04:21)
fijo:

ka rehefa kaly tsy mila fanazavana ko


e.e. tsy nijery izay hianao :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0461